13/01/2026
Mbola tsy tara angamba raha izao vao hanao Bonne Annee eh π₯°π
πππ
Tsy misy fotoana ihany koa ny fandraisanay commande ho anareo izay te ihinana fumee laque na saucisse fraiche fa mandray anareo foana izahay Vidiny Mirary be π₯°π₯° Afaka miditra Mp na miantso ny 034 80 582 62 na 034 34 179 58