مؤسسة مدغشقر الإنسانية / Madagascar Humanitarian Foundation

مؤسسة مدغشقر الإنسانية / Madagascar Humanitarian Foundation مؤسسة مدغشقر الإنسانية /Madagascar Humanitarian Foundation/Fondation Humanitaire de Madagascar

29/01/2026
Izahay , dia Faly miarahaba ny Filoham-panjakana vaovao ny Colonel Randrianirina Michael amin’izao adidy lehibe hoentiny...
17/10/2025

Izahay , dia Faly miarahaba ny Filoham-panjakana vaovao ny Colonel Randrianirina Michael amin’izao adidy lehibe hoentiny izao, sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy.

Ka matoky izahay , fa hitondra fanovana tanteraka hoan’izay mahasoa ny Malagasy 🇲🇬 tsy vakivolo izao dingana vaovao izao.

Izahay , dia vonona hatrany hifanome tànana amin’ny fitadiavana vahaolana sy izay rehetra heverina, fa mahasoa ny Malagasy 🇲🇬.

Mirary soa tompoko!

22/04/2024
22/04/2024
Last Saturday, the MHF (Madagascar Humanitarian Foundation) hosted a one-day training session on job interviews, bringin...
22/04/2024

Last Saturday, the MHF (Madagascar Humanitarian Foundation) hosted a one-day training session on job interviews, bringing together participants from various professional backgrounds. Additionally, a workshop on resume writing was also offered as part of this event, providing participants with the tools and knowledge needed to create effective and impactful resumes.

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when مؤسسة مدغشقر الإنسانية / Madagascar Humanitarian Foundation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share