Ordre des Géomètres Experts De Madagascar,Pejy Ofisialy

Ordre des Géomètres Experts De Madagascar,Pejy Ofisialy L'OGEM a pour but la promotion et la redynamisation de la profession de Géomètre Expert à Madagascar

Ho antsika izay Mitady Mpandrefy Tany Mpahay Raha dia efa azontsika jerena ao amin’ity rohy ity https://ordre-geometres-...
27/03/2026

Ho antsika izay Mitady Mpandrefy Tany Mpahay Raha dia efa azontsika jerena ao amin’ity rohy ity https://ordre-geometres-experts.mg/ ny lisitrin'ireo Géomètre Expert eto Madagasikara 😊

Tontosa ny asabotsy 21 Martsa 2026 teo ny fankalazana ny Andro Maneran-tany ho an’ny Mpandrefy Tany, na ny « Journée Mon...
23/03/2026

Tontosa ny asabotsy 21 Martsa 2026 teo ny fankalazana ny Andro Maneran-tany ho an’ny Mpandrefy Tany, na ny « Journée Mondiale des Géomètres » teto Madagasikara izay niarahan’ireo mpisehatra rehetra.
Ireto avy no nanamarika izany hetsika izany :
• Fanolorana « Médaille de reconnaissance » ho an’ireo andrarezin’ny tontolon’ny fandrefesan-tany teto Madagasikara, dia i RAFANOHARANTSOA, Géomètre Expert Honoraire ; ANDRIAMIHAJA solonavalona, Talen’ny FTM teo aloha ; RABESIHANAKA, Talen’ny sampan-draharaha ny fandrefesan-tany teo aloha ; RABETSIAHINY, Mpampianatra mpikaroka ao amin’ny ESPA, sady lehiben’ny « Département Géomètre Topographe »teo aloha ; ary RAJAONARISOA Georges, mpanorina ny « Département Topographie » ao amin’ny LTP Mantasoa.
• Famelabelaran-kevitra narahina adihevitra momba ny «Fanamby sy Tanjona amin’ny asa fandrafesan-tany eto Madagasikara ».
• Lalao basket-ball izay norombahin’ny Société PARERA-ILSTA.
Tonga nanotrona sy nanokatra ny fotoana ny avy ao amin’ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharaha Tany, notarihin’ny Atoa Tale Jeneralin’ny Fananantany.
Ireo mpisehatra nandray anjara :
Foiben-Taosarintanin'i Madagasikara
Direction des Services Topographiques
Ordre des Géomètres Experts De Madagascar,Pejy Ofisialy
Association des étudiants et Ingénieurs Topographes AIT - ESPA
ATTOM Officiel
EGGM Madagascar
Institut de Topométrie de Madagascar
MANTASOA
Ireo mpanohana ny hetsika :
E-koragna immo
Master IMMO
BIGTopo
AROTANY-Topo-Géomètre Expert
REFI


« Mpandrefy tany : Miray hina amin’ny fandrefesana, mifamatotra amin’ny fampitana »

La célébration de la Journée Mondiale des Géomètres s’est tenue le samedi 21 mars dernier, réunissant l’ensemble des acteurs du secteur. L’événement a été marqué par plusieurs temps forts :
• La remise de « Médailles de reconnaissance » aux grandes figures du domaine de la géométrie et de la topographie à Madagascar : RAFANOHARANTSOA, Géomètre Expert Honoraire ; ANDRIAMIHAJA Solonavalona, ancien Directeur Général du FTM ; RABESIHANAKA Harilantosoa, ancien Directeur des services topographiques ; RABETSIAHINY, Maître de conférences à l’ESPA et ancien Chef du département Géomètre Topographe ; RAJAONARISOA Georges, Fondateur et coordinateur de la filière Topographie du LTP Mantasoa.
• Une conférence suivie d’un débat sur le thème : « Défis et enjeux du métier de topographe à Madagascar ».
• Un match de basket-ball remporté par la Société PARERA-ILSTA.
La cérémonie a été honorée par la présence des représentants du Ministère de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers, dirigé par Monsieur Le Directeur Général des services fonciers.
Les institutions participantes :
Foiben-Taosarintanin'i Madagasikara
Direction des Services Topographiques
Ordre des Géomètres Experts De Madagascar,Pejy Ofisialy
Association des étudiants et Ingénieurs Topographes AIT - ESPA
ATTOM Officiel
EGGM Madagascar
Institut de Topométrie de Madagascar

Les partenaires de l’événement :
E-koragna immo
Master IMMO
BIGTopo
AROTANY-Topo-Géomètre Expert
REFI

Entrée libre
19/03/2026

Entrée libre

À l’occasion de la Journée mondiale des Géomètres, célébrée le 21 mars, Madagascar, à travers la Direction des Services ...
18/03/2026

À l’occasion de la Journée mondiale des Géomètres, célébrée le 21 mars, Madagascar, à travers la Direction des Services Topographiques et l’Ordre des Géomètres Experts de Madagascar, organise cette année une manifestation placée sous le signe de la solidarité et de la transmission des savoirs. Cette journée réunira l’ensemble des géomètres, topographes, sociétés, services et établissements d’enseignement de la topographie, invités à honorer de leur présence à cette célébration. Elle se déroulera le 21 mars 2026, à partir de 8 h 30, à la Direction des Services Topographiques.

