Association Jeune Mi-Art

Association Jeune Mi-Art Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Jeune Mi-Art, Nonprofit Organization, Antananarivo.

ANTSIRABE ,TOLOTRA PROMOTION BE ITY AA.Manomboka androany le 19 ka hatramin'ny le 30 ihany.FORMATION : 💥 CUISINE ET PÂTI...
19/05/2026

ANTSIRABE ,TOLOTRA PROMOTION BE ITY AA.

Manomboka androany le 19 ka hatramin'ny le 30 ihany.

FORMATION :

💥 CUISINE ET PÂTISSERIE GRATUIT

DROIT : 20000AR Tsy misy écolage

💥 COUPE ET COUTURE
jupe, robe, chemise, pantalon, styliste

DROIT : 20000AR

ÉCOLAGE : 90000ar raha toa ka 100000ar talo manatritran'ny fiofanana.

💥 COIFFURE ET COUTURE COMPLET

DROIT : 20000AR

ÉCOLAGE : 120000ar raha toa ka 140000ar talo mandritran'ny fiofanana.

⭐ EFA IZAHAY MIANTOKA NY PRODUIT REHETRA SY FITAOVANA REHETRA MANDRITRAN'NY FIOFANANA.

NB: AFAKA ATAO INDROA MANDOA NY ÉCOLAGE.

💥 Afaka misafidy ora ianarana ihany koa

💥 DROIT : sy asasakin'ny écolage no aloa voalohany.

VONJEVONJEO NY TOERANA

Place très limité

💥 MISY EXAMEN Ary mahazo CERTIFICAT FIN DE FORMATION 🙏🙏

Toerana : tsivatrinikamo arrêt bus cammion maintso

TEL: 034 44 933 05

zarao amin'ny namana Ary aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏🙏🙏

TAMATAVY ,TOLOTRA PROMOTION BE ITY AA.Manomboka androany le 19 ka hatramin'ny le 30 ihany.FORMATION : 💥 COUPE ET COUTURE...
19/05/2026

TAMATAVY ,TOLOTRA PROMOTION BE ITY AA.

Manomboka androany le 19 ka hatramin'ny le 30 ihany.

FORMATION :

💥 COUPE ET COUTURE
jupe, robe, chemise, pantalon, styliste

DROIT : 20000AR

ÉCOLAGE : 90000ar raha toa ka 100000ar talo manatritran'ny fiofanana.

💥 COIFFURE ET COUTURE COMPLET

DROIT : 20000AR

ÉCOLAGE : 120000ar raha toa ka 140000ar talo mandritran'ny fiofanana.

⭐ EFA IZAHAY MIANTOKA NY PRODUIT REHETRA SY FITAOVANA REHETRA MANDRITRAN'NY FIOFANANA.

NB: AFAKA ATAO INDROA MANDOA NY ÉCOLAGE.

💥 Afaka misafidy ora ianarana ihany koa

💥 DROIT : sy asasakin'ny écolage no aloa voalohany.

KOA AZA TARA ARY MISORATRA ANARANA MIALO.

réservation obligatoire

Place très limité

💥 MISY EXAMEN Ary mahazo CERTIFICAT FIN DE FORMATION 🙏🙏

Toerana : AMBOLOMADINIKA CYNDI BOUTIQUE AMPITAN'NY ASSURANCE MAMA

TEL: 034 71 741 38 / 037 66 904 94

zarao amin'ny namana Ary aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏🙏🙏

MAJUNGA, TOLOTRA PROMOTION BE ITY AA.Manomboka androany le 19 ka hatramin'ny le 30 ihany.FORMATION : 💥 COUPE ET COUTURE ...
19/05/2026

MAJUNGA, TOLOTRA PROMOTION BE ITY AA.

Manomboka androany le 19 ka hatramin'ny le 30 ihany.

FORMATION :

💥 COUPE ET COUTURE
jupe, robe, chemise, pantalon, styliste

DROIT : 20000AR

ÉCOLAGE : 90000ar raha toa ka 100000ar talo manatritran'ny fiofanana.

💥 COIFFURE ET COUTURE COMPLET

DROIT : 20000AR

ÉCOLAGE : 120000ar raha toa ka 140000ar talo mandritran'ny fiofanana.

NB: AFAKA ATAO INDROA MANDOA NY ÉCOLAGE.

