Madatriso

Madatriso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madatriso, Nonprofit Organization, Androhibe, Antananarivo.

Association des parents et fratries de personnes porteurs de la Trisomie 21 à Madagascar

Fikambanana ivondronan'ny Ray amandreny sy iray tampo @ olona mitondra ny Trisomie 21 eto Madagasikara

🚨 HO ANTSIKA REHETRA: TOLOTRA HAFAKELY ENY AMIN'NY   🚨Ho antsika rehetra sahirana mitady toeram-pianarana ho an'ireo zan...
18/06/2026

🚨 HO ANTSIKA REHETRA: TOLOTRA HAFAKELY ENY AMIN'NY 🚨

Ho antsika rehetra sahirana mitady toeram-pianarana ho an'ireo zanantsika ho an'ny taom-pianarana 2026-2027,
Ny Centre Joyeux dia faly mizara amintsika ray aman-dreny fa mahazo fihenam-bady -50% 🎁amin'ny saram-pisoratana anarana rehefa misoratra anarana mivantana eny amin'ny EVENT'21 ny Asabotsy 20 jona ho avy izao

👉 Aza misalasala!! Manatòna ny trano heva (stand) an'ny Centre Joyeux eny amin'ny Kianja Barea P2 mandritra ny

📅 Daty: 20 Jona 2026
📍 Toerana: Kianja Barea P2

Eny an-toerana ihany io tolotra io ka aza tara! Andao hifanohana ary hiara-hifaly, ary hiaraka hampiaty ireo zanaka ireo! 🌟

 Et si votre Week end changeait une vie 💛💙En cette periode de festivité, les annonces se bousculent, foires, kermesses, ...
16/06/2026


Et si votre Week end changeait une vie 💛💙

En cette periode de festivité, les annonces se bousculent, foires, kermesses, spectacles, tournoi sportif...mais au milieu de tous, il y a des choix qui ont des impacts, 🫶
❣️Répondre présent à c’est choisir de soutenir l’inclusion.
A travers le sport 🏀 les jeux🧩 et le partage 🎉 nous choisissons de briser barrieres et construire une société plus accueillante 🫂
🎁 chaque ticket TOMBOLA, chaque sourire partagé au jeux de kermesse🤩 chaque equipe inscrite au match de Basket et Petanque contribue à financer le Kit et à l’inclusion scolaire et sociale des enfants extraordinaires.💛💙
Venez en familles, entre amis, entre collègues!
Faites comme Assurance ARO, Bred Madagasikara, Le Raisin doré et d’autres, soutenez l’inclusion 🫶

➡️ Samedi 20 Juin dès 8h30 au P2 Kianja Barea

🫶 ❣️ Ny fahatongavanao ao amin'ny dia safidy hanohana ny fampiatiana ireo manana fahasembanana eo amin'ny fiarahamonina. Amin'ny alalan'ny fanatanjahantena 🏀, lalao 🧩 ary fifanakalozana 🎉, andao hofoanantsika ny fanilikilihana💛💙

🎁 Ny tapakila TOMBOLA, ny lalao kermesy, ny fisoratana anarana amin'ny Basket sy Pétanque dia hamatsiana ny Kit fampianarana 🎨 💙💛
Amin’ny Sabotsy mifankahita ary e!




 Notanterahina androany ny fihaonana tamin’i reo Mpanao gazety ho fampahafantarana sy fanentanana momba ny  Hetsika mifo...
12/06/2026


Notanterahina androany ny fihaonana tamin’i reo Mpanao gazety ho fampahafantarana sy fanentanana momba ny
Hetsika mifono hafatra, hetsika fiaraha-mientana ho amin’ny ireo olona mitondra ny eto Madagascar,
💛💙💛💙💛💙💛🫶🫶🫶🫶🫶

➡️ Aza adino ary, ny Asabotsy 20 Jona ao @ Kianja Barea Mahamasina P2, andro iray iarahan’ny rehetra mifampizara fifaliana sy manohana ireo zanaka hafakely.
❗️Mbola misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo Orinasa maniry handray anjara @ Tsipy kanetibe sy ny Basket 🏀
🎉🥳 Misy kilalao isankarazany, kermesse, manège trampoline château gonflable
‼️Tongava mifanohana amin’izao ankatoky ny fetim-pirenena sy ny fetin’ny ankizy izao o!

