Vondrona Mpanazava Alasora Betesda

Vondrona Mpanazava Alasora Betesda Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vondrona Mpanazava Alasora Betesda, Youth Organization, Alasora, Antananarivo.

11/11/2025

VORONKELY ANDIANY SARIVAZO ๐Ÿฅ

๐Ÿ“ขAllรด Voronkely ....๐Ÿฅน

๐Ÿ’ฌ Zazavavy 6 taona ka atr@ 12 taona vรฉ ise?? ๐Ÿฅน ,mba te hanana fialam-boly vaovao na ko hoe ( loisirs) izy raha atao @ teny vahiny sy te hahazo namana maro samy hafa ๐Ÿฅฐ, mba te hanavao ny fahaiza miaina an'ise eo anivon'ny Fiarahamonina misy an'ise.

๏ฝกโ โ—•Ity ny vahaolana na (Solution) โžก๏ธ NDAO ANAO SKOTO ๐Ÿ€๐Ÿ’›

โ‰ง Ahitana lalao ohatr :๐Ÿ’ƒ.... / fomba fitaizana aram-panahy โœ๏ธ/ Tia manao sakafo ihan koa ๐Ÿง‘โ€๐Ÿณ ? ( Mini Chef ) ,ary ireo fomba fitaizana maro Samy hafa . Ahitana fanentanana maro bรฉ ihany koa rankizy aaa ๐Ÿ˜œ.



๐Ÿ’’: Ambohimanoa Alasora Betesda

๐Ÿ•‘: 14H:30 ( Ora fivoriana ) jusqu'ร  16H

๐Ÿ“Œ: Angavao (amberombe) Toeran hivoriana ๐Ÿซถ

๐ŸซตManantena ny fahatongavan'ise zahay ao @ andiany SARIVAZO ๐Ÿฅ Alasora Betesda

Santatra Andrianjafinoro

09/11/2025

Faly be izahay nanana anโ€™ity zoky mamy be ity tato aminay๐Ÿฅฐ
Tonga ankehitriny ny fotoana hisondrotany ambonimbony kokoa ๐Ÿฅน๐Ÿฅน๐Ÿฅน
Fiรจre be izahay zoky manana anao dia mirary soa aminโ€™ny andraikitra vaovao๐Ÿฅน๐Ÿฅฐ
Bisou be filoha Riaka Kanty ๐Ÿ˜˜
Meva Marck'Andy

ยซ Lasy Maneho ยปVondrona mahay maneho fahatsarana Feno fahalalana sy fahasahiana Ao anaty fitiavana sy firaisankinaManeho...
29/08/2025

ยซ Lasy Maneho ยป

Vondrona mahay maneho fahatsarana
Feno fahalalana sy fahasahiana
Ao anaty fitiavana sy firaisankina
Maneho fahaiza-miaina
Vanona sady ilaina

FISAORANA
Izahay ato aminโ€™ny Vondrona Mpanazava Alasora Betesda dia faly maneho fisaorana antsika rehetra taminโ€™ny fahatontosanโ€™ny LASY MANEHO izay natao tao Amoronโ€™Irihatra ny 19-24 Aoรปt 2025 teo๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Etoana izahay dia misaotra :
-Ny komitim-pivondronana
-Ny Fmt2s
-Ny mpitandrina mivady sy ny biraom-piangonana ary ny fiangonana iray manontolo
-Ny ray aman-dreninโ€™ny beazina
-Ireo mpanohana
-Ny tonia sy ny mpiandraikitra rehetra
-Ny beazina

Ny voninahitra anie ho anโ€™Andriamanitra irery ihany ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ’›๐Ÿ’šโค๏ธ๐Ÿงก Lasy maneho 2025 ๐Ÿงก๐Ÿ’šโค๏ธ๐Ÿงก

๐Ÿž๏ธยซ LASY MANEHO ยป๐Ÿ“† Jour 2 ๐Ÿ“Amoronโ€™Irihatra ๐Ÿฅฐ Tondrozotra : Maneho fahatsarana โค๏ธ
21/08/2025

๐Ÿž๏ธยซ LASY MANEHO ยป
๐Ÿ“† Jour 2
๐Ÿ“Amoronโ€™Irihatra
๐Ÿฅฐ Tondrozotra : Maneho fahatsarana โค๏ธ

ยซ LASY MANEHO ยป ๐Ÿ’›๐Ÿ’šโค๏ธ๐Ÿงก Vondrona Mpanazava ๐Ÿ“† J-1 : 19-08-25 ๐Ÿ“ Amoronโ€™Irihatra
20/08/2025

ยซ LASY MANEHO ยป
๐Ÿ’›๐Ÿ’šโค๏ธ๐Ÿงก Vondrona Mpanazava
๐Ÿ“† J-1 : 19-08-25
๐Ÿ“ Amoronโ€™Irihatra

FISAORANA Izahay ato aminโ€™ny vondrona Mpanazava ๐Ÿ’›๐Ÿ’šโค๏ธ๐Ÿงก dia manantitra fisaorana ho anโ€™ireo rehetra nanohana anay na mivan...
27/07/2025

FISAORANA

Izahay ato aminโ€™ny vondrona Mpanazava ๐Ÿ’›๐Ÿ’šโค๏ธ๐Ÿงก dia manantitra fisaorana ho anโ€™ireo rehetra nanohana anay na mivantana na ankolaka indrindra ireo nitondra am-bavaka nandritra iny taom-pitaizana 2024-2025 iny ka nahazoanay mendrika teo anivonโ€™ny faritany noho ny fahavitrihana mamonjy hetsika ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Manantena ny fanohananareo hatrany ny aminโ€™ny tohiny rehetra manaraka eo.

