Antoko Farihy FLM 67ha

Antoko Farihy FLM 67ha Ity pejy ity dia mizara ireo hetsika, asa-tanana, vaovao ao amin'ny sampana maitso Mpanazava FLM 67ha

"Mitaiza sy manolokolo ary mandray anjara amin'ny fampivelarana ny maha-olona feno, ny ankizivavy sy ny zatovovavy ao aminy mba ho tonga: Vavolombelon'i Jesoa Kristy, Olom-pirenena vanona, Andrin'ny fianakaviana".

πŸ“ FILAZANA HO ANTSIKA RAY AMAN-DRENY NY BEAZINA πŸ“’Araka izao tranga hitantsika eto amin'ny firenena izao izay tena efa ta...
23/07/2026

πŸ“ FILAZANA HO ANTSIKA RAY AMAN-DRENY NY BEAZINA πŸ“’

Araka izao tranga hitantsika eto amin'ny firenena izao izay tena efa tafiditra tanteraka ao anaty hamehana amin'ny tsy fandriampahalemana amin'ny fangalaran'olona izao dia antsoina MAIKA "(URGENT)"isika ray aman-dreny rehetra mba ho Tonga hivory ao ampiangonana ny asabotsy 25 JOlay 2026 ho avy izao manomboka amin'ny 2 ora tolakandro .
Zava-dehibe no hampitaina sy ho resahina ao ho fiarovana ny zanantsika sy asa fanabeazana koa tongava maro tompoko
NB: Mbola hisy Olona (KP) hiantso tsirairay ianareo mahakasika ny fanamafisana ity fivoriana ity.
Misaotra indrindra dia samy Tahian' Andriamanitra.

Isika rehetra, hiaraka hitondra fiovana eo aminy sehatrin'ny STEMπŸ§‘β€πŸ”¬πŸ§‘β€πŸ’»πŸ§‘β€βœˆοΈπŸ‘·πŸ§‘β€πŸŽ“Ny Asabotsy nay😊
25/01/2026

Isika rehetra, hiaraka hitondra fiovana eo aminy sehatrin'ny STEMπŸ§‘β€πŸ”¬πŸ§‘β€πŸ’»πŸ§‘β€βœˆοΈπŸ‘·πŸ§‘β€πŸŽ“
Ny Asabotsy nay😊

Noely Fahazavana 2026β€οΈπŸ’šAmpahan-tsary nandritra ny fankalazana ny Krismasy FSFLM 67HAπŸ₯°Ho an'Andriamanitra irery ihany ny...
11/01/2026

Noely Fahazavana 2026β€οΈπŸ’š
Ampahan-tsary nandritra ny fankalazana ny Krismasy FSFLM 67HAπŸ₯°
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra

"π…πšπ₯𝐲 𝐚𝐑𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐝𝐚na𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐬𝐞, β˜ΊοΈπŸ€π…πšπ₯𝐲 𝐚𝐑𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐝𝐚na𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐬𝐞, β˜ΊοΈπŸ€π…π’πšππšπ§πšπ§πš, 𝐟𝐒𝐚𝐝𝐚𝐧...
01/01/2026

"π…πšπ₯𝐲 𝐚𝐑𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐝𝐚na𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐬𝐞, ☺️🀝
π…πšπ₯𝐲 𝐚𝐑𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐝𝐚na𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐬𝐞, ☺️🀝
π…π’πšππšπ§πšπ§πš, 𝐟𝐒𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 🎡🎢
π…πšπ₯𝐲 𝐚𝐑𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐟𝐒𝐚𝐝𝐚na𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐒𝐬𝐞."

Izahay Antoko Farihy FLM 67HA dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao izao.

Hampitomboana amitsika mandrakariva ny fahasoavana avy amin'ny Jesosy Kristy Tompotsika dia mirary taona Zina ho antsika tsirairay avy.
#2026

"Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina" Jaona 1 : 5aIzahay Antoko Farihy FLM 67ha dia mirary krismasy Samba...
25/12/2025

"Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina" Jaona 1 : 5a
Izahay Antoko Farihy FLM 67ha dia mirary krismasy Sambatra ho antsika rehetra πŸŽ„β˜ΊοΈ ho fahazavana ho antsika tokoa ity Noely 2025 ity ❄️

"Haleloia, miderΓ  an'Andriamanitra eo amin'ny fitoerany masina. MiderΓ  azy eo amin'ny habakabaky ny heriny." Salamo 150:...
07/12/2025

"Haleloia, miderΓ  an'Andriamanitra eo amin'ny fitoerany masina. MiderΓ  azy eo amin'ny habakabaky ny heriny." Salamo 150: 1

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra 😊Ho an'ny Fanabeazana hatrany❀️"Hitory ny filazantsaran'i Jesosy Kristy amin'ny...
02/12/2025

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra 😊
Ho an'ny Fanabeazana hatrany❀️
"Hitory ny filazantsaran'i Jesosy Kristy amin'ny olombelona rehetra sy ny olona manontolo"

πŸ’šIty volana Oktobra ity dia volana natokana y Fiangonana ato amin'ny FLM 67ha hoan'ny sampana skoto.Mandritra izany iray...
12/10/2025

πŸ’šIty volana Oktobra ity dia volana natokana y Fiangonana ato amin'ny FLM 67ha hoan'ny sampana skoto.
Mandritra izany iray volan'ny FSFLM 67ha dia manao varavarana misokatra (porte ouverte) izahay. Izay efa niatomboka ny alahady lasa teo ka mitohy mandritra ity volana ity.
Indro ary ny tatitra an-tsary fohy androany sy ny alahady lasa teo (05 sy 12 Oktobra 2025)

Vitasoa lasy Mendrika 2025Ampahan-tsarinay tany andasy❀️ITes 4:12 "Mba andehananareo amin'izay fitondran-tena mahamendri...
23/08/2025

Vitasoa lasy Mendrika 2025
Ampahan-tsarinay tany andasy❀️
ITes 4:12 "Mba andehananareo amin'izay fitondran-tena mahamendrika amin'ny eo ivelany, ary mba tsy hanan-java mahaory ianareo"

Address

Fiangonana Loterana Malagasy Toby Fanantenana 67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antoko Farihy FLM 67ha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share