💥 DROIT : sy asasakin'ny écolage no aloa voalohany.

KOA AZA TARA ARY MISORATRA ANARANA MIALO.

réservation obligatoire

Place très limité

💥 MISY EXAMEN Ary mahazo certificat ARAPANJAKANA 🙏🙏

Toerana : MAISON DE JEUNE AMPASIKA AMPITAN'NY TVHFB.

TEL: 034 39 537 36

zarao amin'ny namana Ary aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏🙏🙏

MAJUNGA Mbola tsy tara raha izao no tapakevitra enao.💥 Tsy ahita hotr'izany ntsony enao.Fahaizana azo antoka tanteraka 🙏...
19/05/2026

MAJUNGA Mbola tsy tara raha izao no tapakevitra enao.

💥 Tsy ahita hotr'izany ntsony enao.

Fahaizana azo antoka tanteraka 🙏🙏🙏

FORMATION GRATUITE.

Mpampiofana efa mañana traikefa.

💥 SPÉCIAL CUISINE DU MONDE

⭐ DROIT : 20000AR

💥 SPÉCIALE PÂTISSERIE FAST FOOD.

DROIT : 20.000AR

NB: TSY MISY ÉCOLAGE FA PARTICIPATION INGRÉDIENTS 4000AR isaky ny mianatra.

Zavatra vita hoentinao mody.

Durée : 01 mois.

Toerana : Maison de jeunes ampasika ampitan'ny tvhfb.

TEL: 034.39.537.36

Farany fandraisana.

Vendredi le 29 mai 2026 izao

💥 MISY EXAMEN CERTIFICAT FIN DE FORMATION ARAPANJAKANA.

Mitohy ny fandraisana isanandro.

Zarao amin'ny namana Ary aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏🙏

MAJUNGA,  izay mangataka dia omena.Ity ny vague farany nangatahanareo.FORMATION : 💥 CROCHET RAPHIA ET PELOTE le 26 au 30...
18/05/2026

MAJUNGA, izay mangataka dia omena.

Ity ny vague farany nangatahanareo.

FORMATION :

💥 CROCHET RAPHIA ET PELOTE

le 26 au 30 mai hoavy izao.

Efa izahay avokoa n miantoka Ilay pelote sy raphia.

Paf: 40000ar

Toerana : Maison de jeunes ampasika ampitan'ny tvhfb.

Tel: 034 39 537 36

Koa aza tara Ary ooooo

Inscription ouvert place très limité.

Zarao amin'ny namana Ary aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏🙏🙏

TAMATAVY, Tsy mety afapo ianareo , nohon'ny fangatahanareo dia ity ny vague varany.FORMATION :💥 CROCHET RAPHIA ET PELOTE...
18/05/2026

TAMATAVY, Tsy mety afapo ianareo , nohon'ny fangatahanareo dia ity ny vague varany.

FORMATION :

💥 CROCHET RAPHIA ET PELOTE

04 JOURS DE FORMATION

Mardi au vendredi, le 26-27-28-29 mai

Paf: 40.000ar

Efa IZAHAY MIANTOKA NY PELOTE SY RAPHIA

💥 Inscription ouvert place très limité

Toerana : ambolomadinika Cyndi boutique ampitan'ny assurance mama manaraka lalampasika.

Tel: 034 71 741 38 / 037 66 904 94

Koa aza tara indray Ary fa tsy hisy ntsony.

Zarao amin'ny namana aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏 🙏 🙏

Majunga, tolotra vao2 bé koa aza tara ooo.💥 SAMEDI le 23 mai izao : 08h a 13hFORMATION : 💥 SPECIAL GRILLADE  PARTIE SANS...
18/05/2026

Majunga, tolotra vao2 bé koa aza tara ooo.

💥 SAMEDI le 23 mai izao : 08h a 13h

FORMATION :

💥 SPECIAL GRILLADE PARTIE SANS PORC.

⭐ IRETO AVY ZAVATRA IANARANA.

Poulet grillé
Canard laqué
Entre cote grillé
Fruit de mer grillé
Brochettes de poulet
Brochettes de zébu
Méchoui
Karazana sauce
Accompagnement

PAF: 40.000AR

koa aza tara fa mandalo n'y tolotra aaa.

Toerana : MAISON DE JEUNE AMPASIKA AMPITAN'NY TVHFB.

