Mpiandalana XVIème

Mpiandalana XVIème Mino, Miasa, Taratra
🔥💚🤍

Lasa zao  💚🤍Destination :  ......
17/08/2026

Lasa zao 💚🤍
Destination : ......

Faly izahay mampafantatra an' Ise fa vita soaman-tsara ny fanohanana nitrandrahana talenta ampahibe maso izay notanterah...
08/08/2026

Faly izahay mampafantatra an' Ise fa vita soaman-tsara ny fanohanana nitrandrahana talenta ampahibe maso izay notanterahina teto anivon' ny fileovana Andrainarivo.
Arahabaina i Andriambola Tinah nahazo ny talenta ara-kolontsaina "Kabary Malagasy".
Fisaorana no atolotra ho an' ireo zoky rehetra nanohana sy ireo mpanatrika.

Lasy jobily faha-90 Taona ny mpiandalana Sampana Mena notanterahina tao Andranokobaka Moramanga. 1 hatramin' ny 5 Aogosi...
05/08/2026

Lasy jobily faha-90 Taona ny mpiandalana Sampana Mena notanterahina tao Andranokobaka Moramanga.
1 hatramin' ny 5 Aogositra 2026.
Mpiandalana XVIème 💚🤍

Mankasitraka ny Fileovana Amboditsiry nanaiky nanao lalao ampiralahiana taminay androany🔥
16/05/2026

Mankasitraka ny Fileovana Amboditsiry nanaiky nanao lalao ampiralahiana taminay androany🔥

01/05/2026

Fokonolona RABARY XVI🤍💚
Fileovana Andrainarivo
Fitsidihana natao teny Ankadibe Alasora

01/05/2026

Fokonolona Rainiboto XVI 💚🤍
Fitsidihana ny Atelier Donné Vy Ankadibe Alasora😊

21/04/2026


Asa firotsahana notanterahan' ny fokonolona RAINIBOTO teny anivon' ny fiaraha- monina.⚜️

📷Fintina an-tsary an-dalana nandritra ny rodorodo faritra Avo " Avôzina"⚜️
16/03/2026

📷Fintina an-tsary an-dalana nandritra ny rodorodo faritra Avo " Avôzina"⚜️

16/03/2026


Firotsahana teny anivon' ny fiaraha- monina nandritra ny rodorodo faritra Avo 2026 ⚜️

💚🤍

Tily Analamanga Afovoany

Address

Andrainarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpiandalana XVIème posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share