Fanontaniana Azo Apetraka koa

Fanontaniana   Azo Apetraka koa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fanontaniana Azo Apetraka koa, Antananarivo.

18/08/2025
Ao an-trano kely.... mamy ery  @ tranonao aty an-tanana
05/08/2025

Ao an-trano kely.... mamy ery @ tranonao aty an-tanana

Eto ambaravarankeky aho no mitazana
27/07/2025

Eto ambaravarankeky aho no mitazana

Mety hahazo olona be dia be ny vehivavy mpitori-teny jejojejo mipataloha, miakanjo decoltee, manao manja maso , mikavina...
12/04/2025

Mety hahazo olona be dia be ny vehivavy mpitori-teny jejojejo mipataloha, miakanjo decoltee, manao manja maso , mikavina. Mandoko volo, sy borivolo, de tena mamita tena satria tian' ny tanora @ izao fitoana izao ireny fitafy ireny ka misesika mameno ny fiangonana misy anao ireny. Fa mba torio anie ny fahamasinana de ho hitanao fa ireo zay tena te handova lanitra no sisa tavela ao..
Izay no mahatonga ny baiboly milaza, fa aleo ny vehivavy hangina fa tsy hiteny ao am- piangonana raha mbola misy lehikahy.... aoka hangina ny vehivavy raha ao am-piangonana*; fa tsy avela hiteny izy, fa aoka hanoa tsara araka ny lazain'ny lalàna koa. [*Grika: eklesia] — I Korintiana 14 : 34

Address

Antananarivo

Telephone

+261341010052

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanontaniana Azo Apetraka koa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share