Pst Josué Ratsimbason

Pst Josué Ratsimbason Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pst Josué Ratsimbason, Antanimasaja, Antananarivo.

23/11/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Nanah Andrianirinarivelo, Rinah Andriamalala

21/08/2025

Allô Allô Majunga 📣📣
🔥🔥HANAO FAHAGAGANA JÉHOVAH 🔥🔥
🔥 KADOSH 2025🔥
Faly manasa antsika rehetra vahoaka an'ny Majunga izahay amin'ilay fotoana miavaka izay hanovan'Andriamanitra ny fiainanao

👉Miala avy amin'ny henatra sy fahafam-baraka ka makany amin'ny voninahitra

👉Avy amin'ny vovoka mankany amin'ny fisandratana

📌Tsy fantatro hoe inona ny ady lalovanao fa mino sy resy lahatra aho fa hamangy anao JESOSY amin'io fotoana io ary ho tahak'izay manonofy hianao

🔴Koa am-pitiavana no hanasanay anao ho avy handray ny anjaranao🥰♥️

Satria FOTOANANAO IZAO🫵

TOERANA : Trano be an'ny kolontsaina AKORY HALY MAJUNGA

🗓️20 AOÛT 2025
🔵@ 16H:00mn🔵

Mpitorinteny: Pasteur Josue Ratsimbason

Lohahevitra: 🔥🔥KADOSH 2025 🔥🔥
HANAO FAHAGAGANA JÉHOVAH

Fanazavana : 034 07 607 57
Na Manasa anao hiditra Mp

TONGASOA AM-PITIAVANA TOMPOKO ♥️

Hampahita fitia ireo manaraka ny Pejy sy mizara ny ranty anie ny Tompo.Amen 🙏
01/04/2025

Hampahita fitia ireo manaraka ny Pejy sy mizara ny ranty anie ny Tompo.Amen 🙏

🚨HENOY KELY ANIE
▶️Ny hery no afaka mampihetsika zavatra iray

▶️Ny Hery no miantoka fandrosoana

➡️nefa tsy ny fandrosoana ihany fa ny fihemorana koa

➡️ary ny fijanonana

📌ny zavatra rehetra mitranga eo @ fiainanao dia vokatry ny hery

✅ohabolana.4:18
ny lalan`ny marina dia mandroso satria misy hery manosika azy handroso

📌raha mihemotra ny fiainanao dia satria misy hery manosika anao hiemotra

👉matetika isika mifantoka be @ ireo hery mampandroso fa tsy dia miraharaha ireo hery mampihemotra

👉ireo no tokony hiadivanao andro aman`alina anefa

🍀ex : raha misy fiara milamina tsara nefa tsy mety mandroso dia tadiavo fa misy hery manohitra azy ao izay.

⛔aza terena be fotsiny hoe tsy maintsy mandroso fa mety vao maika hanimba zavatra be dia be

💪mila manohitra ireo hery ireo ihanao
Ipetera 5:8_9

🚨Mivavaha manohitra ireo hery mpanakana sy mpanemotra rehetra.

🚨Manaova ady ara- panahy
Efesiana 6:12

✳Araho ny pejy raha mahaliana anao ny fampianarana 👍
Ary zarao mba ho hitan'ny namanao ⤵️

🙋‍♀️Mitomboa @ fitiavana tompoko🙏
Pasteur Josué Ratsimbason

Hampahita fitia ireo manaraka ny Pejy sy mizara ny ranty anie ny Tompo.Amen 🙏
01/04/2025

Hampahita fitia ireo manaraka ny Pejy sy mizara ny ranty anie ny Tompo.Amen 🙏

➡️Raha tena be fitiavana marina Andriamanitra, maninona no alefany any @ Afobe izay tsy tia azy ?🙄

Io no fanontaniana napetrakin'ny namana iray tamiko🙋‍♀️

✅Voalohany, Andriamanitra tsy be fitiavana, fa Izy mihintsy no fitiavana

⛔ary Andriamanitra tsy mandefa n'iza n'iza any izany fa ny olona no MIFIDY ho any👈

👉efa nomeny safidy ny rehetra ka tsy manery izay safidinao izy
📌Deotornomia 30:19

🤪raha hifidy ny ho any @ afobe hianao dia tsy misy manakana anao

🚨Raha ny tena marina aza dia nanao ny fomba rehetra izy mba tsy handehanantsika any @ Afobe, ka nomeny mihintsy ny zanany lahitoka mba hanavotana antsika tsy ho faty any @ Afobe!

🚨AZAFADY TOMPOKO FA ANDRIAMANITRA TSY MANDEFA OLONA ANY @ AFOBE FA NY OLONA NO MIFIDY HO ANY.🚨

🍀Koa eto ampamaranana aho dia mamporisika anao koa (Tsy manery anefa) fidio ny fiainana, raiso Jesosy, hialao ny fahotana...fa misy Lanitra tsara sy mahafinaritra miandry antsika sy hianao.💫

Mitomboa @ fitiavana tompoko
Lanitra no tanjona
▶️Pasteur Josué Ratsimbason

01/04/2025

🚨🔥🔥🔥🔥🚨

Address

Antanimasaja
Antananarivo
101

Telephone

+261346871571

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pst Josué Ratsimbason posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Pst Josué Ratsimbason:

Share