Plus que 10 jours avant le grand rassemblement de la solidarité et de l’inclusion ! 🏟️✨Le samedi 20 juin, chaque panier ...
10/06/2026

Plus que 10 jours avant le grand rassemblement de la solidarité et de l’inclusion ! 🏟️✨

Le samedi 20 juin, chaque panier marqué au Stand Basketball, chaque boule lancée à la Pétanque Solidaire et chaque sourire partagé à la Kermesse Inclusive feront une réelle différence pour l'avenir des enfants porteurs de la trisomie 21.

Plus qu’un match, une cause, un impact ! 💙💛

📅 Samedi 20 Juin 2026
📍 Stade Barea Mahamasina (Entrée P2)
🎟️ Entrée 1 000 Ariary- Ticket de Soutien 5 000 Ariary.

Venez nombreux, changeons des vies ensemble ! 🤝❤️

[ 🌟 SOLIDARITÉ & GOURMANDISE : "MON CHOU" rejoint l'aventure EVENT'21 ! 🌟 ]L'inclusion est une affaire de cœur, mais aus...
09/06/2026

[ 🌟 SOLIDARITÉ & GOURMANDISE : "MON CHOU" rejoint l'aventure EVENT'21 ! 🌟 ]

L'inclusion est une affaire de cœur, mais aussi de partage ! Aujourd'hui, nous levons notre chapeau à MON CHOU pour son engagement à nos côtés. 🥳
Le 20 juin prochain au Stade Barea (Entrée P2), vous pourrez les retrouver directement sur leur stand au Village Gourmand. Et ce n'est pas tout... MON CHOU gâte notre communauté en offrant de magnifiques lots pour la tombola de l'événement ! Merci pour cette belle générosité ! 🙏✨
Et nous avons hâte de gouter à leurs délicieux bouchons et autres spécialités! www.facebook.com/profile.php?id=100066822430224

👉 Et vous? il ne reste que peu de place, réservez votre stand sans plus tarder!
Le Village Gourmand et la Kermesse Inclusive n'attendent plus que vous. Rejoignez une journée unique où chaque sourire et chaque vente soutiennent l'avenir des enfants porteurs de la trisomie 21.

📩 Inscriptions Exposants en MP
📞 Téléphone : 034 30 611 32
📧 Email : [email protected]

🔥Fa Mahafinaritra hatrany ihany koa ny mahita ireto Ray amandreny, vonona, sahy mandray andraikitra, mivondrona ato Mada...
06/06/2026

🔥Fa Mahafinaritra hatrany ihany koa ny mahita ireto Ray amandreny, vonona, sahy mandray andraikitra, mivondrona ato Madatriso miara-misalahy sy mikaon-doha ho an’ireo rehetra mitondra ny Trisomie 21 eto Madagascar, sy ny fampiatiana azy ireo eto @ fiaraha-monina. 🔥🤝🫶
Androany ary dia nihaona teto Centre Joyeux ihany koa ny komity mikarakara ny hetsika
Mba afahana manome hetsika milamina sy matihanina dia tena ilaina ny fifanakalozankevitra sy fifampizarana andraikitra,

Aza adino ary:
❗️Ho antsika orinasa tsy miankina, ny 15 Jona izao ny fara-fisoratana anarana amin’ny Lalao Basket sy Tsipy Kanety be❗️🏀
💛 Ho an’ireo maniry hivarotra sakafo dia vitsivitsy sisa ny toerana koa aza tara mamandrika 🍟🍕🍔
❣️Ho an’ireo maniry hanohana ny Fikambanana amin’ny fanolorana lots dia raisina an-tanandroa ihany koa izany.

🫶Mankasitraka ny manohana ofisialy ity hetsika ity,
🙏Mankasitraka ireo orinasa rehetra efa nisoratra anarana, sy ireo Partenaires rehetra miara-miasa.

📕Aza adino ary:

‼️ Asabotsy 20 Jona- Stade Barea Mahasina P2 - Lalao Basket sy Petanque Inter-Entreprise- Kermesse Inclusive ahitana Lalao isankarazany azahoana loka marobe- Trampoline-Toboggan-Chateau Gonflable - Hirahira- Tombola.

😍Misy surprise omanin’ny ankizy amin’io an 😍

➡️ Ity hetsika ity dia mamatsy mivantana ny fampidirana an-tsekoly ireo mitondra ny amin’ny famatsiana ny KIT éducatif HAFAKELY.






