Fikambanan'ny Zanak'i Soanierana Ivongo Antananarivo

Fikambanan'ny Zanak'i Soanierana Ivongo Antananarivo Fizaram-baovaon'ny zanak'i Soanierana Ivongo Antananarivo

25/12/2025
05/11/2025

Miarahaba atsika jiaby!
Araka ny fampilazana efa nalefa tamintsika dia
namoy ny ray niteraka azy ny filohan'ny FIZASIA.
Noho izany, hamangy azy antsika
zanak'i Sôneraña jiaby amin'ny alahady 09 novambra 2025,
amin'ny 3 ora 00. Eo amin'ny Sampananan'ny CSB II Antsahamamy, Tanà II, ambanin'Ankatso II ny fotoaña. Samia mitondra izay voatsirambin'ny tanana.

Ampitampitao amin'ny namaña jiaby añy.vaovao ity.
29/08/2025

Ampitampitao amin'ny namaña jiaby añy.vaovao ity.

Ndao antsika hiaraka amin'i Elisé Romuald hanandratra ny hasin'ny teny sy fomba Betsimisaraka.
24/05/2025

Ndao antsika hiaraka amin'i Elisé Romuald hanandratra ny hasin'ny teny sy fomba Betsimisaraka.

Am-pitiavana be no isaorantsika ny mpanao gazety nanokana lahatsoratra momba ny boky lahabolana betsimisaraka havoaka amin 'ny 5 jona 2025 ao Anosy, amin'ny 10 ora.
Am-panetren-tena no izarana izany amintsika eto amin'ny tambajotra🙏

Gazety Taratra 23/06/25

FIFIDIANANA FILOHAN’NY FIKAMBANAN’NY ZANAK’I SOANIERANA IVONGO MONINA ANTANANARIVO (FIZASIA) 👉Mbola mitohy hatramin’ny a...
20/05/2025

FIFIDIANANA FILOHAN’NY FIKAMBANAN’NY ZANAK’I SOANIERANA IVONGO MONINA ANTANANARIVO (FIZASIA)

👉Mbola mitohy hatramin’ny alakamisy 29 mey 2025 ny fandraisana ny kandida

👉Hatao ny alahady 01 jona 2025, mabomboka amin’ny 9 ora00mn maraina ao amin’ny Resto Bar Ravimpôntsy Tsiadana, Tanà II ny fifidianana.

👉FEPETRA FILATSAHAN-KOFIDINA :
- Olo avy Soanierana Ivongo
- Monina Antananarivo
- Vonona hitondra ny fikambanana

👉ANTONTAN-TARATASY ILAINA
- Filazalazana ny mombamomba ny kandida
- Taratasy fanehoam-pahavononana


👉 Marihina fa hofidina amin’io koa ny : FILOHA LEFITRA sy MPITAM-BOLA ary MPITANTSORATRA

👉TOMPONANDRAIKITRY NY FIFIDIANANA :
- M. Elisé Romuald, M. Jacquelin Randriamisaina, M. Rodin
- Fifandraisana : 0349101563 / 0348646794

« Kakazo by rañaraña tsy ahalatsaha-mañaniky »

AKÔRY ABY ATSIKA E ? Ho avy ny fety ê !  Hatao amin'ny alahady 01 jona 2025 ny fety fifampiarahabantsika Zanak'i Soanier...
20/05/2025

AKÔRY ABY ATSIKA E ?

Ho avy ny fety ê !
Hatao amin'ny alahady 01 jona 2025 ny fety fifampiarahabantsika Zanak'i Soanierana Ivongo mipêtraka Antananarivo.

👉Toerana: Restaurant Ravimpôntsy, Tsiadana
👉 Fandaharam-potoana:
- 8ora00 fahatongavana
- 9ora00 fifidianana sy tatitra
- 11ora00 fanokafana ny fety

👉10 000 Ar isam-pianakaviana ny latsakemboka. Raha mihoatra ny 6 kosa dia mandoa 20 000 ar. Ny mpianatra mitambatra tsy eninenina mandoa 10 000ar.
==> Alefa Mvola mialoha @0347268732 ( Henriette Basilisse). Raisina @1 jona izay taraiky.

👉VARY MAGNATON-DRÔ @ io ê. Sômby mitondra vary sy lasety fô êfa agny ny rôn'aomby matavy.

👉Aza mijijy tambagna ê !
Valala tsy in-dro mandry am-bavahady.

"Kakazo by ragnaragna tsy ilatsaha-magnaniky"

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345078211

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanan'ny Zanak'i Soanierana Ivongo Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share