Ésaië 43 :4

Ésaië 43 :4 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ésaië 43 :4, Antananarivo.

Ministère d'évangélisation ( our values : Faith, Loyalty, Humility, Integrity, Honesty, kindness,Diligence)
🤍...because you are precious to me
and because I love you and give you honor🤍 Isaiah 43:4

BRISER LES LIMITESVoafatotra ve ianao? Misy esprit de limitation te hanimba ve ny fiainanao?*** Te hivavaka mihoatra sy ...
28/04/2026

BRISER LES LIMITES

Voafatotra ve ianao? Misy esprit de limitation te hanimba ve ny fiainanao?

*** Te hivavaka mihoatra sy misimisy nefa tsy mahavita
*** Te handroso ara-panahy fa isaky ny mandroso dia misy fakam-panahy ratsy misintona foana
*** Te hanangombola kanefa izay tonga eo dia lany foana
*** Te hanangana zavatra fa tsy mety vita hatraminy farany mihitsy fa mikatso eo
*** Te hanorina tokatrano kanefa isaky ny hanao dingana dia misaraka na misy olana
*** Te ho afaka aminy fahazaran-dratsy manimba anao kanefa ohatrany voatazona ao foana
*** Te hanangana ho avy fa voafetra dia tsy mivoatra mihitsy ny fiainana

‭‭Galatiana‬ ‭5‬:‭1‬ «Ho amin’ny fahafahana no nanafahan’i Kristy antsika; ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin’ny zioga fanandevozana intsony.»

Manana avenir feno fitahiana, feno fahasoavana sy feno valim-bavaka ho anao Jesosy fa aza manaiky ho handevozina intsony.

Natao ho anao ity fotoana ity:
🙏Cellule de prière avec Revival Messengers à ITAOSY
📆Jeudi 30Avril à 17h
📍Espace behenjy itaosy

Tongava aminy maha ianao anao
Misy fanafahana ho anao ao amin’i Jesosy








Mon bien-aimé ❣️✨ Peut-être que je ne recevrai pas forcément ce que j’ai demandé.✨ Peut-être que ma vie ne sera pas comm...
27/04/2026

Mon bien-aimé ❣️

✨ Peut-être que je ne recevrai pas forcément ce que j’ai demandé.
✨ Peut-être que ma vie ne sera pas comme je l’avais imaginée.
✨ Peut-être que ce qui m’entoure ne sera pas toujours agréable pour moi.
✨ Et peut-être que tout ne me satisfera pas pleinement.

‼️ Mais Jésus, aujourd’hui je veux renouveler mon engagement envers Toi :
je ne me séparerai jamais de Toi, je ne m’éloignerai pas de Toi.

J’accepte Ta conduite dans ma vie.
Je m’appuie sur Ta Parole qui dit que Tes projets pour moi ne sont pas des projets de malheur, mais de paix,
et que toutes choses concourent à mon bien ❣️

J’accepte simplement que, si Tu as permis ces choses, c’est qu’elles sont pour mon bien.

Jusqu’à la fin, Jésus 🙏
j’aime simplement Ta manière de me conduire 💞

Jésus 🙏 je T’aime ❤️ Tu es si précieux pour moi 😘

Merci infiniment, Papa 😘

Amen 🙏

« Montre le chemin, Seigneur. » 🙏🔥🤍Je ne veux pas rester là où je suis, Seigneur — je veux grandir pour devenir la perso...
13/02/2026

« Montre le chemin, Seigneur. » 🙏🔥🤍

Je ne veux pas rester là où je suis, Seigneur — je veux grandir pour devenir la personne que Tu m’appelles à être.

Enlève mes projets s’ils ne sont pas alignés avec les Tiennes, car je sais que Ta volonté est toujours plus grande que la mienne.

J’apprends que la croissance s’accompagne souvent d’inconfort, mais Tu ne me demandes jamais de la traverser seul(e).

Quand des portes se ferment de manière inattendue, je choisis de croire que Tu apprends à mon cœur une confiance plus profonde.

Je ferai taire ma propre voix afin d’entendre la Tienne plus clairement.

Je m’appuierai sur Toi, j’obéirai et je resterai enraciné(e) en Toi, même lorsque le chemin paraît incertain.

Ce voyage ne sera pas toujours facile, mais il sera toujours couvert par Ta présence.

