AITM-Madagascar

AITM-Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AITM-Madagascar, Community Organization, Antananarivo.

Association des Ingénieurs des Télécommunications de Madagascar 🇲🇬 (A.I.T.M)
♦️Une Association à but non lucratif
♦️Regroupe les Ingénieurs du secteur public ou privé
♦️Dans le domaine des Télécommunications, des sciences ou techniques connexes.

21/08/2026

Ndao mba hiresaka momba ny fahasalaman’ny saina

Eto an-tanana 🇲🇬
🤦‍♂️ve manaiky hoe misy izany hoe « HARCÈLEMENT» izany; raha misy teny na fihetsika manafintohina dia lazaina fotsiny hoe: « tsy mahazaka vava» na « ianao te ho molamola eo »?

🔥Toy izany koa ny « BURN-OUT »: raha tonga amin’ny havizanana tafahoatra noho ny asa ny olona iray, dia holazaina fotsiny hoe: « ialahy no tsy mahay miasa »?

Efa misy ve ny fepetra raisina hisorohana sy hitantanana ny RPS* ao amin’ny toeram-piasana?

Ary efa misy ve ny formation na sensibilisation momba izany?

* Risques Psycho-Sociaux

☕️ Machine à café ho an’ny mpiasa ☕️Ny fametrahana milina kafé ao amin’ny toeram-piasana dia tena mitondra tombontsoa ho...
21/08/2026

☕️ Machine à café ho an’ny mpiasa ☕️

Ny fametrahana milina kafé ao amin’ny toeram-piasana dia tena mitondra tombontsoa ho an’ny mpiasa sy ny orinasa.

☕ Afaka misotro kafé mora foana mandritra ny fotoana fialan-tsasatra.
😊 Manampy amin’ny famoronana tontolo iasana mahafinaritra
🤝 Manamora ny fifandraisana sy ny fifampiresahana eo amin’ny mpiara-miasa.
⚡ Manome fotoana fohy hialana sasatra ( 30 min maraina, 30 min après midi) sy hiverenana hiasa amin-kery indray.

Karakarao ny mpiasanao, omeo kafé ☕️

21/08/2026

Inona indray izany Ingénieur V.A.L.I.D.E.U.R izany?

👨🏼‍💻 Ingénieur miandraikitra ny test de validation / vérification

🛠️ Manao validation an’équipements, devices, solutions na configurations na réseau

🧑🏽‍💻 Tsy voafetra amin’ny exécution de batteries de tests fotsiny ny asany, fa mila mahay configuration ihany koa.

🔍 Mila mahay manao analyse de traces et de logs ary mamantatra ny anton’ny olana.

👩‍🔬 Miasa amin’ny laboratoire na R&D na maquette (réseaux de test)

💶 Ny opérateurs télécoms na ireo organismes/entreprises de grande envergure no tena ahitana an’io poste io.

✈️ Raha eto Madagasikara, mbola vitsy dia vitsy ny opportunités amin’io domaine io.
Ka raha tena te hiditra amin’ny métier de Valideur ianao, dia mety mila mieritreritra expatriation kely.

21/08/2026

Inona kay no tombony azo ireny Chef, Chef de Département na Directeur tsy mamaly mihitsy ireny rehefa arahabaina?
Misy mody tsy mahita, misy mody mi-telephone tampoka.
Nefa anie samy mpiara-miasa izao ihany.

20/08/2026

Inona no atao hoe Ingénieur INTEGRATEUR?

👨🏼‍💻Ingénieur miandraikitra ny intégration, configuration ary mise en service ireo équipements sy solutions télécom.

🛠️Miandraikitra ihany koa ny commissioning (configuration initiale)

🆕 Izy no mampiditra nouveaux équipements na nouvelles solutions ao anatin’ny réseau.

🤵‍♂️Asa mety ho an’ny olona tia manaraka procédure, manao exécution de scripts ary miasa amin’ny fomba méthodique.

💶 Miasa au sein d’un fournisseur matetika (Ericsson, Huawei, Nokia, sns) ary miara-miasa amin’ny client (opérateur, organisme sns)

🧑🏽‍💻 Tsy maintsy manaraka procédure (MOP – Method of Procedure) mandritra ny opération.
* Ny MOP dia mety avy amin’ny Designer, Architecte, équipe Ingénierie, na mety ho préparé par l’Intégrateur ihany koa arakaraka ny projet.

🚧 Mandritra ny travaux, dia tsy maintsy misy équipe O&M (Operations & Maintenance) manara-maso sy manao surveillance ny opération.

🛏️ Matetika manao travail de nuit, indrindra rehefa misy maintenance, migration, upgrade na intégration, satria tsy maintsy atao amin’ny ora tsy dia misy impact amin’ny réseau sy ny utilisateurs.

19/08/2026

A.S.T.R.E.I.N.T.E

📱Astreinte dia fotoana iandrasana antso raha misy asa maika na olana tampoka, 24h/24 sy 7j/7, na andro na alina.
✅ andraikitra lehibe satria miantoka ny continuité de service.
👨🏼‍💻 Ny Ingénieurs Support sy O&M no tena miantoka ny astreinte matetika.

