25/08/2026
LASY LEHIBE 2025-2026 ποΈβ±οΈ
Sombiny amin'ny sary tany anaty lasy
Eto izahay Tily maitso Ambanilalana dia misaotra an'Andriamanitra tamin'ny fitantanany rehetra nahatanteraka izato lasy π₯°π
Isaorana ireo Ray aman-dReny nahatoky ireo mpiandraikitra ka nandefa ireo ankizy iaina amin'ny fiainana miala amin'ny mahazatraπ , isaorana ireo filoha nanome alalana , ny fiangonana ambanilalana , sy ireo komitim-pivondronana ary ireo nanampy πβοΈ
Amin'ny taom-panabeazana manaraka indray isika miona ohhβοΈπ₯Ή