Fanontaniana 40 mety hanova zavatra

Fanontaniana 40 mety hanova zavatra Hetsik'olompirenena tsotra, tsy miandany, tsy miankina, liana @ fampandrosoana an'i Madagasikara

03/08/2026

Tonga indray ny leran'ny tatitra!

1132 ny vokatra azo anio maraina t@ 10:35, nanaovana ity vidéo kely ity. 1154 izy izao @21:28 izao ☺️ Miakatra moramora eo ny vokatra an-taratasy avy any @ faritra, ary isaorana ireo mpilatsaka antsitrapo rehetra namaly ny antso ka niara-nisalahy manerana ny lafivalon'ny nosy.

Ireo tsy namaly ny antso kosa moa dia entanina hatrany satria mbola misokatra hatramin'ny 15 Aogositra ity raharaha manga ity.
Misaotra e! Tsy ho anay fa ho an'i !

Tsy niova ny rohy:
👉 MG: https://forms.gle/SdZ9FwRGyVQcfsCL7
👉 FR: https://forms.gle/1uTC5KWepqa7ofut8

!

25/07/2026

Hafatra kely indray avy amin'i Idealisoa Joachin Randriamampandry, poeta, nanoratra ny tononkalo / slam "Ho anao zanako" nivoaka tao anatin'ny boky "Abolir l'Etat sans conscience": manomboka amin'ny tsirairay ny fanavaozana (tena izy).

Ary ianao, inona no hevitrao? Ambarao e!
👉https://forms.gle/nhMWizBakPiT42PaA (MG)
👉https://forms.gle/CEFidLhxd1nLb1yA7 (FR)

Aza manjeny ny andro ho lava, fotoanan'ny asa izao. Ento ny anjara birikinao! 🇲🇬

Tongàva maro rahampitso hiara-hitafa amin'ireto olombelona roa mahafinaritra ireto, anisan'ireo nizara velankevitra tami...
24/07/2026

Tongàva maro rahampitso hiara-hitafa amin'ireto olombelona roa mahafinaritra ireto, anisan'ireo nizara velankevitra tamin'ny TEDx Manjakamiadana andiany voalohany - "Fanilo miampita hamaky ny haizina"... efa ho herintaona sahady izay!
Raha mila takelaka "imprimés"-n'ny ianao dia any isika mifankahita. Maimaimpoana ireo, azo fenoina ao an-toerana na entina mody.
Ny tsotra indrindra moa dia ity rohy ity ihany 👉https://forms.gle/dMMHufvvuy1yCksYA

✨On ne rencontre pas tous les jours quelqu'un qui a consacré sa vie à sauver les lémuriens de Madagascar, ou quelqu'un qui construit concrètement des solutions face aux sécheresses qui touchent le pays.

🔴Meet the speakers est de retour avec de nouveaux intervenants de qualité (toujours) !

🔬Le Pr Jonah Ratsimbazafy consacre sa vie à la protection des lémuriens et des espèces endémiques de Madagascar. Il a été formé à Antananarivo puis à Stony Brook (New York), a reçu une vingtaine de distinctions internationales dont le Disney's Conservation Hero et le Prix Seacology, préside le GERP et est le premier Africain à diriger l'International Primatological Society.

♻️Riantsoa Randrianantenaina a fondé Avijoro Madagascar, un Think tank et un Do tank qui mobilise communautés et organisations autour de la durabilité. Face aux sécheresses qui touchent le pays, il monte des projets en agroécologie et agroforesterie pour renforcer la sécurité alimentaire. Il enseigne aussi l'économie du développement durable et anime des ateliers Climate Fresk.

📆Notez bien: le 25 juillet, on vous donne cette opportunité: venir échanger directement avec nos deux intervenants, découvrir leurs parcours et repartir avec un peu plus d'inspiration pour agir à votre échelle.
📍Meme adresse: Cité des Cultures à 9h30

ENTREE LIBRE

(Sinon Félicitations à l’Espagne pour cette victoire très méritée 🎉🇪🇸)

19/07/2026

Fizaram-baovao kely hoe aiza ho aiza izao ny

Mbola lavitr'ezaka ny lalana, fa tsy mahazo kivy!! Tokony hahaliana ny rehetra ny hoavintsika fa saingy toa isika indray no malaina? Alao hery e!