🤦‍♂️ Nefa ny réalité misy ingénieur vao maheno hoe “astreinte” dia efa tezitra, lasa kizitina, ary miteny tsy mendrika.
‼️Satria mety tsy ampy na tsy mazava ny conditions d’astreinte, tsy mifanaraka amin’ny effort ny compensation, ary tsy ampy ny repos sy ny rotation, dia mety hiteraka STRESS sy PHOBIE.

💶 Raha tsara ny fandaminana sy ny motivation, dia afaka lasa source de motivation ny astreinte fa tsy zavatra atahorana.
Ohatra hoe:
1️⃣ Olona 3 no indray manao astreinte mandritra ny une semaine:
* 1 Main
* 2 Backup
* Mifandimby manao rotation ny Main sy Backup.

2️⃣ Tsy tokony hihoatra ny une semaine isam-bolana ny astreinte ho an’ny olona iray, mba hisian’ny rotation ara-drariny sy hahafahana miala sasatra.

3️⃣ Voa hoe manao astreinte fotsiny, dia tokony hisy indemnité forfaitaire manodidina ny 3 000 000 Ar isan’olona par mois, na misy intervention na tsy misy.

4️⃣ Raha misy intervention mandritra ny astreinte, dia tokony hisy indemnisation supplémentaire calculée par heure arakaraka ny fotoana niasana.

5️⃣ Raha jour férié no anaovana astreinte, dia tokony hisy récupération na, compensation financière (vola)

6️⃣ Mandritra ny astreinte, tokony hahazo fahafahana mandeha any amin’izay toerana tiany ilay olona: fa mila azo antso amin’ny téléphone, ary afaka mi-connect haingana sy miditra an-tsehatra raha misy olana.

Anjarantsika ny mandinika: mbola ho SORONA sy hampahatezitra faona ve ny astreinte❓Sa efa fotoana izao hanatsarana azy ka hahatonga azy ho zavatra raisina am-pifaliana⁉️

19/08/2026

Inona no atao hoe Ingénieur Support ?

🫂Olona tia mamaha olana, manao investigation ary mitady vahaolana.

🛠️ Mi-traiter tickets: incident, bug, alarme, problèmes interne na avy amin’ny client.

1️⃣ Support Niveau 1 : manao premières vérifications, toy ny Dashboard sy niveau physique: câblage, connexion, alimentation, sns.

2️⃣ Support Niveau 2 : miditra lalindalina kokoa, mijery traces/logs, manana accès amin’ny node ary manaraka procédure sy checks basiques ( Alarmes, conf, status)

3️⃣ Support Niveau 3 : manao investigation approfondie, mitady sy manolotra solution, manao récupération de service, manavao ny principe d’investigation ary afaka mampiakatra olana any amin’ny Designer/Architecte.

💶 Mpanao astreinte 24x7 : miandry sy mandray problème/incident avy amin’ny client, indrindra ireo mila fandraisana andraikitra haingana, ary miantoka ny fitohizan’ny service mandra-pahavaha ny olana.

💆‍♂️Client : mety ho grand public na équipe O&M an’ny opérateur. Rehefa misy olana, ny équipe O&M dia manokatra CSR, ary ny Support (fournisseur) no mandray sy mijery izany avy eo.

Next: Astreinte ❓

16/08/2026

Inona marina no antony mahatonga ny karamantsika (Ingénieur en Télécommunications) ho ampy hivelomana fotsiny sisa, fa tsy hahafahana manan-karena amin’ny ankapobeny?

Indrindra ho an’ireo sortant avy amin’ny grande école toa an’i Polytechnique, inona no sakana tsy ahafahantsika mametraka fenitra mazava, tahaka ny an’ny L’X? Mba hahazoan’ny sortant karama ambony.

Nefa ny diplômé grande école gasy, rehefa lasa expatrié, dia omen’ny boîte vahiny karama mitovitovy amin’ny an’ny ingénieur any aminy.

Aiza no tena olana? Iza no misakana?

15/08/2026

Mandritra ny herinandro maromaro, andao isika hiresaka ny tena métier technique an’ny Ingénieur en Télécommunications.

Hojerentsika amin’ny antsipiriany ireo différents niveaux sy rôles techniques:
- Support Niveau 1 (N1)
- Support Niveau 2 (N2)
- Support Niveau 3 (N3)
- Intégrateur
- Valideur/Testeur
- O and M
- Ingénierie
- Designer
- Développeur
- ary farany ny Architecte, izay anisan’ny niveau technique ambony indrindra.

💶 💶 💵💵 Rehefa tonga amin’ny niveau architecte ianao dia efa ny asa no mitady anao fa tsy ianao intsony no mitady asa.

14/08/2026

Ho an’ireo vao afaka BACC, aza misafidy ny hanao Télécommunications raha ny hanan-karena no tena tanjona.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AITM-Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to AITM-Madagascar:

Shortcuts

Share