AJIRS Madagascar

AJIRS Madagascar Association des Jeunes Intellectuels Responsables dans la Société.

AJIRS Madagascar: Association des Jeunes Intellectuelles Responsables dans la Société
Fikambanan'ny Tanora Manan-tsaina Mandray andraikitra anivon'ny Fiarahamonina

Teny Filamatra: "Tanora Tompon'Andraikitra, Tanora Mandray
Andraikitra"
Mahakasika ny Fikambanana:
1- Fikambanana izay nosokafana ary mijoro eto Madagasikara araka ny lalàna manakery mahaka

sika ny fikambanana.
2- Fikambanana manana ny Sata ''Statut" mifehy ny mpikambana ao aminy.
3- Fikambanana natsangana hoan'ny Tanora Malagasy, mba ahafahany maneho ny heviny sy mandray ny andraikitra tandrify azy (Ny Tsirairay).
4- Fikambanan izay mihezaka miasa sady mijery ny tombontsoa iombonana hanatsarana ny Fiarahamonina Malagasy. Asa Ataon'ny Fikambanana:
AJIRS Madagascar dia fikambanana miasa sy mandray andraikitraamin'ny Fampandrosoana ny Fiarahamonina indrindra indrindra. Misehatra amin'ny karazan'asa fampandrosoana telo (03) lehibe i AJIRS Madagascar;
1- Manampy ny Fiarahamonina Malagasy amin'ny alalan'ny ASA SOSIALY. (Aide sociale)
2- Mampiantra ny Ankizy sy ny Tanora Malagasy amin'izay hitany fa mety sy tokony hatao amin'izany. (Education)
3- Manoro lalana ny Fiarahamonina amin'izay azony sy hitany fa afaka mampandrosoana izany. Tanjon'ny Fikambanana:
- Mba ho Tanora Tompon'Andraikitra sy TIA ary Mandray Andraikitra ny Tanora Malagasy.
- Fiarahamonina Mandroso sy Milaminy.

Association des Jeunes Intellectuels Responsables dans la Société"Tanora Tompon'Andraikitra, Tanora Mandray Andraikitra"...
18/12/2023

Association des Jeunes Intellectuels Responsables dans la Société
"Tanora Tompon'Andraikitra, Tanora Mandray Andraikitra"
Ry tanora namana, inona no iandrasantsika?
Sambatra tokoa ny manome, nohon'ny mandray🥺🙏🏾

08/09/2023

AJIRS Madagascar: Association des Jeunes Intellectuelles Responsables dans la Société
Fikambanan'ny Tanora Manan-tsaina Mandray andraikitra anivon'ny Fiarahamonina

Teny Filamatra: "Tanora Tompon'Andraikitra, Tanora Mandray
Andraikitra"
Mahakasika ny Fikambanana:
1- Fikambanana izay nosokafana ary mijoro eto Madagasikara araka ny lalàna manakery mahakasika ny fikambanana.
2- Fikambanana manana ny Sata ''Statut" mifehy ny mpikambana ao aminy.
3- Fikambanana natsangana hoan'ny Tanora Malagasy, mba ahafahany maneho ny heviny sy mandray ny andraikitra tandrify azy (Ny Tsirairay).
4- Fikambanan izay mihezaka miasa sady mijery ny tombontsoa iombonana hanatsarana ny Fiarahamonina Malagasy.

Asa Ataon'ny Fikambanana:
AJIRS Madagascar dia fikambanana miasa sy mandray andraikitraamin'ny Fampandrosoana ny Fiarahamonina indrindra indrindra.
Misehatra amin'ny karazan'asa fampandrosoana telo (03) lehibe i AJIRS Madagascar;
1- Manampy ny Fiarahamonina Malagasy amin'ny alalan'ny ASA SOSIALY. (Aide sociale)
2- Mampiantra ny Ankizy sy ny Tanora Malagasy amin'izay hitany fa mety sy tokony hatao amin'izany. (Education)
3- Manoro lalana ny Fiarahamonina amin'izay azony sy hitany fa afaka mampandrosoana izany.
Tanjon'ny Fikambanana:
- Mba ho Tanora Tompon'Andraikitra sy TIA ary Mandray Andraikitra ny Tanora Malagasy.
- Fiarahamonina Mandroso sy Milaminy.

Ry Tanora Malagasy, Raiso ny Andraikitra fa isika no hoavin'ny Firenena✊🏽

Send a message to learn more

05/09/2023

Association des Jeunes Intellectuelles Responsables dans la Société (AJIRS) vous donne un rendez vous à très bientôt pour une première survole sur l'Association.🇲🇬❤️🇲🇬
"Tanora Tompon'Andraikitra, Tanora Mandray Andraikitra"🇲🇬✊🏽

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261387976994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AJIRS Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to AJIRS Madagascar:

Share