Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy

Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy CDC dia ivon-toerana entina manome lanja ny mpikambana ato amin’ny fikambanana TBM.

Salama isika mianakavy! ❤️Tonga Ity ny fialan-tsasatra ka andao araraotina sady hampiala voly ny ankizy no hampitomboana...
03/07/2026

Salama isika mianakavy! ❤️

Tonga Ity ny fialan-tsasatra ka andao araraotina sady hampiala voly ny ankizy no hampitomboana ny fahaizany! 🔥

Ny fikambanana Tokontany Be Malagasy , Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy sy ny rantsana Tokontany Be Malagasy - Mandarin dia faly manolotra anao :

🇨🇳MANDARIN KIDS🇨🇳

Ao anatin’ny programme:

✔ Mandarin fototra
✔ Kilalao sy activité
✔ Kolontsaina sinoa
✔ Fampivelarana fahatokisan-tena



👥 Groupe kely

⚠️ Toerana voafetra

📩 Soraty “YCT” amin’ny inbox raha mila fanazavana fanampiny na WhatsApp 0372802634

Miarahaba antsika mianakavy 🇲🇬Ny teny Anglisy no teny fampiasa voalohany eran-tany. ❤️Ankehitriny dia Faly Manasa anao i...
02/06/2026

Miarahaba antsika mianakavy 🇲🇬

Ny teny Anglisy no teny fampiasa voalohany eran-tany. ❤️

Ankehitriny dia Faly Manasa anao izahay hianatra izany GRATUIT.🥳

Mankasitraka an’i Paul Cutter, izay nitsidika an’i Madagasikara ary nanapa-kevitra ny hipetraka eto mba Hitondra fiovana tena izy.
Manolo-tena hampizatra antsika hiteny Anglisy.🥰

Miantsoa avy hatrany ny 0345045624 na ny 0372802634 (WhatsApp) raha te higoka izany tolotra izany.

Salama isika mianakavy ❤️🇲🇬Ho fisantarana ny Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy an’ny fikambanana Tok...
29/05/2026

Salama isika mianakavy ❤️🇲🇬

Ho fisantarana ny Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy an’ny fikambanana Tokontany Be Malagasy dia izahay manolotra PROMOTION amin’ny fianarana teny miaraka amin’ny Tokontany Be Malagasy - Mandarin

🚨 PROMOTION – HSK1 & HSK2

👉 Te hianatra Mandarin ve ianao?
👉 Sa te hampiakatra niveau?

Misokatra izao ny :
🎓 HSK1 (Débutants)
🚀 HSK2 (Niveau supérieur)



📚 HSK1

📅 Sabotsy : 9h–12h
📅 Lundi & Mardi : 13h–14h30

✔ Débutants acceptés
✔ Préparation HSK1

💰 150 000 Ar
(2 mois + inscription)


🚀 HSK2

📅 Lundi & Mardi : 14h30–16h
📅 Alahady : 9h–12h

✔ Conversation avancée
✔ Préparation examen HSK2

💰 200 000 Ar
(2 mois + inscription)



💻 Cours en ligne disponibles
🏠 Cours particuliers disponibles



👥 Toerana voafetra ho 10

⚠️ Groupe vitsy isa mba hiantohana vokatra

⛔ Rehefa feno dia mihidy ny inscription

📩 Soraty “HSK” amin’ny MP hiantohana ny toerana na antsoy haingana ny 0345045624 / 0372802634 (WhatsApp)

Miarahaba antsika   mianakavy 🇲🇬SAHIRANA MIFANDRAY AMIN'NY VAHINY IANAO?Midira ao amin’ny fianakavian’ny Tokontany Be Ma...
28/05/2026

Miarahaba antsika mianakavy 🇲🇬

SAHIRANA MIFANDRAY AMIN'NY VAHINY IANAO?

Midira ao amin’ny fianakavian’ny Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy ✨🇲🇬
🎓 Tombontsoa ho an’ny mpikambana :
✅ Fampianarana teny Anglisy MAIMAIM-POANA 🇬🇧
✅ Fihenam-bidy manokana amin’ny saram-pianarana teny Mandarin 🇨🇳
✅ Fampandrosoana ara-kolontsaina sy ara-pahalalana 📖✨
✅ Fiaraha-monina mavitrika sy feno fifampizaràna 🤝
📍Ao amin’ny Centre de Développement Culturel – Besarety
⚡ Aza tara fa voafetra ny toerana !
Tongava misoratra anarana ary manokafa varavarana vaovao ho an’ny hoavinao ! 🚀


Salama isika mianakavy 🇲🇬Hafaliana ho anay eto amin’ny fikambanana Tokontany Be Malagasy ny manasa anao hanantona ety am...
26/05/2026

Salama isika mianakavy 🇲🇬

Hafaliana ho anay eto amin’ny fikambanana Tokontany Be Malagasy ny manasa anao hanantona ety amin’ny Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy hiaraka hiombon’antoka aminay amin’ny asa fampandrosoana lovain-jafy azo tsapain-tànana.

Miantso anareo mpanao asa tànana sy mpanao kanto isan-karazany hifarimbona amin’ireo hetsika efa misy dia ny:
Tour Be Mada
Tokontany Be Malagasy - Mandarin
Fafihai
Sy ireo hafa Hitanao ao amin’ny Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy


Address

II T 37 Besarety
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share