Youth For Christ Madagascar Antananarivo - YFCM Tana

Youth For Christ Madagascar Antananarivo - YFCM Tana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Youth For Christ Madagascar Antananarivo - YFCM Tana, Non-Governmental Organization (NGO), Lot CA II Ambodirano Ampitatafika, Antananarivo.

11/09/2026

English below

Allo, allo ๐Ÿ‘‹
Mihaona isaky ny 2 taona ny mpikambana rehetra eto anivon'ny YFC manerana ny Madagasikara, Natao teto Antananarivo izany tamin ity taona 2026 ity ny sabotsy 5 Septambra sy ny Alahady 6 Septambra lasa teo.
Tsy ampiandrasinay ela fa indro ary fintinina ao antaty horonan tsary iray ny fankafizana ny ๐ŸŽฅโค๏ธ

IRAKA IRAY - ANKOHONANA IRAY - VINA IRAY

Hello, hello! ๐Ÿ‘‹
Every two years, YFC members from all across Madagascar come together for a time of fellowship and celebration. This year, the gathering was held here in Antananarivo on last Saturday, September 5th and Sunday, September 6th.
We wonโ€™t keep you waiting any longer! Here is a short video capturing the joy, fellowship, and wonderful moments we shared together. ๐ŸŽฅโค๏ธ

ONE MISSION โ€“ ONE FAMILY โ€“ ONE VISION

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAogositra feno fahasoavana!โœจMisaotra an'Andriamanitra izahay noho ity volana Aogositra ity ny amin'ireo hetsika sy asa...
31/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAogositra feno fahasoavana!โœจ
Misaotra an'Andriamanitra izahay noho ity volana Aogositra ity ny amin'ireo hetsika sy asa vita.

Tao anatin'izany ny Team Building, nanamafisana ny maha iray ny ekipa hiara-hiasa alin'ity taom-piasana ity.
๐Ÿ“–Teo ihany koa ny FI.A.FI (Finoana Azo avy amin'ny Fihainoana) izay nisitrahan'ireo tanora mpitarika fiofanana. Ny FI.A.FI dia ao anatin'ny tetikasa iarahan'ny Fikambanan'ny Mampiely Baiboly Malagasy sy ny Hosanna Ministries hampielezana ny Baiboly henoina (Audio) amin'ny teny Malagasy.
Efa miroso tanteraka ao anatin'ny fiomanana amin'ny fandraisana ny fivoriambe an'ny Youth For Christ Madagascar ihany koa izahay ankehitriny.

Betsaka ny vita, mbola betsaka koa ny miandry - fa amin'izany rehetra izany dia Andriamanitra no itokisanay. Ho Azy irery ny voninahitra!๐Ÿ™๐Ÿฝ

Indro ary zarainay aminareo ny sombiny an-tsary amin'izany rehetra izany!๐Ÿ“ธ

๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธWhat a month, and what a wonderful God we serve!โœจ
We thank God for this month of August and for all the activities and work accomplished.

Among these was our Team Building, which strengthened our unity as a team as we prepare to serve and work together throughout this ministry year.
๐Ÿ“–We also had the FI.A.FI (Faith Comes by Hearing) training, which equipped our young leaders. FI.A.FI is part of a project carried out in partnership by the Malagasy Bible Society and Hosanna Ministries to make the Bible available through audio in the Malagasy language.
We are also now fully engaged in preparing to host the Youth For Christ Madagascar General Assembly.

Much has been accomplished, and there is still much ahead โ€” but through it all, we put our trust in God. To Him alone be the glory! ๐Ÿ™๐Ÿฝ

Here are a few glimpses of all that took place. ๐Ÿ“ธ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTEAM BUILDING Fizarร na 3โœจ ๐…๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐จ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ข๐š๐ง๐ฒ "๐€๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€".โœจTao anatin'izany ny nanaovan'ny mpi...
13/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTEAM BUILDING Fizarร na 3
โœจ ๐…๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐จ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ข๐š๐ง๐ฒ "๐€๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€".โœจ

Tao anatin'izany ny nanaovan'ny mpilatsaka an-tsitrapo rehetra tokim-panompoana, sy ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana eo amin'ny Youth For Christ Madagascar Antananarivo sy ireo mpilatsaka an-tsitrapo. ๐Ÿค

Naverina ombieny ombieny ihany koa ny hafatra iray manan-danja: ny herin'ny Fanahy Masina no entinay hanatanterahana izany.

๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง TEAM BUILDING Part 3
โœจ๐Ž๐Ÿ๐Ÿ๐ข๐œ๐ข๐š๐ฅ๐ฅ๐ฒ ๐ฐ๐ž๐ฅ๐œ๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐  ๐ญ๐ก๐ž "๐€๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€" ๐ญ๐ž๐š๐ฆ.โœจ

The commitment is official! Our volunteers made their commitment to serve and signed the agreement with Youth For Christ Madagascar Antananarivo. ๐Ÿค

One message kept coming back: we rely on the power of the Holy Spirit to fulfill this calling.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTEAM BUILDING Fizarร na 2Tao anaty fiombonana hatrany, dia niara-nisakafo atoandro izahay.Akoho be ny laoka!!๐Ÿ—๐Ÿ‘ Kopa-ta...
12/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTEAM BUILDING Fizarร na 2
Tao anaty fiombonana hatrany, dia niara-nisakafo atoandro izahay.
Akoho be ny laoka!!๐Ÿ—๐Ÿ‘ Kopa-tanana ho an'ireo mpikarakara rehetra!

Taorian'izay dia mbola nisy ny fametrahana dian-tanana, izay niarahanay nanao amin'ny maha ekipa iray anay mialohan'ny nidirana tamin'ny tapany hariva.๐Ÿซ†

Ao daholo ve ny Atrika rehetra?๐Ÿ‘€๐Ÿ’™

๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง TEAM BUILDING Part 2
Still in the spirit of unity and fellowship, we shared lunch together.
And that chicken portion? We were definitely spoiled!๐Ÿ—๐Ÿ‘ Big shoutout to everyone who prepared them!

After that, we left our handprints together as one team before heading into the afternoon session.๐Ÿซ†

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTEAM BUILDING Fizarร na 1๐Ÿคโœจ ยซ ๐‡๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒ, ๐ก๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š, ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐“๐จ๐ฆ๐ฉ...
11/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTEAM BUILDING Fizarร na 1

๐Ÿคโœจ ยซ ๐‡๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒ, ๐ก๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š, ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐“๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ ยป

Izany no niainanay ny Sabotsy lasa teo nandritra ny Team Building. ๐Ÿฉต๐Ÿ’™

Tsy ny lalao sy ny fotoana niarahana ihany no nampiray anay, fa indrindra ny fahatsiarovana fa ๐Š๐ซ๐ข๐ฌ๐ญ๐ฒ ๐ง๐จ ๐ข๐ฏ๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐จ ๐ข๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ง๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š. Rehefa iray ao Aminy isika, dia afaka mifampahery, miara-mandroso ary samy mandray ny anjara birikiny aminโ€™ny asa fanompoana izay niantsoanโ€™i Kristy antsika. ๐Ÿ™Œ

Hita teny aminโ€™ny endriky ny tsirairay ny fifaliana sy ny fahavononana ho ekipa iray, miray saina sy hevitra, vonona hiATRIKA ny asa fanompoana iraisanay. ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธTEAM BUILDING Part 1
๐Ÿคโœจ ยซ ๐“๐ก๐ž๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฒ ๐š๐ฅ๐ฅ ๐›๐ž ๐จ๐ง๐ž, ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ž๐ ๐ข๐ง ๐ฆ๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐ ๐ญ๐ก๐จ๐ฎ๐ ๐ก๐ญ, ๐›๐ž๐œ๐š๐ฎ๐ฌ๐ž ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐š๐›๐จ๐ซ ๐ข๐ง ๐ญ๐ก๐ž ๐‹๐จ๐ซ๐ ๐ข๐ฌ ๐ง๐จ๐ญ ๐ข๐ง ๐ฏ๐š๐ข๐ง ยป

Thatโ€™s what we learned last Saturday during our Team Building.๐Ÿฉต๐Ÿ’™

It wasnโ€™t just about the games, the laughter, and the time we shared together. It was a reminder that ๐‚๐ก๐ซ๐ข๐ฌ๐ญ ๐ข๐ฌ ๐ญ๐ก๐ž ๐œ๐ž๐ง๐ญ๐ž๐ซ ๐จ๐Ÿ ๐ญ๐ก๐ž ๐œ๐š๐ฅ๐ฅ๐ข๐ง๐  ๐ฐ๐ž ๐ฌ๐ก๐š๐ซ๐ž. When we are one in Him, we can encourage one another, move forward together, and each play our part in His calling for us.๐Ÿ™Œ

The joy and willingness on everyoneโ€™s faces reflected our desire to be one team, united in heart and mind, ready to work together and serve Christ wholeheartedly. ๐Ÿ”ฅ

06/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ ny Sabotsy lasa teo
Niara-nizara ny fitiavan'Andriamanitra izahay, nifampahery tamin'ny Fahamarinany, ary nisaina indray ny antony maha-zava-dehibe ny Filazantsara na ny Vaovao Mahafaly eo amin'ny fiainantsika sy ny fiainan'ny hafa ary ny fanantenana ao amin'i Kristy. ๐Ÿค

Ankoatra izany dia niara-niomana ihany koa izahay ho amin'ilay **Team Building** tena andrandraina. Fotoana iray hanamafisana ny firaisankina, hifankahalalana bebe kokoa, ary hiara-hitombo amin'ny maha-ekipa.

