Association de Bienfaisance Mamafy

Association de Bienfaisance Mamafy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association de Bienfaisance Mamafy, Nonprofit Organization, Lot VP8 bis Lazaina ANOSY AVARATRA, Antananarivo.

Mametraka ny fialantsiny ho antsika izay tsy tratra antso na tsy nahazo faire-part fa ito alefako ito mba ho fampahafant...
03/03/2026

Mametraka ny fialantsiny ho antsika izay tsy tratra antso na tsy nahazo faire-part fa ito alefako ito mba ho fampahafantarana ny amin'ny fandaharam-potoana. Dia mankasitraka indrindra ny Fitiavanareo♥️🙏

Ce 01 Mars 2026, on a encore perdu un membre, notre Vice-président RAVALOMANDA Andrianandraina. Il a bien vécu notre doy...
01/03/2026

Ce 01 Mars 2026, on a encore perdu un membre, notre Vice-président RAVALOMANDA Andrianandraina. Il a bien vécu notre doyen🙏 Un homme plein d'Amour pour sa famille, ses proches, ses prochains, pour tout le monde❤️🙏 Merci notre Daddy❤️🙏 Notre rayon de soleil😍

Une deuxième membre du bureau de notre Association MAMAFY nous a quittée aujourd'hui. 😭❤️🙏Bye bye et encore merci notre ...
07/02/2026

Une deuxième membre du bureau de notre Association MAMAFY nous a quittée aujourd'hui. 😭❤️🙏Bye bye et encore merci notre chère Bebesam. On n'a pas les mots tellement ça nous pèse sur le coeur. 😭😭😭

Samedi 13 Décembre 2025 :"Aza matahotra, ry tany fambolena, Miravoravoa sy mifalia ; Fa manao zava-dehibe Jéhovah." (Joe...
14/12/2025

Samedi 13 Décembre 2025 :
"Aza matahotra, ry tany fambolena, Miravoravoa sy mifalia ; Fa manao zava-dehibe Jéhovah." (Joela2, 21)

" Terre, ne crains plus, jubile et sois dans l' allégresse, car Yahvé a fait grand!" (Joël 2, 21)

Comme tous les ans, la Présidente de l' Association de Bienfaisance Mamafy et son époux Dominique Chareix ont organisé une journée festive pour :
- les membres de bureau,
- les membres actifs (Association des personnes âgées, Association des femmes).
On a marqué la journée par une distribution de vêtements, suivie d'un défilé de mode avec les vêtements, danse, et le déjeuner en mode pique-nique.🙏♥️
Remerciements : Seigneur Jésus-Christ, Dominique Chareix Gabrielle Chareix (membre bureau à La Réunion)

Vacances Association MAMAFY du 15 au 23 Juillet 2025 à Nosy-Be♥️🙏20 personnes membres du groupe de Personnes âgées et de...
17/07/2025

Vacances Association MAMAFY du 15 au 23 Juillet 2025 à Nosy-Be♥️🙏
20 personnes membres du groupe de Personnes âgées et de Femmes de l'Association sont bien arrivés à Nosy-Be.🙏

08 Martsa 2025 : VEHIVAVY MISAFIDY NY FANJAKAN'NY LANITRA 🙏Mat 4,12-17- Miala ny tanin'ny jentilisa,- Mahita mazava lehi...
15/03/2025

08 Martsa 2025 :
VEHIVAVY MISAFIDY NY FANJAKAN'NY LANITRA 🙏
Mat 4,12-17
- Miala ny tanin'ny jentilisa,
- Mahita mazava lehibe,
- Iposahan'ny fahazavana.

