27/01/2025
Rahavavy o❤️
💔Nitia ianao dia naratra
😓Nanantena ianao dia nofitahina
🥺Niaritra ianao kanefa natosika
💘Niandry ianao fa noadinoina
Ndriii 🥺
Atolory an'i Jesosy aki an🫶
Omeo an'i Jesosy ny fo-ndry🫶
❤️🔥Izy irery ihany no tena afaka m'comprendre
🙌🏼Izy irery ihany no afaka tena manasitrana
❤️🩹Izy irery ihany no Afaka manomboka tantara vaovao indray
Ny olona ve?
🌸Mety hiaino izy, mety hanoro hevitra, mety hanome fifaliana, afaka hiteny hoe :"Je te comprends "
KANEFA KOA
😑Mety hitsara, mety handratra ihany, mety hanadino mihitsy aza
Fa JESOSY 🫶 JESOSY ilay efa niandry hatramin'ny izay 🤲🏻
Niandry ny fonao hiverina any Aminy Izy❣️
IZY ilay tena tia💕amin'ny fitia tsy sarisariny fa tena Izy 💞
IZY ilay afaka hanome fifaliana mandrakizay💦
🐾Afaka hanoratra tantaram-piainana vaovao ho anao indray Izy
😶Aza manameloka ny tenanao
😶Aza menatra Azy
Tsy handratra Izy fa hitsabo❤️🩹
Oui ❤️Tsy hitsara Izy fa hamafa ny lasa ratsy rehetra ary vonona hitia tsy misy fepetra ❤️🔥
Tena tiany Ianao💕
❤️