Moins de moi qui lutte, plus de Toi qui guides — prends le chemin, Seigneur 🥹🤍☝🏻
🔥🤍🙏

Tu n’es pas insignifiante dans le Royaume de Dieu.Je le répète :Toi, douce femme de Dieu, tu n’es pas insignifiante.🙏🤍Tu...
06/02/2026

Tu n’es pas insignifiante dans le Royaume de Dieu.
Je le répète :
Toi, douce femme de Dieu, tu n’es pas insignifiante.🙏🤍

Tu as un but.
Tu as un appel pour ta vie.
Tu as peut-être été ignorée par les autres.
Tu as peut-être été abandonnée par ta mère ou ton père.
Tu as peut-être été déçue par quelqu’un en qui tu avais confiance,
mais notre Dieu, Lui, ne te décevra jamais.🔥🥰

Tu n’es jamais hors de Sa vue.
Il savait, avant même la fondation du monde,
qu’Il voulait se servir de toi.
Il veut t’utiliser comme Son instrument.
Peu importe à quel point tu peux te sentir brisée.
Ce qui compte, c’est que tu sois disposée.
Peu importe ce que les autres disent de toi.
Ce qui compte, c’est ce que Dieu dit,
et Il dit que tu es choisie pour porter
le Nom au-dessus de tous les noms.🙏

Il dit que tu as été mise à part.
Il dit que tu portes en toi la puissance
du Dieu vivant.
Il dit que tu es ointe pour annoncer
l’Évangile avec assurance.
🤗🙏🥰
Ne pense pas un seul instant que tu ne peux pas
faire une différence pour le Royaume.
Tu le peux.
Je le peux.
Nous le pouvons tous.
Nous avons simplement besoin d’être prêts et disposés.
Nous devons mourir à nous-mêmes
et à nos propres projets.
Nous devons nous repentir de nos motivations égoïstes.
Nous devons marcher dans une obéissance immédiate.
Nous devons demander à Dieu de continuer à nous vider
de nous-mêmes afin de laisser Sa puissance agir à travers nous.✨🔥❣️

Il répondra.
Il nous utilisera.
Il nous utilisera pour élever nos enfants
comme des guerriers pour le Royaume.
Il nous utilisera pour apporter de l’espoir à ceux qui sont perdus.
Il nous utilisera pour offrir de la bonté aux étrangers.
Il nous utilisera pour être la lumière dans ce monde plongé dans les ténèbres.
Il nous utilisera pour répandre la Bonne Nouvelle.
Il nous utilisera pour marcher dans les dons de l’Esprit.
Il nous utilisera pour apporter guérison et délivrance à ceux qui sont perdus.
Il nous utilisera de grandes comme de petites manières,
mais dans chaque manière dont Il nous utilise,
cela a une grande importance pour le Royaume.🙏

Dieu a un plan pour ta vie
au-delà de tout ce que tu peux penser ou imaginer.
Va dans le monde et souviens-toi que tu n’es pas de ce monde.🌞🌼🤍
Tu portes en toi la même puissance
qui a ressuscité Christ d’entre les morts,
et tu as une mission à accomplir, mon ami(e).

Tu as été créée pour un temps comme celui-ci.
Vis et mets en pratique l’Évangile.
Aime les autres.
Sers avec un cœur humble.
Glorifie Son nom.
Voilà ton but.
C’est là que tu trouves ta valeur.
C’est ce que tu es.
Tu es un vase magnifiquement brisé,
destiné à être utilisé entre les mains du Dieu Tout-Puissant.🙏🔥🤍

ANALYSÉO TSARA NY OLONA MIFAMPITAKOSONA AMINAO …Misy mialona anao amin’ireoMisy mpanararaotra amin’ireoMisy tsy tia anao...
06/12/2025

ANALYSÉO TSARA NY OLONA MIFAMPITAKOSONA AMINAO …

Misy mialona anao amin’ireo
Misy mpanararaotra amin’ireo
Misy tsy tia anao akory amin’ireo
Misy hypocrite amin’ireo
Misy bibilava amin’ireo
Misy olona mety nalefan’ny devoly amin’ireo

Kanefa misy …
- OLONA TENA TIA ANAO
- TSY INTÉRESSÉ
- Manosika anao hiakatra
- Mino anao
- Tsy mitsara anao
- Mivavaka ho anao
- Manao ny fomba rehetra hahavonjy ny fanahinao

Raha tsorina, mila oentina aman-bavaka mihitsy ireo olona tokony hanana accès sy hanokafana ny fontsika.
Fa Mamaritra zavatra be dia be antsika.

