Sold by Us

Sold by Us 🌼Selling together💙progressing together👭💯

🤗🤗
14/10/2025

🤗🤗

Ny anaran'i Jehovah dia tilikambo mafy; Ny marina miezaka ho ao aminy, ka voavonjy 🙏🥰🙏👉Ohabolana 18:10 👈
13/10/2025

Ny anaran'i Jehovah dia tilikambo mafy; Ny marina miezaka ho ao aminy, ka voavonjy 🙏🥰🙏
👉Ohabolana 18:10 👈

Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany; nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany; amin'ny hariva dia mi...
12/06/2025

Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany; nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany; amin'ny hariva dia misy fitomanina tonga hivahiny miloaka alina; Fa noho ny maraina kosa dia misy fihobiana.🥰🌞🌞
Salamo 30:5

Ary ny fiadanan'Andriamanitra izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'ny Kri...
11/06/2025

Ary ny fiadanan'Andriamanitra izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'ny Kristy Jesoa 🌞
4:7

Vert sauge 🥰Tsara ery 🌼🌼
11/06/2025

Vert sauge 🥰
Tsara ery 🌼🌼

Raha be ny ahiahy ato anatiko dia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao 🌝🌞  94:19 🙏
10/06/2025

Raha be ny ahiahy ato anatiko dia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao 🌝🌞
94:19 🙏

🙏🙏Isaia 40:31Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hiazakazaka ...
31/05/2025

🙏🙏
Isaia 40:31
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hiazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka

Mankahery antsika rehetra, dia mirary sabotsy mahafinaritra 🥰

👍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sold by Us posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share