Mitohy ny (tolona) angon-kevitra 👉https://forms.gle/bXVHgVdxFhsteAY57

Rahe teny frantsay no manavanana anao 👉https://forms.gle/PsmdFp7FnkzrRrmj9

Tsy resy tokoa ve ny olo-mangina? 🤔 Dia ahoana nefa no haminaniana izay any an-tsainy any?
✅Valio ✅Ampitapitao !! 🔥

Mitohy hatrany ny fanentanana amin'ny faritra maro samihafa ho famaliana ireo   Ako an-tsarin'ny fotoana natao tany Toam...
18/07/2026

Mitohy hatrany ny fanentanana amin'ny faritra maro samihafa ho famaliana ireo

Ako an-tsarin'ny fotoana natao tany Toamasina ny 11 jolay teo, nandritra ny Andro Afrikana ho an'ny Ady @ Kolikoly izay isaorana manokana ny Club Fongotra Tamatave TI-MG sy ny Transparency International Initiative Madagascar t@ fampiantranoana!

Ankoatra ny fotoana niarahana tamin'ireo tanora ny tapakandro maraina, dia nisy ihany koa ny adihevitra manodidina ny lohahevitra hoe "Fanavaozana mankaiza ho an'i Madagasikara?" ny tolakandro. Mankasitraka ireo mpandray anjara rehetra!

Mitohy ny fanangonan-kevitra mandra-pahatapitry ny volana Jolay!
Mbola tsy tara, ampitapitao 👉https://forms.gle/b5ocHtfFKtAjY4qm9

Taorian'ny fanentanana sy adihevitra natao tany   dia handalo any   indray ny   ny sabotsy 11 Jolay izao. Isaorana ny Cl...
08/07/2026

Taorian'ny fanentanana sy adihevitra natao tany dia handalo any indray ny ny sabotsy 11 Jolay izao. Isaorana ny Club Fongotra Tamatave TI-MG mampiantrano, ka tongàva maro e!! Andro afrikanina natokana ho an'ny ady @ kolikoly rahateo io!!

Ampitapitao! Misokatra hatrany ny fanangonan-kevitra mikasika ny Fanavaozana eto Madagasikara,
Fenoy 👉https://forms.gle/W4HDaXAn2dMRBn686

Tonga eto   ny  . Tongàva maro rahampitso amin'ny 9 ora ao  fa hifampidinika momba ny Fanavaozana isika, ary hiara-hiton...
03/07/2026

Tonga eto ny . Tongàva maro rahampitso amin'ny 9 ora ao fa hifampidinika momba ny Fanavaozana isika, ary hiara-hitondra ny anjara biriky amin'ny fanorenana ny firenena, dia miainga @ HEVITRA izany...

Ampitapitao! Na fenoy ny anjaranao 👉 https://forms.gle/8F83XkD4pF95eQrQ7

Fisaorana manokana no atolotra ny Club Fongotra - Antsirabe, rantsan'ny Transparency International Initiative Madagascar, amin'ny fiaraha-mientana!

28/06/2026

Hoy i Hemerson Andrianetrazafy, izay anisan'ireo nanoratra tao anatin'ny boky "Abolir l'Etat sans conscience" (tome 2) : "Anjarantsika no mamaritra ny ho avy, fa tsy ny zavamisy no mipetraka ho tsindry"...

Ary ianao, ahoana ny fahitanao ny fizotr'izao fanavaozana izao? Inona no antenainao?

Valio ny
MG 👉https://forms.gle/MdnHtp4Z4ToWgdne6
FR 👉https://forms.gle/kCXMQstimePNfBQs7

Alao hery e! Manan-danja ny hevitrao!

26 jona 2026, manamarika ny faha-66 taona niverenan'ny fahaleovantena (sa ve moa hoe nahazahoana ny fahaleovantena?🧐Misy...
26/06/2026

26 jona 2026, manamarika ny faha-66 taona niverenan'ny fahaleovantena (sa ve moa hoe nahazahoana ny fahaleovantena?🧐Misy adihevitra mandeha any mantsy momba izay...)

Fa izao e, anisan'ny endriky ny fitiavan-tanindrazana ny famaliana ireto ireto ka manentana anao hatrany mba handray anjara sy/na hanaparitaka azy:
👉MG: https://forms.gle/271BUjCePR3Ew7D78
👉FR: https://forms.gle/KSrVHNmQBKANKqKc6

Alao hery e! Tsy miandry izay kamo sy kanosa... 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanontaniana 40 mety hanova zavatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share