Misy tena poizina fa misy tena fitahiana.

Ity no vavaka :
Jesosy ô!!! Esory amiko ireo olona mety hanimba ahy, fa connectéo amiko kosa ireo olona ho Fitahiana ho ahy Jesosy.
Arovy ny fifandraisako

Amen

Source : Revival Mesenger

Ny mpinamana dia:-Mifampivavaka fa tsy mifanozona-Mifampahery fa tsy mifanakivy-Mifanangana fa tsy mifanongana -Mifanoha...
03/12/2025

Ny mpinamana dia:

-Mifampivavaka fa tsy mifanozona
-Mifampahery fa tsy mifanakivy
-Mifanangana fa tsy mifanongana
-Mifanohana fa tsy mifanapotika
-Mifampiaro fa tsy mifampifosa
-Mifankatia fa tsy mifampialona

Ny tena namana dia eo foana manohana anao anaty ady sarotra lalovanao ary manosika anao handroso sy hiakatra amin'ny fiainana.

Ny tena namana dia hanosika anao ho any amin'ilay '' destinée '' izay efa nomanin'Andriamanitra ho anao.

Fidio tsara izay olona atao namana akaiky fa iny no hamaritra ny personnalité anao, ary iny no hamotika na hanangana ny ho avinao.


Eritrereto hoe izao no zavatra niseho tamin'Andriamanitra nanaiky anao:🫆-Maditra be ity olona ity, manaiky azy ve ianao?...
15/09/2025

Eritrereto hoe izao no zavatra niseho tamin'Andriamanitra nanaiky anao:🫆
-Maditra be ity olona ity, manaiky azy ve ianao? "ENY"

-Hanota io rahapitso, afak'ampitso,
"ENY manaiky azy Aho"

-Mety hivadika Aminao izy rehefa ela ny ela.
" ENY manaiky azy Aho! Hitady azy Aho"

-Mety rehefa misy fahoriana ihany izy vao hahatsiaro Anao.
"ENY manaiky azy aho! Hihaino azy Aho"

-Mety mbola ho ampirafesiny amin'ny Andriamanitra hafa ianao.
"ENY manaiky azy Aho! Hampianatra azy Aho."

-Mety ho menatra izy hitory Anao.
"ENY manaiky azy Aho! Omeko ny Fanahiko izy".

-Mety rehefa natao nisafidy izy dia naleony aloha nanaraka ny ota.
"ENY manaiky azy Aho! Mamela ny helony Aho."

-Mety tsy lahara-pahamehany Ianao eo amin'ny fiainany.
" ENY manaiky azy Aho. Tsy handao azy Aho."

-Mety hanala baraka ny Anaranao izy.
" ENY manaiky azy Aho. Handray azy Aho raha miverina izy."

-Mety tsy hazoto hiresaka Aminao izy.
"ENY manaiky azy Aho. Miandry azy foana Aho."

-Mety tsy hahatana ny fanekeny Taminao izy.
"ENY manaiky azy Aho! Izaho mitana ny fanekeko taminy."

-Mety ho enta-mavesatra ho Anao raha ny ditrany. "ENY manaiky azy Aho! Tsy lany ny famindram-poko"

-Mbola afaka mieritreritra Ianao alohan'ny hanapahanao hevitra farany!
TSIA, Tsy hahafoy na handao ny zanako Aho. Fantatro avokoa ireo miandry Ahy ireo saingy tsy misy mahasaraka azy amin'ny fitiavako.

Na mety ny ataony na tsia, tiako loatra izy. Tsy miankina amin'ny ataony ny fitiavako sy famonjena nomeko azy. Zanako izy, tena ato am-poko, maharary Ahy, tsy foiko.

Tena marina ireo! Rehefa Andriamanitra no miteny hoe : ♥️ENY. Tsy miova io teniny io.

Zanany ianao, tsy hanary anao izany izy raha mbola hiverina hitodika Aminy ianao

Teofilo ny mpandresy

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ésaië 43 :4 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share