12/05/2026
IZA MOA NY VEHIVAVY LASA LAVITRA ?
👉 Fikambanana vehivavy kristianina
👉 Tsy hanavahana na iza na iza
👉 Tsy hanavahana anaram-piangonana
🗓 Manana fotoana indray mandeha isam-bolana, isaky ny Alahady tolakandro, amin’ny 2ora
*Vehivavy mifankatia
*Vehivavy mifanangana
*Vehivavy mifanohana
*Vehivavy mifampisintona miakatra
🌸🌷🌸