Gasy Mahitsy Mijoro

Gasy Mahitsy Mijoro Organisation politique

18/11/2025

D'efa miteny aho izay an!!!
Atsaharo manomboka izao ny Fiheverana ny MEN ho toy ny kianja afaka Handihizan'ny mpanao politika !!!
Ao ireo Député, ao ireo antoko politika izay mikendry fatratra an'io minisitera io ary ny sasany miaka-dapa mihitsy mandresy lahatra!!!
Ampy izay !!! Tandremo !!!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Mahitsy Mijoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share