Association J.A.T Faritany Toliara

Association J.A.T Faritany Toliara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association J.A.T Faritany Toliara, Youth Organization, Lot III k 38 Ter bis Ankaditoho, Antananarivo.

TONTONSA SOAMANTSARA ANDROANY NY FIFAMINDRA-PITATANA TAO AMIN'NY MINISITERAN'NY TANORA SY NY FANATANJAHANTENA IZAY TARIH...
29/10/2025

TONTONSA SOAMANTSARA ANDROANY NY FIFAMINDRA-PITATANA TAO AMIN'NY MINISITERAN'NY TANORA SY NY FANATANJAHANTENA IZAY TARIHIN'NY MR LE MINISTRE Alain Désiré Rasambany NY FITANTANANA ANKEHITRINY. AMIN'NY ANARAN'I J.A.T(Jeunes Avenir de Toliara) MANERANTANY DIA FALY IZAHAY MIARAHABA ANAO. HAHAVITA BE NY ADIDY MASINA ETO AMIN'NY FIRENENA
TANORA MIRANGA 🇲🇬🙏.

Very olo be sy olo manga ny firenena indrindra fa ny faritana Toliara 💔💔.Mandrahona tanteraka ny distrika ny Betioky Ats...
26/09/2025

Very olo be sy olo manga ny firenena indrindra fa ny faritana Toliara 💔💔.
Mandrahona tanteraka ny distrika ny Betioky Atsimo noho izao fahalasan'ny Ray aman-dReny Solombavambahoaka voafidy tao an-toerana izao koa dia mankahery sy mampionona ny fianakaviana navelany izahay ato anatin'ny Tanora hoavin'ny Faritany Toliara.

Mandriam-piadanana Honorable Jean Jacques Rabenirina 🕊️🕊️

Miarahaba anareo rehetra Ray aman-dReny izay lany ho solombavambahoaky ato anatin’ny faritany Toliara izahay ato @ Fikam...
27/06/2024

Miarahaba anareo rehetra Ray aman-dReny izay lany ho solombavambahoaky ato anatin’ny faritany Toliara izahay ato @ Fikambanana J.A.T(Jeunes Avenir de Toliara). Ho feno fahasalamà sy tanjaky hanatanteraha ny adidy miandry.
Handroso Faritany Toliara!

Salama, Eto ty tegnako sy ny birao ny Association J.A.T Faritany Toliara rehetra izay mijoro dia misaotsy antsika rahala...
12/03/2024

Salama,
Eto ty tegnako sy ny birao ny Association J.A.T Faritany Toliara rehetra izay mijoro dia misaotsy antsika rahalahy ranabavy eto Antananarivo sy any ivelany indrindra fa ireo avy lavitra noho ny firaisankina sy ny fiaraha miombon’alahelo nasehontsika tamin’ireo fianakavian’ny VP tompokolahy Behaja ka tsy nanao tagna miepaky mba handevegna azy sy hitolia'e an-tanendraza fa nanao soroke miara milanja tomboke miara mamindra ary tagna miara niara nandray izay zaka.
Mahavelombolo ny firaisankina nasehontsika ka tokony ho tohiza fa izay ty maha soa ty fiharoa fa indrindra ty filongoa.
Deraentika noho ty fifankatiava sy firaisankina misy amintika izay mampiray fo antsika, miara ory amze ory miara mifaly amze mifaly.

Misaotsy antika aby dia manantena koa anareo membre J.A.T ao Toliara fa ny adidy fanaovambeloma an’i Tompokolahy tsy mbola vita nay taty hatramin’ny farany 🙏.

Mankasitraky.

Filoha ✍🏼!

Aminy alahelo bevata ro ampahafohina fa lasa nandao antsika ny Filoha lefitry ny Fikambanana Atoa BEHAJA androany marain...
11/03/2024

Aminy alahelo bevata ro ampahafohina fa lasa nandao antsika ny Filoha lefitry ny Fikambanana Atoa BEHAJA androany maraina. Noho izany dia misaona ny Tanora mpikambana rehetra manerana ny Faritany Toliara 😪😭

Miarahaba ny mponina ao @ District ny Antanimora Atsimo amin’izao fahazoana District azy vaovao izao ny tenako sy ny mpi...
07/03/2024

Miarahaba ny mponina ao @ District ny Antanimora Atsimo amin’izao fahazoana District azy vaovao izao ny tenako sy ny mpikambana rehetra ato anatin’ny Tanora Faritany Toliara.

Filoha ny Fikambanana ✍🏼

Filoha roa mandrafitra ny Tanora hoavin’ny Faritany Toliara  . Fihaonana tampoka tsy ara-potoana anio. Jucka Lahimanjaka...
13/09/2023

Filoha roa mandrafitra ny Tanora hoavin’ny Faritany Toliara . Fihaonana tampoka tsy ara-potoana anio.

Jucka Lahimanjaka ✅
Rakapo Re Bezaha ✅

Appel à tous les membres de l'association J.A.T(Jeunes Avenir de Toliara) . Une réunion de haut grandeur avec l'équipe T...
21/03/2023

Appel à tous les membres de l'association J.A.T(Jeunes Avenir de Toliara) . Une réunion de haut grandeur avec l'équipe Tanà sera invoqué d'ici jeudi 23 Mars 2023 le matin à Toliara.
Manentana ny rehetra hoavy aby. Ny toerana ho communique-na eto rahampitso sy ny anton'ny fivoriana.

" Aleo manao toy izay anaova "
" Manmonjea olo mba ho vonjean'olo"


VP Rakapo Re Bezaha / SG Rajaobelina Fidél Kobe

30/12/2022

Fanitarana sy fampiraisana ny tanora Association J.A.T Faritany Toliara eto Toliara. Ity ny vaovao momba ny fanokafana azy teto Toliara renivohitra.
Ny J.A.T. dia fikambanan'ny Tanora ato anatiny Zanaka ampielezan'ny Toliara Faritany.
Naorina sy najoro hoan'ny firaisankina ny samy tanora izay tsy anavahana saranga sy foko.

Misaotra!

Address

Lot III K 38 Ter Bis Ankaditoho
Antananarivo
101

Telephone

+261347630789

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association J.A.T Faritany Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association J.A.T Faritany Toliara:

Share