AFO Fokonolona Ranivo FLM 67Ha

AFO Fokonolona Ranivo FLM 67Ha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AFO Fokonolona Ranivo FLM 67Ha, Youth Organization, FLM Toby Fanantenana 67ha, Antananarivo.

๐Ÿ”ฅโค๏ธ
18/03/2026

๐Ÿ”ฅโค๏ธ

15/02/2026

โ€œRetour sur notre belle journรฉe de reboisement dโ€™hier ๐ŸŒณโœจ

Andro iray feno fifaliana ๐Ÿฅฐ๐Ÿ”ฅ


Tia ny natioraโ˜˜๏ธsakaizanโ€™ny biby sy ny zavamaniry.๐ŸŒฟ๐ŸŒณ๐Ÿฅฐโ€œHo anโ€™ny taranaka rahampitso "๐ŸŒณ๐Ÿ’›
15/02/2026

Tia ny natioraโ˜˜๏ธsakaizanโ€™ny biby sy ny zavamaniry.๐ŸŒฟ๐ŸŒณ๐Ÿฅฐ
โ€œHo anโ€™ny taranaka rahampitso "๐ŸŒณ๐Ÿ’›



Andao hifanampy
11/02/2026

Andao hifanampy

๐ŸŒช๏ธ๐Ÿ™๐Ÿป Misaotra anโ€™Andriamanitra isika nahazo maraim-baovao. Mafy ny alina, fa velonโ€™aina isika ka afaka mbola miarina sy miatrika, indrindra ho anโ€™ireo tena nandalovanโ€™ilay rivodoza. โš ๏ธ Mbola mila mitandrina, tsy mbola lasa ny rivodoza!

โ˜”๏ธ Manao ahoana isika any? Aza hadinoina ny mampita vaovao amin'ireo Filoham-paritany ho an'izay mpikambana traboina.

----------------------------
๐Ÿ”ฅFa eto aloha, mitodika manokana amin'ireo ๐—”๐—ณ๐—ผ - ๐—ฆ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ isika. ๐Ÿค Eto isika ilay ilain'ny fiarahamonina.

๐Ÿซถ ๐—˜๐˜๐—ผ ๐—ถ๐˜€๐—ฒ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฆ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ. ๐—ฉ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ถ๐˜€๐—ฒ?

๐Ÿ˜‰ ๐— ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐ŸฆบAraho tsara ireo ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ omen'ny mpitarika isam-paritany

๐Ÿ‘‡Tsiahivintsika eto ireo nanofanana ny Mpanazava amin'ny ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—น๐—ผ๐˜‡๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐˜† toy izao :
- Fampitam-baovao samihafa (relai d'informations)
- Tantsoroka eny anivon'ireo ivotoerana mandray traboina (gestion de site)
- Fanentanana samihafa mifandray amin'ny fahasalamana, fahadiovana, zon'ny ankizy sns (sensibilisations)
- Fihainoana ireo mila izany (รฉcoute sociale)

โ˜˜๏ธ Mba tsy handalo foana amin'ise anie ity taom-pankalazana ny faha 80 taona ity. Mivavaka ho an'ise!
----------------------------

โ„น๏ธ Ireo Mpiandraikitra sy Filoha ihany koa dia amporisihina hirotsaka.

Bonne annรฉe indray ehh!!โœจ๏ธ๐Ÿ˜๐Ÿคฃ
09/02/2026

Bonne annรฉe indray ehh!!โœจ๏ธ๐Ÿ˜๐Ÿคฃ

"satria velona Aho, dia ho velona koa ianareo" (Jaona 14: 19b) Afo Velona ๐Ÿ”ฅ
27/01/2026

"satria velona Aho, dia ho velona koa ianareo" (Jaona 14: 19b)
Afo Velona ๐Ÿ”ฅ

๐ŸŒฒโญ๏ธNoely Fahazavana 2025 โญ๏ธ๐ŸŒฒMisaotra an' Andriamanitra Lehibe fa vitasoa ny Fankalazana ny noelin'ny FSFLM 67ha.๐Ÿ™ Ho anโ€™...
12/01/2026

๐ŸŒฒโญ๏ธNoely Fahazavana 2025 โญ๏ธ๐ŸŒฒ

Misaotra an' Andriamanitra Lehibe fa vitasoa ny Fankalazana ny noelin'ny FSFLM 67ha.
๐Ÿ™ Ho anโ€™Andriamanitra irery anie ny voninahitra.


Tongasoa 2026 ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’ซ" Fa tamin'ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana anampy fahasoavana" (jaona 1: 16)I...
01/01/2026

Tongasoa 2026 ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’ซ
" Fa tamin'ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana anampy fahasoavana" (jaona 1: 16)

Izahay Fokonolona Ranivo dia faly manonona ny Fahasoavan'Andriamanitra amintsika rehetra nahatratra indray ny taona vaovao ๐Ÿ’ซ๐Ÿช


"Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina" Jaona 1 : 5aHitondra Fahazavana eo amin'ny Fiainantsika anie Jesosy...
25/12/2025

"Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina" Jaona 1 : 5a

Hitondra Fahazavana eo amin'ny Fiainantsika anie Jesosy ๐Ÿ’ซ


Address

FLM Toby Fanantenana 67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AFO Fokonolona Ranivo FLM 67Ha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share