TEL: 034 39 537 36

Sady mahay no mihinana n'y asa vita eeee.

Zarao ny namana Ary aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏 🙏

MAJUNGA, efa ela nandrasanareo anay amty formation iray ity.FORMATION :💥 MAKE UP : 30000ar avec attestation 💥 ONGLERIE :...
18/05/2026

MAJUNGA, efa ela nandrasanareo anay amty formation iray ity.

FORMATION :

💥 MAKE UP : 30000ar avec attestation

💥 ONGLERIE : 35000ar Avec attestation

Manao azy roa Dia 50.000ar

Date: afaka misafidy.

Samedi 23 mai : ONGLERIE : 09h a 13h 30

MAKE UP : 14H a 16h 30

DIMANCHE 24 mai : ONGLERIE : 09h a 13h 30

MAKE UP : 14h a 16h 30

Efa izahay avokoa no miantoka ny produit sy fitaovana rehetra.

Koa aza tara Ary fa mandalo ihany ooo

Toerana : maison de jeunes ampasika ampitan'ny tvhfb

Tel: 034 39 537 36

Zarao amin'ny namana Ary aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏 🙏 🙏

MAJUNGA,Te ahay crochet raphia et pelote vé ianao nefa tsy afaka jour ouvrable.Ity Ary n'y tolotra SPÉCIAL SAMEDI DIMANC...
18/05/2026

MAJUNGA,Te ahay crochet raphia et pelote vé ianao nefa tsy afaka jour ouvrable.

Ity Ary n'y tolotra SPÉCIAL SAMEDI DIMANCHE.

💥 raha spécial samedi Dia 02 samedi.
💥 Raha spécial dimanche Dia 02 dimanche

Manomboka ny samedi sy dimanche izao.

9h a 13h

Paf: 40000ar

Vy crochet ihany no entohanay fa izahay miantoka pelote sy raphia.

💥 Inscription ouvert place très limité

Toerana : MAISON DE JEUNE AMPASIKA AMPITAN'NY TVHFB

TEL: 034.39.537.36

ZAO AMIN'NY NAMANA aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏🙏🙏

DIEGO, alamino programme le 15 juin au 19 juin ho avy izao.FORMATION : 💥 CROCHET RAPHIA ET PELOTE Nohon'ny fangatahanare...
14/05/2026

DIEGO, alamino programme le 15 juin au 19 juin ho avy izao.

FORMATION :

💥 CROCHET RAPHIA ET PELOTE

Nohon'ny fangatahanareo dia ho Tonga izahay Ary formation indray tsy miverina no azonay atolotra ka hararaoty Ary🙏🙏

05 jours formation 13h a 16h par jours.

Garantie tanteraka ny fahaizanao suivi après FORMATION.

💥 Vy crochet no entohanao fa Zay miantoka pelote sy raphia.

Paf: 80.000ar pour 5 jours.

Inscription ouvert sur mp

Place très limité.

Tel: 034 39 537 36

Zarao amin'ny namana Ary aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏 🙏 🙏

ANTANANARIVO , Tsara vintana enao raha maita ity pub ity.FORMATION : Accélérer 💢 TSY TOIN'NY CUISINE ET PÂTISSERIE mahaz...
14/05/2026

ANTANANARIVO , Tsara vintana enao raha maita ity pub ity.

FORMATION : Accélérer

💢 TSY TOIN'NY CUISINE ET PÂTISSERIE mahazatra izy ity fa ahaizanao cuisine du monde.

⭐Débutant
⭐ Avancé

💥 COUPE ET COUTURE

💥 SPÉCIAL: PÂTISSERIE ET FAST FOOD GRATUIT

💥 SPÉCIAL : CUISINE DU MONDE GRATUIT

👉 asiatique
européenne
malagasy
Italienne

💥 DROIT : 20000AR / MODULE

🌟 COUPE ET COUTURE : 100.000AR

💥 Écolage afaka atao indroa mandoa

NB: 💥. inscription ouvert place très limité 15 / module

💥 Date: lundi 25 mai ho avy izao.

Toerana : Alasora ao amin'ny birao FOKOTANY AMBOAROY.

Tel: 034 22 112 90 / 033 45 781 83

Certificat après FORMATION

Aza hadino mi abonnés page ntsika 🙏🙏

Address

Antananarivo

Telephone

+261343953736

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Jeune Mi-Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Jeune Mi-Art:

Share