Ho anโ€™Andriamanitra hatrany ny voninahitra โœ๏ธ

Lasy 60รจme voronkely ๐Ÿง’๐Ÿป๐Ÿ’›๐Ÿ“ INJ Carion ๐Ÿ“… 3-6 Juillet 2025Bee dรฉcouverte sampana mena ๐Ÿ‘ฑ๐Ÿปโ€โ™€๏ธโค๏ธ๐Ÿ“ Analavory-Ampefy ๐Ÿ“… 4-5 Juill...
07/07/2025

Lasy 60รจme voronkely ๐Ÿง’๐Ÿป๐Ÿ’›
๐Ÿ“ INJ Carion
๐Ÿ“… 3-6 Juillet 2025

Bee dรฉcouverte sampana mena ๐Ÿ‘ฑ๐Ÿปโ€โ™€๏ธโค๏ธ
๐Ÿ“ Analavory-Ampefy
๐Ÿ“… 4-5 Juillet 2025

Hisaorana lehibe Andriamanitra be fitiavana taminโ€™ ny nahavitanโ€™ireo hetsika roa ireo โค๏ธ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ’› Ny lasy 60รจme anโ€™ny voronkely izay nahazo mendrika taminโ€™ny:
1) Lasy 60รจme am-pitia ๐Ÿ’›
2) Concours technique tany an-dasy๐Ÿ’›
3) Kolo talenta ๐ŸŽค๐Ÿ’›
Arabaina ireo andiany sarivazo ๐Ÿฅฐ

โค๏ธ Ny sampana mena kosa izay nahavita ny dia an-tongotra lavitrโ€™ezaka (rodorodo) Analavory-Ampefy
Arabaina ihany koa izy 6 mirahavavy๐Ÿฅฐ

Hisaorana ety am-pamaranana ireo rehetra nanohana sy nitondra am-bavaka ireo hetsika ireo โค๏ธ
Hisaorana ny komitim-pivondronana; ny tonia; ireo ray aman-dreny; ny mpiandraikitra izay tena nilofo fatratra tokoa; sns
Ny Tompo anie hamaly fitia anareoโค๏ธ

Voninahitra ho anโ€™Andriamanitra irery ihanty๐Ÿ’ž




IRAY FOTOTRA ๐Ÿค๐ŸŒฑIreo filoha Nasionaly nifandimby
19/05/2025

IRAY FOTOTRA ๐Ÿค๐ŸŒฑ
Ireo filoha Nasionaly nifandimby


โœŒ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐™ด๐šŽ๐šŽ ๐š’๐šœ๐š’๐š”๐šŠ ๐š’๐š›๐šŠ๐šข.. ๐™ธ๐šœ๐š’๐š”๐šŠ ๐šŠ๐š—๐š’๐šŽ ๐š–๐šŠ๐š‘๐šŽ๐š›๐šข ๐Ÿ’•๐š๐šŽ๐š‘๐šŽ๐š๐šŠ ๐š–๐š’๐š๐šŠ๐š–๐š‹๐šŠ๐š๐š›๐šŠ ๐š’๐šœ๐š’๐š”๐šŠ, ๐š–๐šŠ๐šœ๐š˜๐šŠ๐š—๐š๐š›๐š˜ ๐š–๐š’๐š‹๐šŠ๐š•...
18/05/2025

โœŒ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ

๐™ด๐šŽ๐šŽ ๐š’๐šœ๐š’๐š”๐šŠ ๐š’๐š›๐šŠ๐šข.. ๐™ธ๐šœ๐š’๐š”๐šŠ ๐šŠ๐š—๐š’๐šŽ ๐š–๐šŠ๐š‘๐šŽ๐š›๐šข
๐Ÿ’•
๐š๐šŽ๐š‘๐šŽ๐š๐šŠ ๐š–๐š’๐š๐šŠ๐š–๐š‹๐šŠ๐š๐š›๐šŠ ๐š’๐šœ๐š’๐š”๐šŠ, ๐š–๐šŠ๐šœ๐š˜๐šŠ๐š—๐š๐š›๐š˜ ๐š–๐š’๐š‹๐šŠ๐š•๐š’๐šŠ๐š”๐šŠโ˜€๏ธ

ยซ IRAY FO ยป izay indray no lohahevitrinโ€™ny andro anio โค๏ธ

Ndeha ary isika hifankatia, ho sakaizanโ€™ny olona rehetra, hahay handray / hifandray ary hampifandray azy ireo hatrany๐Ÿฅฐ

Satria : ๐™ธ๐š๐™ฐ๐šˆ ๐™ธ๐š‚๐™ธ๐™บ๐™ฐ ๐Ÿค

ยซ ๐‘ด๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚, ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’”๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’๐’๐’๐’๐’‚ ๐’“๐’†๐’‰๐’†๐’•๐’“๐’‚โ€ ๐‘ฐ ๐‘ท๐’†๐’•๐’†๐’“๐’‚ 4 : 8๐’ƒ, ๐‘ฎ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ 6 :10 ๐’ƒ


โค๏ธ

Address

Alasora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vondrona Mpanazava Alasora Betesda posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share