Mankasitraka an'Andriamanitra izahay noho ny fotoana rehetra niarahana, ary faly sahady miandry izay efa voatokana hiarahanay amin'ny ho avy. ๐Ÿ™Œ

๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡งLast Saturday was a beautiful reminder of what truly matters. ๐Ÿค

Together, we shared the love of God, encouraged one another in His truth, and were reminded of the hope we have in Christ. These moments strengthen not only our faith but also our hearts for the people around us.

We also spent time preparing for an exciting team-building day ahead! There's something special about growing togetherโ€”both in purpose and in fellowship.

We thank God for every moment we've shared together. Looking forward to all that God has in store. ๐Ÿ™Œ

Salama e ๐Ÿ‘‹๐ŸฝFeno fankasitrahana an'Andriamanitra izahay noho izay tapa-bolana niarahana niofana izay sahady. ๐ŸคฉโœจFotoana ni...
11/07/2026

Salama e ๐Ÿ‘‹๐Ÿฝ
Feno fankasitrahana an'Andriamanitra izahay noho izay tapa-bolana niarahana niofana izay sahady. ๐Ÿคฉโœจ
Fotoana nianarana sy nitomboana, nifampizarร na traikefa sy fahalalana, ary indrindra fotoana nahafahanay nifankalala tsara kokoa.
Araho tsy tapaka ary ny pejintsika fa hisy ny fizarana ho ataonay momba ireo lesona azonay nandritra izay fiofanana izay sy ny mbola ho avy rehetra.
We are grateful to God for these past two weeks of training.
We have learnt so much, shared valuable knowledge and, above all, had the opportunity to get to know one another better. ๐Ÿ’™
Stay tuned to our page as we share what we have learned and take you along on this journey through the upcoming training sessions we will have.

(English below)๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFiadanana e!๐Ÿ‘‹Faly dia faly izahay androany noho ny amin'ireto tanora mavitrika ireto, tonga namaly ny a...
20/06/2026

(English below)
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFiadanana e!๐Ÿ‘‹
Faly dia faly izahay androany noho ny amin'ireto tanora mavitrika ireto, tonga namaly ny antso ho amin'ny fanatevin-daharana ny Filatsahana an-tsitrapo eto anivon'ny Fikambanana amin'ity taom-piasana ity. ๐Ÿคฉ๐Ÿฅน

Tongasoa eto amin'ny YFCM-Tana, ary mirary taom-piasana feno fitomboana amin'ny lafiny tsara rehetra ho anareo.โœจ๐Ÿฉต

Indro ary ny famintinana an-tsary mahakasika izany.๐ŸŽ‰๐Ÿ“ธ
Mankasitraka e๐Ÿ˜

๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡งShalom!
We are delighted today to welcome these dynamic young people who answered the call to join the Volunteer Program within our organization for this year. ๐Ÿคฉ๐Ÿฅน

A warm welcome to all of you, and we wish you a year filled with growth in all positive aspects! โœจ๐Ÿฉต

Here are the snapshots from todayโ€™s introduction session and registration day! ๐ŸŽ‰๐Ÿ“ธ

FILATSAHANA ANTSITRA-PO KRISTIANA. ๐Ÿ‘‰โ€™Ndao hanatevin-daharana anay isaky ny Sabotsy!๐ŸซตFahafahana lehibe ho anao hivoarana,...
15/06/2026

FILATSAHANA ANTSITRA-PO KRISTIANA.

๐Ÿ‘‰โ€™Ndao hanatevin-daharana anay isaky ny Sabotsy!

๐ŸซตFahafahana lehibe ho anao hivoarana, hianarana zava-baovao, ary indrindra hanompoana๐Ÿซต

๐Ÿ“ž+261 38 89 538 24

Aza avela handalo fotsiny ity fahafahana ity! Ento ny namanao, ary miaraka isika hitondra anjara biriky ! ๐Ÿš€

Address

Lot CA II Ambodirano Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Youth For Christ Madagascar Antananarivo - YFCM Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share