04/08/2026
Salama e,
🚨TSAROVY AHO RI NAMAKO ANY ANATY TONOMBAVAKAO🚨
Mba tsarovy aho Neny ao anaty tonombavakao,
Mafy ny aretina entiko, havesatra hono hoe ny fandidiana ahy.
Tsy mbola afaka misitraka ny fandidiana aho hoy ireo dokotera,
Tsy mbola feno ireo fehipetra ahafahana mandidy ahy,
Ambony loatra ny risque satria efa tena vizana aho, ny taonako koa efa somary mandroso ihany.
Kely ny globules rouges ao anaty vatako ka hany lasa sempotra aho,
Tsy mbola mahavita manafana ny vatako akory ny aiko nohon'ny havizanana sy ny tsy fahampiako sakafo taloha.
Efa miady ny amin'ny fanavotana ahy ireo dokotera,
Tena miady hamerenana haingana ny aiko mba ahafahako miroso amin'ny fandidiana.
Ento ambavaka aho Neny fa mbola alavitra ny lalako,
Ento ambavaka aho Dada fa efa tena maika ny ho sitrana, mba tsy ho vesarin'ity aretiko ity intsony.
Misaotra hatrany hoan'ireo manampy ahy, mbola mila anareo aho ri namako 🥺😢
Maman LOBBIE 🐾😿
MVola: 034 62 782 24 ANIMAL VOICE MADAGASCAR
- Orange Money: 037 99 405 43 Rakotoalivao
- PayPal : https://www.paypal.me/AnimalVoiceMdgscr
- Pejy Instagram :
https://www.instagram.com/animal_voice_madagascar?igsh=NHVmcGk3M2RmNGpt