Miarahaba oo,Nahafinaritra ny atelier de cuisine androany tao Centre Joyeux💖😋Somokotra kely ery ireto hafakely nikarakar...
06/06/2026

Miarahaba oo,
Nahafinaritra ny atelier de cuisine androany tao Centre Joyeux💖😋
Somokotra kely ery ireto hafakely nikarakara ny sakafo, sy nanao ny fikarakarana ambony latabatra🍽️
Efa tena mahavita ireto tanora ireto an 😍
dia anjarantsika Ray amandreny no manampy azy hanana fahatokisan-tena sy manome toerana azy ao antokantrano.
Isika mpiara belona ihany koa dia entanina hatrany handray sy hanaiky azy ireny eny @ fiaraha monina, ary hiaraka hifampitantana aminay Ray amandreny amin’ny fampiatiana ireo hafakely ireo.

Bon appétit tout le monde 😊😊😊😋😋 🍛






😋ATELIER ART DE LA TABLE ET CUISINE 🍽️Chez Madatriso, chaque activité est une occasion d’apprendre, de grandir et de rév...
03/06/2026

😋ATELIER ART DE LA TABLE ET CUISINE 🍽️

Chez Madatriso, chaque activité est une occasion d’apprendre, de grandir et de révéler les talents de nos jeunes extraordinaires. ❤️

Chaque semaine, nous essayons de proposer des ateliers pour les jeunes et moins jeunes,

Pour ce Samedi 06 à travers cet atelier, ils découvrent les gestes du quotidien, développent leur autonomie, renforcent leur confiance en eux, apprennent le plaisir de partager ensemble autour d’une belle table, et
Passe une étape dans leur insertion professionnelle.🧩

Parce que chaque petite réussite est une grande victoire, nous sommes fiers de les voir progresser avec enthousiasme, sourire et détermination. ✨

💚 « Ensemble, pour le meilleur d’un enfant trisomique »

➡️Nous comptons sur vous pour les soutenir en participant à le 20 Juin prochain au Kianja Barea.
💛💙

🍽️🌿 ATELIER ART DE LA TABLE SY FANDRAHOAN-TSAKAFO 🌿🍽️

Ato @ MadaTriso, ny hetsika rehetra dia fotoana iray hianarana sy hampivelatra ny fahaizan’ireo ankizy sy tanora. ❤️

Amin’ity atrikasa ity dia mianatra ny fiainana andavanandro izy ireo, mampitombo ny fahaleovantenany sy ny fahatokisan-tenany. Dingana iray @ fidirana @ sehatry ny asa ihany koa moa izao.

Ny dingana kely rehetra vitany dia fandresena lehibe ho azy ireo sy ho antsika rehetra. ✨

❤️. Omanina anio izy ireo mba hahafahany manorina ny hoaviny rahampitso.

Satria mahavita izy ireo. Satria mendrika ny omena ny toerany izy ireo. Satria ny fampiatiana dia atsangana dieny izao.

Manasa antsika Ray amandreny ary handefa ny zanantsika ny Asabotsy 06 Juin manomboka @ 09h.

🪩 Ny fampiasam-batana @ atelier de danse ihany koa tsy adino @ 11h an!

➡️ Manantena ny firaisankinan-tsika izy ireo @ ny fandraisana anjaran-tsika @ hetsika eny Barea ny 20 Jona izao 💙💛




01/06/2026

📣 Ho an'ireo orinasa vonona hanome tanana amin'ny fampandrosoana ny maha-olona : Ho anareo ity hafatra ity ! 💼✨
Ny volan'ny Jona dia volan’ny ankizy, volan’ny hira sy mozika, ary volan’ny fahaleovantena… Fa amintsika Malagasy, ity no volana tsara indrindra hanehoana ny !
Mihoatra noho ny fifaninanana ara-panatanjahantena tsotra ny : tolo-tanana ho amin'ny sy fampidirana an-tsekoly ireo zaza manana Trisomie 21 eto Madagasikara izany.
🎯Team Building : Fanamafisana ny firaisan-tsaina anaty orinasa.
🎯Kit Pédagogique Inclusif HAFAKELY: Rehefa misoratra anarana ny orinasanao, dia misy ankizy iray misitraka ny MAHA OLONA, ka afaka mianatra, mahazo fitaovana fampivelarana ny fahaizany!

