Hiakan'ny Tanora

Call Contact the organization

Hiakan'ny Tanora Fandaharana Hiakan'ny Tanora nandeha t@ TVM
Izay miresaka mahakasika ny olana sedrain'izy ireo

27/06/2026

👩‍🎓👨🏻‍🎓 Tanora sy ny fikasana hamono tena 🍂🎓
Ity ny video Tapan’ny voalohany @ Fanadiadiana mahakasika ny famonontena sy ny fikasana mandalo ny sain’ny tanora iray ! Ireo mpisehitra, mpanohana ara tsaina sy mpamonjy aina no mizara ireo tsy haintsika mahakasika ity lohahevitra ity !
Hiaka ny tanora : Prod 2024

21/06/2026

💪 Satria ny tanjonay tsy mbola niova !
Dia vonona izahay !
Ndao ary

14/06/2023

🔈Lohahevitra : Eritreritra sy fikasan’ny tanora hamono tena📢

💛💜Tsy resahana matetika ny resaka famonoan-tena na ny fikasana hiroso amin’izany indrindra ho an’ny tanora 😒🥺

Raisinay ny adidy amin’ny fampahafantarana ity lohahevitra ity mba hahafahantsika miara-miatrika sy misoroka azy 📢

Indro ary ny tapan’ny voalohany amin’ny fandaharana 💪

Hiaka ny tanora : Lohahevitra FAMONOTENA 🥺Mandeha zao @ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy
14/06/2023

Hiaka ny tanora : Lohahevitra FAMONOTENA 🥺
Mandeha zao @ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy

Salama daholo oh 💜💛Ho avy ny thématique manaraka atsika eo @ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy amin’ny Alahady ho avy ...
07/06/2023

Salama daholo oh 💜💛
Ho avy ny thématique manaraka atsika eo @ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy amin’ny Alahady ho avy izao 🫶
Hainareo ve ny lohahevitra manaraka ???? 🥺
Ny partie farany dia hiarahana miaraka Adrienne Irma Rabemanantsoa - AIR 🍀…. Mbola anaty ny olan’ny tanora foana ihany isika 🙂….

19/05/2023

🔈Témoignage ZARA : 17 taona t@ izy nitondra vohoka aloha loatra sy tsy niriany teny antsekoly Ka voatery nanala ilay zanany 🥀....

👥Inona ny antony nahatonga an izany ? Nanao ahoana ny niainany azy ? Tovovavy vao eny @ lycée dia mizaka izany sahady 📢

💜💛 Tsara foana ny manamarika fa tsy mora velively ny mitantara ny ratra sy ireo zavatra niainana tahak'izao fa ilay FANDRESENDAHATRA ny hoe ny tantarako dia mety manova ny fiainan'ny tanora iray any ho any no naharesy lahatra azy ny hitondra izany anatin'ny fandaharana 📢 Hiakan'ny Tanora 💛💜
.... I Zara ilay tovovavy avy any @ faritra ka tonga teto Tana ary nipetraka irery foana 😒 raha ny Tiko hoy izy dia notezaiko ny zanako nefa tsy izay ny zava-nisy..... 💔..... Ho hitanao anatin'ny fandaharana sy ny pejy ihany koa ny Témoignage an'i Mahery ilay tovolahy 15 Taona nanabevoaka an'i Princia 🤰


🔈Hiakan'ny Tanora tapany faharoa 📢Arahinao afaka fotoana fohy... Eo @ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy 20h37..... Hir...
17/05/2023

🔈Hiakan'ny Tanora tapany faharoa 📢

Arahinao afaka fotoana fohy... Eo @ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy 20h37..... Hiresaka miaraka @ ireo mpiantsehatra isika....

Rahampitso ny oronatsary manaraka eto @ pejy 🙏
Aza miala lavitra

🔊 Hiakan'ny Tanora 📢  :  Mai 2023  :  Vohoka aloha loatra sy tsy Iriana eny anivon'ny Sekoly 🤰💛💜 Tahak'izao ny fizaran'n...
09/05/2023

🔊 Hiakan'ny Tanora 📢 : Mai 2023 : Vohoka aloha loatra sy tsy Iriana eny anivon'ny Sekoly 🤰