Nisafidy ny hikolokolo ampahany amin' ny zaridaina teo amin'ny Hopitaly Anosy Avaratra, faritra CSBII ; ny fikambanan'ny Zokiolona ato amin'ny Association de Bienfaisance Mamafy. Izany dia ho fanamarihana ny fankalazana ny andron'ny Vehivavy. Isaorana etoana Rtoa Médecin Inspecteur - Distrika Avaradrano - Faritra Analamanga nanome alàlana anay hanao izany asa izany sy ireo tompon'andraikitra teo an-toerana.🙏♥️

Gabrielle Chareix Dominique Chareix Cedric Chareix Christian Andrianantenaina Chareix David Chareix Steph Rktmll Iola Psc Narindra Carole Rabearivelo Rza Zoarimanda Vololona Tolojanahary Lal Chareix Liv Lov Christelle Chareix Zaza Kely Flo Crx John Onja Elodie Marais F***y Psc

Opération Gâteau izay notanterahin'ireo zokiolona ato amin'ny fikambanana mba nahafahan'izy ireo niala sasatra tany amor...
05/08/2024

Opération Gâteau izay notanterahin'ireo zokiolona ato amin'ny fikambanana mba nahafahan'izy ireo niala sasatra tany amoron-dranomasina indray tamin"ity taona 2024 ity.
Andriamanitra anie hamaly fitia anareo rehetra izay manohana hatrany ny association sy ireo zokiolona tsirairay ireo.

FANKALAZANA NY ANDRON'NY 08 MARTSA 2024 :"VEHIVAVY MIHARY, MIRAY HINA, ANTOKY NY FIRENENA MANDROSO"Anisan'ireo nandray a...
10/03/2024

FANKALAZANA NY ANDRON'NY 08 MARTSA 2024 :
"VEHIVAVY MIHARY, MIRAY HINA, ANTOKY NY FIRENENA MANDROSO"
Anisan'ireo nandray anjara avy ao amin'ny Fokontany Lazaina ny Association de Bienfaisance Mamafy Zokiolona vehivavy. Teo ambanin'ny fiahian'ny Ben'ny Tanàna Commune Rurale d'Anosy-Avaratra sy Ramatoa vadiny ny fotoana ; ary notronin'ny Rtoa Délegué CRAA, Rtoa Filohan'ny Mpanolontsaina kaominaly TinaDom Dom Tina sady Filohan'ny Association MAMAFY, Rtoa Bebesam Rakotomanana, ary ireo Filoham-pokontany vehivavy. Isaorana ihany koa ny Ben'ny Tanàna tamin'ny fanomezana ody ambavafo , sy vary 1 gona ary savony 1 carton zaraina ho an'ny mpandray anjara fokontany Lazaina (30 vehivavy MAMAFY)
Tao aorianan'ny fety teo amin'ny biraon'ny kaominina moa dia nanao asa fanadiovana sy fanatsarana ny zaridainan'ny CHRD faritra CSBII Anosy-avaratra ireo mpikambana ao amin'ny Association de Bienfaisance Mamafy Zokiolona miandahy miambavy. Niaraka namboly voninkazo sy nanao sakafo maivana teo an-toerana ary nofaranana tamin'ny fizarana akanjo sy kiraro izay isaorana indrindra ny fanomezana avy amin' i Rtoa Mamy GUILLON, Cédric Chareix ary David Chareix

Excursion à Analamanga Park  avec le groupe des personnes âgées de notre Association le Jeudi 07 Décembre 2023.Remerciem...
08/12/2023

Excursion à Analamanga Park avec le groupe des personnes âgées de notre Association le Jeudi 07 Décembre 2023.
Remerciements à : DIEU🙏😇, Équipe de David Chareix chez TERALTA de La Réunion 🇷🇪, Équipe du bureau de La Région d'Analamanga spécialement Chef Patrick, Ministère de la population de la Région Analamanga avec Chef Tiana, Équipe d'Analamanga Park, notre fidèle chauffeur Mr Solo, les membres actifs et bureau MAMAFY.

Address

Lot VP8 Bis Lazaina ANOSY AVARATRA
Antananarivo

Telephone

+261320722388

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association de Bienfaisance Mamafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association de Bienfaisance Mamafy:

Share