Baobab for Peace

Baobab for Peace

02/03/2026

Fanampiana ny TRABOINA TOAMASINA 2026
BOEING 767 avy any ABU DHABI, MPANJAKAN'NY ABU DHABI sady Filohan'ny UAE.
Ireo FANAMPIANA : GROUPE ELECTROGENE milanja 10 ton, TENTES (LAY) , EQUIPMENTS DE CONSTRUCTION toy ny TRANCONNEUSES, etc...

Mino isika fa ho tonga any Toamasina ireo fanampiana ireo izay natao Tamin ny anaran ny PRESIDENCE DE LA REFONDATION DE MADAGASCAR izay mandamina ny fizarana.

02/03/2026
08/02/2026
08/02/2026

Hihena sy Hahalana ny fanehoan-kevitro eto amin’ny tambajotra sosialy manomboka amin’ity taona 2026 ity. Izany dia noho ny Andraikitra sahaniko.

Isaorako manokana ireo ekipa mpitantana ny vondron’orinasa (NyRadoGroup Organization Holding) izay mandrindra ireo orinasa manerana izao tontolo izao, indrindra fa ireo ekipa any Madagasikara NyRado Group Madagascar S.A

Efa eo am-panatanterahana tanteraka ny NyRadoagri Cooperativa Agribusiness Cooperativa Agribusiness Madagascar, nanomboka tamin’ny volana Janoary 2026, ary miasa am-pahanginana hanatratrarana ny tanjona amin’ny famokarana sy fanondranana, miaraka amin’ireo tantsaha Malagasy kendrena hahatratra 1 500 000 isa.

Fotoanan’ny asa izao, fa tsy kabary intsony.
Ny fahanginana sy ny asa no mendrika indrindra.

Hitombo hasina hatrany.

Ny Rado RAFALIMANANA
Chairman – NYROH | Alliance Energy
www.ae-uae.com

Qu'est ce qu'un Businessman Philanthropist ?A savoir le parcours de Ny Rado RAFALIMANANA
28/12/2025

Qu'est ce qu'un Businessman Philanthropist ?
A savoir le parcours de Ny Rado RAFALIMANANA

28/12/2025

Amin'izao Ankatoky ny Andro Noely izao dia
Izahay ekipan’ny NyRado Group Madagascar S.A dia mirary fiadanana, fifaliana ary fahombiazana ho anareo sy ny ankohonananareo.
Mirary taom-baovao feno fanantenana mialoha.

Mandroso Hasina dia samy ho tahian'ilay Mpahary

Ny Rado RAFALIMANANA
President of NYROH...................................
On behalf of the entire NYRADOGROUP Madagascar team, we wish you a joyful filled with peace, happiness, and prosperity.
May this festive season strengthen and open the door to new opportunities and shared success in the coming year.
Warm regards,

Ny Rado RAFALIMANANA
Chairman of
Nyradogroup Organization Holding
-------------------
🎄✨ Joyeux Noël !
Toute l’équipe de NYRADOGROUP Madagascar vous souhaite un Noël rempli de paix, de joie et de prospérité.
Que cette période festive renforce nos liens et ouvre la voie à de nouvelles opportunités et réussites communes.
Cordialement,
L’équipe NYRADOGROUP Madagascar

20/12/2025
Cooperative Agribusiness Madagascar
20/12/2025

Cooperative Agribusiness Madagascar

20/12/2025

Address

NyradoGroup Building, 77 Avenue Grand Didier Isoraka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baobab for Peace posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share