04/08/2026
🛑 Inona no tokony hatao raha hanova Lalampanorenana ?
Manoloana ny savorovoro politika eto Madagasikara , mikasika ny fanovĂ na ny Lalampanorenana dia, mitondra fanazavana fohy i Tsiaremby Alfa ny amin'ny zavatra tokony dinihina tsara aloha.
Ny hevitrao ?