14/02/2026
Tsy fanohanana vary ,menaka,labozia ... no tena hilain'ny vahoakan'ny tamatave fa tôle ,hazo,ciment,.... hanarenana ny trano rava.... Hoy ny vahoaka sasany eto
⛔ Tena ekena izany ,fa kosa rehefa nitsidika teny an-toerana ny ekipan'ny dia nahita fa na ny sakafo hoanina aza dia tsy misy ,ny sasany rava hatramin'ny fidiram-bola , ny fond kely mba nananana namonjena nanarenana izay mba vitany teo
👉Maro ny olona nitaraina ary mba hanohanana azy ireo na dia sakafo hoanina aza....
Koa izany indrindra no mba nanaovanay hezaka nanampy sy nanome PPN kely izay voatsirambin'ny tanana.
✅ Aza reraka sy kivy manampy ireo olona tafalatsaka ao anatin'ny fahasahiranana indrindra amin'ny tranga tahak'izao mahazo an'i izao fa ny fanampianao dia mety hanavotra olona na dia iray aza
fizarana natao ny zoma 13febroary 2026