💛💜 Tahak'izao ny fizaran'ny tapan'ny voalohan'ny @ fandaharantsika izay handeha rahampitso 10 May 2023 eo Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy @ 8ora sy sasany alina 🙃 :
★ Fizarana voalohany 📊 : Ny lohahevitra : Ity fizarana ity no halalantsika bebe kokoa ny mahakasika ny lohahevitra vohoka aloha loatra sy tsy iriana eny anivon'ny Sekoly 🤰, ao ny fanandiadiana, eo ihany koa ny antotan'isa izay avoaka.... Ary miampy fandraisan'anjaran'ireto hitantsika ambany ireto :
- 🤰Dr Vero RAKOTONDRAINIBE avy ao Médecin du Monde
- 🤰Mme Kolo RANDRIAMANANA izay mpanohana ara-tsaina
- 🤰Mme Avotiana RANOMENJANAHARY, activiste ao @ fikambanana Tanora Garan’Teen
- 🤰 Dr Angeline RAZAFINDRAVELO izay misahana manokana ny fahasalaman’ny zatovo sy tanora eo @ Fitaleavana ny fahasalaman’ny fianakaviana, eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka....
★ Fizarana faharoa 📽️ : Fijoroana vavolombelona 👥 :
Tanora telo izay nihaina izany vohoka aloha loatra sy tsy iriana izany no hiaraka @ tsika hitondra ireo tantarany 🎙️, ninia novaina ny fehony sy nahamaizinina ny tavan'iey ireto noho ny fitsijovana ny fiainany manonkana ♥.... Izay efa ezaka be fanampiana ny tanora matoa tonga @ izao sehatra izao, hiaraka @ :
- Nathalie izay 16 taona t@ izany 🙋‍♀️
- Mahery izay 15 taona t@ izany 🙋‍♂️
- Ary i Zara izay 17 taona t@ izany 🙋

Izay ny mihandry atsika rahampitso @ 20h30 eo @ TVM 📝

********--------*******-------******------******

💛💜 Voici l'épisode 01 de la première moitié de notre programme qui sera diffusé demain 10 mai 2023 sur la Télévision Malgache TVM, Officiel à 20h30 🙃 :
★ Première partie 📊 : Ce qu'il y a à savoir :
Cette partie est notre choix plus sur le sujet des grossesses prématurées et non désirées à l'Ecole 🤰, il y a la liste, il y a aussi la moyenne qui est sortie.... Et plus les contributions des suivants :
- 🤰Dr Vero RAKOTONDRAINIBE provenant de l' Ong Médecin du Monde
- 🤰Mme Kolo RANDRIAMANANA qui est une psychologue
- 🤰Mme Avotiana RANOMENJANAHARY, militante au sein de l'association Garan'Teen Youth
- 🤰Dr Angeline RAZAFINDRAVELO qui s'occupe spécifiquement de la santé des adolescents et des jeunes branche santé familiale, au sein du Ministère de la Santé Publique....
★ Deuxième partie 📽️ : Témoignage 👥 : Trois jeunes qui ont vécu cette grossesse prématurée et non désirée partageront leurs histoires 🎙️, nous avons délibérément changé leurs voix et assombri leur visage pour protéger leur à vie personnelle ♥... Voici nos participants :
- Nathalie qui avait 16 ans 🙋‍♀️
- Mahery qui lui avait 15 ans 🙋‍♂️
- Et Zara qui avait 17 ans 🙋
Voilà donc l'émission partie 01 de Hiakan'ny Tanora pour demain 20h30 sur la TVM 📝

08/05/2023

📢 Hiakan'ny Tanora : Vohoka aloha loatra sy tsy iriana
🤰📊Raha tsahivina ny resaka farany dia EDS na Enquête Démographie et de santé izay nivoaka t@ 2021 ihany koa dia nanambara fa raha misy 1 000 tanora mitondra vohoka eto amintsika, ny 143 amin’ireo dia vohoka aloha loatra avokoa.
📢Tsy tongatonga ho azy anefa izant fa misy antony samihafa mampirongatra azy ity, ary tsy manavaka izy io na ho an’ny tanora eto ampivoan-tany na any @ faritra. 💜💛.....
Ho arahintsika manaraka eto ireo hevitr'ireo tanora nifanena teny andalambe mahakasika ny lohahevitra vohoka aloha loatra sy tsy iriana izany 🤱....
🙏Aza miala lavitra ihany koa fa rahampitso isika dia hahita ireo mpandray anjara ao @ tapan'ny voalohan'ny fandaharana izay mandeha @ 8ora 30 alina eo @ Televiziona Malagasy TVM , Ofisialy ny @ Alarobia 10 Mey.

📢 Hiakan'ny Tanora : Grossesse prématurée et non désirée
🤰📊 Si vous vous souvenez de la dernière conversation, l'EDS ou Enquête Démographie et de santé qui a été publiée en 2021 annonçait également que s'il y a 1 000 femmes enceintes dans notre pays, 143 d'entre elles sont des grossesses prématurées.
📢 Ce n'est pas par hasard, il y a différentes raisons à cela, et cela ne discrimine pas que ce soit pour les jeunes de la capitale ou de la région. 💜💛.....
Nous allons suivre précédemment ici les avis de jeunes rencontrés dans la rue sur le sujet des grossesses prématurées et non désirées 🤱....
🙏Stay Tunned 💪 car demain nous verrons les participants à la première moitié de l'émission diffusée à 20h30 sur Tvm ce Mercredi 10 Mai.
Stay tunned



📹 : Moratiana & Co
🎙️ & 📝 : Micke Sefokely

Address

Ortm Anosy
Antananarivo
101

Telephone

+261344643181

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hiakan'ny Tanora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Hiakan'ny Tanora:

Shortcuts

Share