31/05/2026
"Ny heriny sy ny fahamendrehany no fitafiany, ary mitsiky amin'ny ho avy izy." (Ohabolana 31:25)
🌷 Mirary Fetin'ny Reny sambatra sy feno fitahiana ho an'ny reny rehetra ny ekipan'ny Association Akany Rasalama.
Ny Tompo anie homba sy hitahy anareo mandrakariva ary hanome hery anareo amin'ny adidy sy andraikitra sahaninareo isan'andro. 🙏