Association i'Zara

Association i'Zara Asscociation i'Zara : "olom-pirenena vanona sy tompon'andraikitra" Nous avons pour vision d'avoir des « honnêtes citoyens et responsables ».

Bienvenue sur la page officielle de l'association i'ZARA, créée conformément à l'ordonnance 60-133 du 03 octobre 1960. Une organisation à but non lucratif, apolitique et non confessionnelle, luttant contre toute forme de ségrégation. Notre mission est de cultiver une citoyenneté responsable et intègre à Madagascar en :
- Promouvant l'éthique et l'intégrité civique.
- Renforçant l'autonomie et la responsabilité des jeunes.
- Valoriser la diversité culturelle comme vecteur de cohésion sociale. Nous sommes un catalyseur de changement, mettant en œuvre des actions concrètes basées sur les valeurs d'honnêteté, de respect et de participation civique. Engagez vous à nos côtés pour des citoyens responsables et un dialogue interculturel enrichissant

Sao mba mahasoa anareo e 😊
24/09/2026

Sao mba mahasoa anareo e 😊

Fandrio Dieny izao ny toerana 🙏
12/09/2026

Fandrio Dieny izao ny toerana 🙏

Sahia manapa-kevitra, satria indraindray ny tsy manapa-kevitra mihitsy no mety ho fanapahan-kevitra ratsy indrindra.
29/08/2026

Sahia manapa-kevitra, satria indraindray ny tsy manapa-kevitra mihitsy no mety ho fanapahan-kevitra ratsy indrindra.

24/07/2026

Mankasitraka anao coach Roberto Hajanirina amin’ny fifampizarana ny traikefa ananao.
Communication interpersonnelle et prise de parole en public

Misaotra azy foana isika e. Alefa coach Roberto Hajanirina Roberto HaRo HajanirinaMirary soa ho anao ary mitombo hasina ...
24/07/2026

Misaotra azy foana isika e. Alefa coach Roberto Hajanirina Roberto HaRo Hajanirina
Mirary soa ho anao ary mitombo hasina sy voninahitra e

01/07/2026

Tsy voatery manaratsy ny an’ny hafa isika ry zareo a. Tsara foana ihany ny mamantatra zavatra hafa mba isokafan’ny saina.

22/06/2026
Mirary sabotsy finaritra ho antsika rehetra ❤️
13/06/2026

Mirary sabotsy finaritra ho antsika rehetra ❤️

Mirary faran'ny herinandro feno fiadanana ho antsika rehetra 🥰 Maka aina tsara, mikarakara vatana, mifamapizara hafalian...
12/06/2026

Mirary faran'ny herinandro feno fiadanana ho antsika rehetra 🥰
Maka aina tsara, mikarakara vatana, mifamapizara hafaliana amin'ny fianakaviana.



Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association i'Zara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share