20/04/2026
🐺 :
Yaou Yaou, Yap Yap Yaou
Yaou Yaou, Yap Yap Yaou
Yaou Yaou, Yap Yap Yaou
Tontosa soa aman-tsara omaly ny fampanaovana fanekena ny lovitao iray teto anivon'ny Andiany Seeonee 22 ème
Arahabaina Loup Fandresena. 💛
Tongasoa eto anivon'ny fikambanana.