🥰
10/03/2026

🥰

Miarahaba Tompoko! Faly izahay ato amin’ny Holafitry ny Mpandrefy Tany Mpahay Raha manolotra anareo ireo namana vaovao M...
06/03/2026

Miarahaba Tompoko! Faly izahay ato amin’ny Holafitry ny Mpandrefy Tany Mpahay Raha manolotra anareo ireo namana vaovao Mpandrefy Tany Mpahay Raha izay noraisina tamin’ny fomba manetriketrika ny Zoma 28 Febroary 2026 lasa teo. Izahay rehetra ato amin’ny Holafitra dia faly miarahaba sy mandray anareo ho isan’ny vondrona. Tongasoa eto anivonay, ary mirary soa sy fahombiazana amin’ny asa sy andraikitra iombonana.

Tsara ho Fantatra ihany koa fa ny Mpandrefy Tany Mpahay Raha dia tsy mpahay teknika fotsiny amin’ny fandrefesana fa mpiantoka ny fiarovana ny fananan-tany sy mpandray anjara stratejika amin’ny fandrindrana ny tany. Ny tanjony dia ny hanome angona azo antoka, hanamafy ara-dalàna ny fananana ary hanampy amin’ny fampandrosoana ny tanàn-dehibe sy ny ambanivohitra.

L’Ordre des Géomètres Experts a l’honneur de vous présenter ses nouveaux confrères géomètres experts admis solennellement le vendredi 28 février 2026. Toute la communauté de l’Ordre est ravie de vous compter désormais parmi nous. Soyez les bienvenus, et nous vous souhaitons beaucoup de succès et d’épanouissement dans vos missions partagées.

Il est également important de savoir que les Géomètres Experts ne sont pas seulement des techniciens de la mesure : ce sont des garants de la propriété foncière et des acteurs stratégiques de l’aménagement du territoire. Leur objectif est de fournir des données fiables, de sécuriser juridiquement les biens et d’accompagner le développement urbain et rural.

Salama e ☺️ Vonona foana izahay amin'ny fanampiana sy torohevitra izay mety ilainareo amin'ny resaka fandrefesan-tany oh...
20/02/2026

Salama e ☺️ Vonona foana izahay amin'ny fanampiana sy torohevitra izay mety ilainareo amin'ny resaka fandrefesan-tany oh 🥰

Miarahaba oh ☺️ Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika hatrany ho lavitry ny loza rehetra
12/02/2026

Miarahaba oh ☺️ Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika hatrany ho lavitry ny loza rehetra

Miarahaba o! Aza misalasala ihany koa manatona anay mivantana ety Andrefan'Ambohijanahary Lot III G 84 ambonin'ny SMMEC ...
02/02/2026

Miarahaba o! Aza misalasala ihany koa manatona anay mivantana ety Andrefan'Ambohijanahary Lot III G 84 ambonin'ny SMMEC ☺️

26/01/2026

Mirary Taona Zina sy feno fahombiazana hatrany ho antsika rehetra ary mba ho Taom-pikatrohana tokoa anie ity Taona Vaovao ity ☺️

Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo ny fahalasan’ny mpikambana ato aminay ny Géomètre Expert de Madagascar ...
09/01/2026

Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo ny fahalasan’ny mpikambana ato aminay ny Géomètre Expert de Madagascar RANDRIANARISON SIMON. Ny Holafitra dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany sy ny mpikambana rehetra ato amin’ny holafitra 🥹😭

05/12/2025

Fivoriana maika – URGENT !!!

Antsoina hivory ao amin’ny Birao ny Ordre des Géomètres Experts de Madagascar (OGEM) ianareo Géomètres Experts izay vao afa panadinana teo ny Alatsinainy 8 Desambra 2025 amin’ny 9 ora maraina.

Manantena ny fahatongavanareo izahay, satria zava-dehibe no hodinihina.

Misaotra indrindra. Ny Holafitra fans

Send a message to learn more

Address

Lot III G 84 Andrefan'Ambohijanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

08:00 - 17:00

Telephone

+261321120793

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ordre des Géomètres Experts De Madagascar,Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ordre des Géomètres Experts De Madagascar,Pejy Ofisialy:

Share