07/08/2026
mandeha tsara ny fikarakarana n'y fikarakarana ny ankizy mba hahafahany Manana fivoarana piainana
hita tokoa fa mahomby ny reducation atao Azy ireo
hanentanana antsika Ray aman dreny Zay Manana Zaza hafa Kely fa zay mikarakara dia mahita fivoarana hatrany
Ny association des familles des personnes Handicapées ivato officiel dia manampy ireo RAD ,arak hevitra,fomba fitaizana, fitsaboana , Education sns....
mba hahafahany manamaivana ny fikarakarana ireo RAD ny zanany .
indrindra isika anaty fampiatiana tanteraka Amin izao fotoana izao
Ito Zao misy Zaza iray nokarakarainay tamin ity taona ity Zay Tsy mahay nandeha , ankehitriny izy efa mahaleotena tsara mandeh irery Sady mijoro tsara