Jeune Espoir Madagascar JEM

Jeune Espoir Madagascar JEM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jeune Espoir Madagascar JEM, Nonprofit Organization, Lot II H 83 À Soanvumasoandro, Antananarivo.

Raha misy Zavatra tianao ho vita tsara dia ataovy fa aza miandry.Si tu veux que ce soit bien fait, fait le toi même.Mana...
11/03/2026

Raha misy Zavatra tianao ho vita tsara dia ataovy fa aza miandry.

Si tu veux que ce soit bien fait, fait le toi même.

Manasa anao haneo hevitra eo amin'ny commentaire.

Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga Ministère de la Jeunesse et des Sports
SHOPY MI

Miarahaba ny vehivavy, indrindra fa ireo vehivavy tanora manerana ny nosy.Andronareo androany fa tsy izay ihany fa ataov...
08/03/2026

Miarahaba ny vehivavy, indrindra fa ireo vehivavy tanora manerana ny nosy.
Andronareo androany fa tsy izay ihany fa ataovy isan'andro mahafinaritra.

Manombok'izao dia ara-dalana sy mijoro eto amin'ny tanin'ny repoblikan'i Madagasikara ny fikambanana Ary afaka miasa ank...
04/02/2026

Manombok'izao dia ara-dalana sy mijoro eto amin'ny tanin'ny repoblikan'i Madagasikara ny fikambanana Ary afaka miasa ankalalahana, manasa antsika izay vonona n'y hanome tanana fa ny tao trano tsy efan'irery. Mitomboha hasina tompoko.

Avec Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga – Je fais désormais partie de ses super fans !

Mino ve ianao fa tena misy tokoa izao Andriamanitra izao????Eto an-tany toalasa ny vola no be mpitady indrindra ka mahal...
22/01/2026

Mino ve ianao fa tena misy tokoa izao Andriamanitra izao????

Eto an-tany toalasa ny vola no be mpitady indrindra ka mahalasa saina hoe tena misy ve Andriamanitra. 😇

Tantara an'i Bema sy Laza ka araho tsara.

Izy roalahy dia mpinamana hatr'izay niara nianatra teny ankatso ary efa hita fa i Bema dia somary sahira teo amin'ny fiainana fa i Laza dia zanaka mba manana atao ihany.
Rehefa samy nanana ny lalany izy roalahy dia nifanena teny antsena ka rehefa nahita an'i Bema i Laza dia tsy nisalasala nanotany
"Manao ahoana lesy ela zao ry Bema?
Ity farany mo sadaikatra ka namaly mora hoe
"Eo eo ihany, tena mbola sahirana lesy an"
Nanotany ary i Laza fa tena nahita azy ho sahirana.
"Aleo fa ampiko ialahy eh, Indro misy vola 300.000Ar hanapiko an'ialahy, fa mba manafatra za fa afaka roa vola mba ilaiko averin'ialahy io vola io"
Faly ery i Bema nahazo ilay vola
"Eny lesy an, tena misaotra"

Indro anefa dia lanin'ni Bema tany anaty Bar sy rendrarendra ilay vola ka tsy tafaveriny tao anatin'ilay fotoana.

Nitalaho i Laza fa tsy nahazo valiny , ary tena tsy norarahin'i Bema ka rava ny fihavanana. Ny hany nataon' Laza dia niteny tamin'i Bema mba hamerina 200 000Ar fa ilaina maika hamonjena tsy salama.

Nanaiky tokoa ary i Bema ka hoe hamerina fa alefa mobile money.
Eny ary ho i Laza dia nalefany ny numero dia niandry izy.
Ny ampitso dia gaga i Laza ra nanontany solde fa 2 000 000Ar ny tao anatiny ary efa feno antso maro ka i Bema no niantso azy.

MISY TOAKOA ANDRIAMANITRA

MANAOVA NY SOA HO SOAVINA

AVERINAO VE SA TSIA ILAY VOLA?

22/01/2026

Tandremo izay jerena fa ny zavatra atao dia mila fifantohana hatrany izay vo mahita solution ianao.

Montre Class
Montre class
SHOPY MI
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
Ministère de la Jeunesse et des Sports

17/01/2026

Direction 2026 🔥🔥🔥🎉

Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga
SHOPY MI Consulting market Montre Class

14/01/2026

MBA ho fanentanana de MBA lazao izay malaza any aminareo any eh, na mpanakanto na vaovao ny fiaraha monina.

oh: dety, fisavana ny filoha sns

11/01/2026

FANAHININA TSY NASINA SARY FA DIA TENY FIRARIANTSOA NO ATAO

Miarahaba antsika tanora rehetra manerana an'i Madagascar nahatratra izao taona vaovao 2026 izao.

Ny hany teny atao dia mahita ny soa sy ny tsara rehetra ary enganie ny hezaka rehetra nao dia hivaly avokoa satria isika ny hoavy ny taninjaka.

Maneho fisaorana manokana ho an'ireo mpanohana tamin'ny taona 2025 iny dia teo:
SHOPY MI
Consulting market

Teo ihany koa ny teo anivon'ny fanjakana namela malalaka ny fahafahana maneho hevitra dia ny
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
Ministère de la Jeunesse et des Sports
DIRECTION REGIONALE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS HAUTE MATSIATRA
P.R.R.M (Présidence de la Refondation de la République de Madagascar)

MISAOTRA BETSAKA IREO REHETRA MPANARAKA NY PEJY


Lazao hoe aiza eto Madagascar ianreo io no manaraka anay.

No comment 😓😭😭
23/12/2025

No comment 😓😭😭

11/12/2025

SHOPY MI Consulting market Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina Ministère de la Jeunesse et des Sports

NON TSY MANAO POLITIKA IZAHAY KA 😓😓😓😓Mamerina sy mampatsiahy fa nisy ny fitakiana nataon'ny tanora teto amin'ny lafi val...
10/12/2025

NON TSY MANAO POLITIKA IZAHAY KA 😓😓😓😓

Mamerina sy mampatsiahy fa nisy ny fitakiana nataon'ny tanora teto amin'ny lafi valon'ny Nosy MBA hanatsara ny fiainanay.

Fianarana 🙏
Jiro sy Rano madio☑️
Tsy hisy ny tsindry azo lena 😱
Ny internet 📶
Ny fandriam-pahalemana

N'y tanora no nitarika ny tolona ka tonga Téo amin'ny fanavaozana isika izao.
Gaga ihany anefa fa ny tanora dia tsy MBA nasaina akory hanatrika ny fikaonan-doham-pirenena eny ivato.

HATERO DIA NIALA MAINA IZAHAY TANORA ARY MISY AZY HENJEHANA VAO MITENY .

Atsipy ny tady eny tandeokin'ny omby, ny teny any ampon'ny Presidence de la refondation de la republique de Madagascar .

Misaotra tompoko.

SHOPY MI
Consulting market
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Gen Z Ankatso

Address

Lot II H 83 À Soanvumasoandro
Antananarivo
101

Telephone

+261331447684

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeune Espoir Madagascar JEM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share