14/08/2026
Joyeux anniversaire
Zoky Aina! 💐
FIADANANA
MIRARY fahombiazana ary fitahiana ho anao izahay , Tanora Fahazavana RHEFI Androndrakely . Enga anie Andriamanitra hanome hery anao hatrany, hitantana ny dianao, ary hanatanteraka ireo fanirian’ny fonao rehetra .
🙏💌