02/06/2026
Hitatsika matetika ato anaty Horonantsary izy 🥰
Iza marina moa i Mme Sitraka Feno ?
Kely sisa dia ho tonga 30K isika 😱😍
Voalohany indrindra dia Mankasitraka indrindra anareo mpanaraka ny pejy izahay 😘
Betsaka ny fahalalana momban’ny tontolo nentindrazana sy ny fahendrena nentindrazana ho ampitanay eto aminy pejy
Ka aza miala lavitra ny pejy ary tompoko o🥰
Faharoa dia Nohon’ny fiakaranareo mpanaraka dia faly sy ravoravo ny fikambanana misy anareo manohana
Ka aminy hafalina lehibe no hanoloranay ny:
Ho avy tsy ho ela ny Horonantsary fampifatarana ireo mpikambana ato amin’ny
Vondrona Gasy Tsara fomba ofisialy 🇮🇩
Amin’izay dia Tena hazava bebe kokoa amintsika ny fikambanana 🤗
satria dia Tena miezaka ny handroso hatrany izahay, isika manandratra ny fomba nentindrazana
ka mety ho gaga sy ho faly ary hirehareha ery izao ianareo rehefa hahita izany Horonantsary (video ) izany , hihi😅🥰
Abonnez-vous ❤️
Gasy Tsara fomba 🇮🇩
Havako ianao fa tsy fahavalo 🇲🇬