Société Malgache de Pédiatrie

Website

Société Malgache de Pédiatrie qui œuvrent pour la santé et le bien-être des enfants Malagasy

La SOciété MAlgache de PEDiatrie rassemble les professionnels de santé (pédiatre, gynéco-obstétricien, chirurgien, médecin spécialiste et généraliste, sage-femme, infirmier, masso-kiné...)

09/10/2026

⚠️ TANDREMO ⚠️ aretim-pivalanana sy mandoa
👉🏻 SRO no atao voalohany
✅ Fahadiovana no fitandremana

07/10/2026

❓Vita ihany ve ilay vaksiny rougeole sy polio an'ny ankizy ary efa nahazo Vitamine A?
❗ Sao adino ! Mbola misy rahampitso sy

📣HETSIKA FANAOVAM-BAKSINY FAOBE O : hiadivana amin'ny kitrotro sy ny lefakozatra !🗓️ 05-09 oktobra 2026❗Azo antoka ny va...
04/10/2026

📣HETSIKA FANAOVAM-BAKSINY FAOBE O : hiadivana amin'ny kitrotro sy ny lefakozatra !

🗓️ 05-09 oktobra 2026

❗Azo antoka ny vaksiny, iza ireo tsy mbola nahafeno ?

❗TSY MISY hoe "SURDOSÉ" amin'ny vaksiny fa vao maika ary mitombo ny hery fiarovana na efa nanao aza o

Ndao ary o, eny amin'ny tobim-pahasalamana


🌬️ Votre enfant fait encore des crises d'asthme ?🚨 AVANT L'ARRIVEE DE LA SAISON DE PLUIE !!!💚L’École de l’asthme est là ...
03/10/2026

🌬️ Votre enfant fait encore des crises d'asthme ?

🚨 AVANT L'ARRIVEE DE LA SAISON DE PLUIE !!!
💚L’École de l’asthme est là pour vous aider à mieux comprendre et mieux gérer l’asthme de votre enfant.

👨‍👩‍👧 6 places restantes pour parents de 6-12 ans au mois d'octobre.
👨‍👩‍👧 6 places restantes pour les adolescents plus de 12 ans au mois de novembre.
📍 CHU Mère-Enfant Tsaralalàna
🎟️ Participation gratuite
📚 3 mercredis de 13-14h

👉 Vous connaissez un parent concerné ? Partagez-lui cette publication💚

📩 Inscription : 034 14 201 11

☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️☘️

🌬️ Mbola manao krizy sohika ve ny zanakao?

🚨 MIALOHAN'NY HAHATONGAVAN'NY FAHAVARATRA !!!
💚 Ny kilasin'ny tsara fiaina dia afaka manampy anao mahazo tsara ny sohika sy mandray an-tanana azy

👨‍👩‍👧 Toerana malalaka 6 ho an'ny 6-12 ans @ volana oktobra.
👨‍👩‍👧 Toerana malalaka 6 ho an'ny mihoatra 12 ans @ volana novambra.
📍 CHU Mère-Enfant Tsaralalàna
🎟️ Tsy andoavam-bola
📚 3 Alarobia @1-2 ora.

👉 Afaka zaraina amin'ny Ray aman-dreny mety mila izany 💚

📩 Fisoratana anarana : 034 14 201 11

❤️ HO AN’NY RAY AMAN-DRENY REHETRA : TEHIRIZO ANIE ITY SAO METY ILAINAREO E, AMIN'ILAY FOTOANA TENA MANAHIRANA INY! ❤️Sa...
25/09/2026

❤️ HO AN’NY RAY AMAN-DRENY REHETRA : TEHIRIZO ANIE ITY SAO METY ILAINAREO E, AMIN'ILAY FOTOANA TENA MANAHIRANA INY! ❤️

Satria tsy fantatsika mialoha hoe rahoviana ny zanatsika no mety harary ka mila manatona mpitsabo.

Fantatrao ve hoe aiza no ahitana mpitsabo manam-pahaizana manokana momba ny zaza (pédiatre) raha mila miditra hopitaly ny zanakao? 🏥👶

🔄 ZARAO amin’ny ray aman-dreny sy ny olona manodidina anao sao mahasoa azy ireo.

SOMAPED 💛💚 ZAZA SALAMA

20/09/2026

KITROTRO 🚨
VOAARO AMIN'NY KITROTRO VE NY ZANAKAO?
EFA VITA VAKSINY VE IZY ?

17/09/2026

Averina indray tompoko :

⚠️ TANDREMO ny mihevitra hoe "FOLAKA" foana ny zaza raha vao manavy na misy mahazo azy !

⚠️ TANDREMO fa mampisy fahasarotana ny aretina

⚠️ TANDREMO fa manataraiky ny fitsaboana ary mampitombo ny taha-pahafatesana

🎓 Quand nos pédiatres deviennent Professeures, c’est une immense fierté pour toute la pédiatrie malgache 👼.👏La Société M...
11/09/2026

🎓 Quand nos pédiatres deviennent Professeures, c’est une immense fierté pour toute la pédiatrie malgache 👼.

👏La Société Malgache de Pédiatrie adresse ses chaleureuses félicitations à nos nouvelles Professeures, à l’issue du Concours National d’Agrégation 2026 👏

✨Fiers de leur parcours
✨Fiers de leur réussite
✨et confiants en ce qu’elles apporteront à l’avenir de la pédiatrie à Madagascar 🇲🇬

Professeure RAKOTOMALALA Rivo Lova Herilanto
Professeure RAMAMONJINIRINA Tahina Prudence
Professeure RAVELOHARIMINO Nirina Henintsoa
Professeure TSIFIREGNA Rosa Lalao

🎊VIVE LA PEDIATRIE🎊

🚨HAIN'ILAY ZANAKO ilay izy FA ... TSY VITANY ny manao an'ilay izy irery ?🚨Ho any amin'ny kinésithérapeute sa ho any amin...
08/09/2026

🚨HAIN'ILAY ZANAKO ilay izy FA ... TSY VITANY ny manao an'ilay izy irery ?
🚨Ho any amin'ny kinésithérapeute sa ho any amin'ny ergothérapeute❓❓❓

⁉️AHOANA NO HAHAFANTARANA FA PEDIATRE NO MANDRAY AN-TANANA NY ZANATSIKA ?👉MAROBE mantsy ny mpisehatra ara-pahasalamana m...
01/09/2026

⁉️AHOANA NO HAHAFANTARANA FA PEDIATRE NO MANDRAY AN-TANANA NY ZANATSIKA ?

👉MAROBE mantsy ny mpisehatra ara-pahasalamana mandray an-tanana ny zaza sy ny ankizy

👉Samy manana ny anjara toerany, mifampiankina

👉 TANJONA IRAY ihany = FAHASALAMAN'NY ZANATSIKA

👉Ataovy ao hoe iza no tsy fantatrao na tsy hainao ny anjara asany fa ho valianay manaraka

Address

Centre Hospitalier Universitaire Joseph Raseta Befelatanana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Société Malgache de Pédiatrie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share