🤝 Asehoy eo imason'ny izao tontolo izao fa manome lanja ny fampiatiana sy ny maha-olona ny orinasa misy anao.
⚠️ Fara-fisoratana anarana : 15 JONA 2026 ! ⚠️
Mba hahafahana mikarakara tsara ny lojistika dia mifarana tanteraka ny fisoratana anarana amin'ny 15 jona izao. Voafetra ihany ny toerana, koa aza tara ⚠️

🇫🇷 Appel aux Entreprises Engagées:
Dirigeants, DRH, Responsables RSE : Et si votre prochain Team Building changeait concrètement des vies ? 💼 activez votre impact !
Le mois de juin célèbre l'enfance, la musique et notre indépendance. C'est le moment idéal pour faire vibrer la solidarité nationale !
Faites comme , Partenaire Propulseur de
Pourquoi votre entreprise devrait inscrire ses équipes de Basket ou de Pétanque ?
🔥 Fédérez vos collaborateurs : Offrez-leur un moment unique de cohésion, de dépassement de soi et de fierté partagée sous les couleurs de votre entreprise.
📦 1 Inscription = 1 Kit HAFAKELY financé : Vos frais d'inscription se transforment immédiatement en outils de manipulation, supports visuels et livrets pédagogiques pour scolariser un enfant porteur de la trisomie 21 dans nos régions.
🌟Faites comme , Partenaire Propulseur de l'événement, donnez un impact mesurable et humain, Valorisez votre démarche RSE : Affirmez votre position d'acteur économique engagé pour une société plus juste et inclusive.
⚠️ Clôture des inscriptions le 15 JUIN 2026
📝 INFOS PRATIQUES & CONTACTS
Venez en famille, entre collègues ou entre amis pour soutenir la grande Kermesse Inclusive !
🏟️ Lieu : Stade Barea Mahamasina
📅 Date de l'événement : Samedi 20 Juin 2026
🎟️ Entrée kermesse : 1 000 Ar | Ticket de soutien : 5 000 Ar (incluant 2 jeux de kermesse et 1 tirage au Tombola)
🌟 Village gourmand sur place
📞 Infoline & Dossiers d'inscription Entreprises : 034 30 611 32 / 038 87 703 87 ou au Centre Joyeux Vohibola Bel'Air
📧 Email : [email protected]








Arahabaina ianao ry Reny miavaka, 💙💛Adidy Masina ny hoe "RENY", fa miavaka isan'andro ny fiainanao, Satria ilay hafakely...
31/05/2026

Arahabaina ianao ry Reny miavaka, 💙💛

Adidy Masina ny hoe "RENY", fa miavaka isan'andro ny fiainanao,
Satria ilay hafakely dia manantena ny sandrinao,
Ka ny herim-ponao no manokatra ny ho aviny,
Ary ny fitiavanao tsy misy fetra dia ainga sarobidy ho azy,

Ianao no kintana mitsiky ao anatin’ny alina,
Loharano mamelombelona ny fitiavana lalina.
Mba hahafahany mandroso sy mivelatra isan’andro,
Ianao dia mila jiro manazava, ianao dia mila ny herin'ny masoandro.
Koa jereo ny momba anao, fa sarobidy loatra ianao,
Ary ny herinao no mampandroso ny sombinainao,

Rehefa reraka ny saina, ka mavesatra ny dia anio,
Jereo ilay maso kely, feno fitiavana madio.
Ilay fihina sy oroka miaro tsiky tsisy fetra,
No fanafody manasitrana ny harerahana rehetra.

Raha sendra manahirana, antsoy ny RAY dieny anio.
Antsoy ny Nahary fa Izy no nanome anao io hafakely io,
Marina amin'ny asany Izy, ary Fitiavana no anton'io.
Koa aza kivy, ny milavo lefona fadio,
Ny Tompo hitantana ny dia, hanafy hery, hampitombo ny finoanao.
Dia aza adino, tsy irery ianao, fa eto izahay rahavavinao.

MadaTriso – Madagascar Trisomie 21
“Reny miavaka, zanaka miavaka, fitiavana tsy manam-petra.” 💙💛





Address

Androhibe
Antananarivo

Telephone

+261320219057

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madatriso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Madatriso:

Share