Ngah moa hita e

Ngah moa hita e Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ngah moa hita e, Nonprofit Organization, Antananarivo.

Nitsingerina ny taonan'i Boudah hoe : Raha ny fahombiazan'ny firenena izany no jerena, dia tokony efa hivadika ho Bouddh...
26/05/2026

Nitsingerina ny taonan'i Boudah hoe :
Raha ny fahombiazan'ny firenena izany no jerena, dia tokony efa hivadika ho Bouddhiste daholo ny Gasy nanomboka tamin'ny lahady ! Jereo ange i Shina sy Japana e, tsy nindrana an'i Jesosy avy any Nazareta izy ireo nefa mpanorina ny teknolojia sy ny toekarena eran-tany.
Isika Gasy indray anefa, ilay firenena manana fiangonana isaky ny 50 metatra, no mbola mifampitady amin'ny kere, ny delestazy, ary ny lalana gaboraraka. Fa angaha moa tsy ilay tany be fiangonana no tokony ho lasa paradisa voalohany ?

25/05/2026

Complotiste ?
Manentana ny rehetra hanaraka ny zavatra lazainy sy handinika tsara sy lalina alohan'ny hilaza zavatra de fantaro hoe inona no ilainao eto amin'ity firenena ity.

"Hypocrisie sociale par politesse" eto amin'ny tanànaSarotra amin'ny Malagasy ny miteny hoe "Tsy mifanaraka amin'ny hevi...
25/05/2026

"Hypocrisie sociale par politesse" eto amin'ny tanàna
Sarotra amin'ny Malagasy ny miteny hoe "Tsy mifanaraka amin'ny hevitrao aho" na hoe "Tsy manana an'io vola io aho ka tsy afaka mampindrana"...

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ngah moa hita e posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share