19/02/2026
Mbola miantso antsika rehetra hifanolo-tanana ho an'ireo mpiray tanindrazana any Toamasina
@
🇻🇦🇴🇻🇦🇴 🇫🇯🇰🇲
👉𝕀𝕥𝕪 𝕟𝕠 𝕝𝕒𝕞𝕚𝕟𝕒‼️
Efa samy vonona tokoa isika!
Indro ary ry havana ny lamina mahakasika ny hetsika tolo- tanana " Téléthon " ataontsika hanohanana ireo fiangonana, sekoly, mpianankavin' ny finoana amintsika tra- boinan' ny rivo-doza, hetsika amin' ity herinandro ity:
💥𝐙𝐨𝐦𝐚 𝟐𝟎 𝐅𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨
●Kianja Barea_Mahamasina
● Tarihin' ireo Mpitandrina tsy ankanavaka, Diakona, loholona, ireo katekista, mpitoriteny, misionera ary ny kristiana rehetra .
💥𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝟐𝟏 𝐅𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨:
●Kianjan'ny Barea- Mahamasina
●Hirodorodon' ny Sampana, sampanasa, asa, fikambanana, vaomiera miaraka amin'ny sekoly tsy ankanavaka.
💥💥𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚:
Fanompoam-pivavahana: 2ora sy sasany.
🔻𝐅𝐉𝐊𝐌 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐎𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 fa tsy❌️ Antsahamanitra
🙏🙏hiarahantsika miombom- po amin' ireo
👉💕antokom-pihira💕 maro isika manomboka amin'ny 🚩12 ora. Hitondra ny anjara fanetanana amin' izany:
👉𝐇𝐨𝐬𝐚𝐧𝐚, 𝐀𝐦𝐩𝐢𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚, 𝐍𝐲 𝐊𝐨𝐫𝐚𝐢𝐭𝐚, 𝐑𝐢𝐚𝐦𝐩𝐞𝐨 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐛𝐞, 𝐑𝐢𝐚𝐦𝐩𝐞𝐨𝐧❜𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐫𝐢𝐭𝐢o𝐫𝐚 𝐓𝐚𝐧𝐣𝐨𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨, S𝐓𝐊 𝐓𝐚𝐧𝐣𝐨𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨, 𝐑𝐅𝐅 𝐬𝐲 𝐇𝐚𝐬𝐢𝐧❜𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐦𝐨𝐧j𝐞𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐫𝐢𝐛e...
Hiombom- po isika, haneo fifankatiavana, hanao izay azontsika atao ho an' ireo mpiray tanindrazana, mpiray finoana amintsika.
✅️Voninahitr' Andriamanitra ny fahatongavantsika maro maneho fiombonam-piainana, taomy ny namana!
.fjkm.mg