Zandrin'i Jesoa

Zandrin'i Jesoa Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'n

07/03/2026

Noho izany koa no iaretako izao zavatra izao , ka tsy menatra aho , satria fantatro Izay inoako ,
II Timoty 1:12

Avy amin'i Jehovah no mahalavorary ny dian'ny olona , ka Izy no mankasitraka ny làlany . Na dia lavo aza izy , tsy dia mikorapaka, fa Jehovah no mitantana azy ,
Salamo 37:23-24

Matokia ❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zandrin'i Jesoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share