Andriafo Association Sportive

Andriafo Association Sportive Créée depuis 2018, l'Association Sportive ANDRIAFO a pour vocation de contribuer à l'éducation d

Mbola mitohy ny hazakazaka
04/05/2025

Mbola mitohy ny hazakazaka

Fandraisana anjara tamin'ny FIFANINANANA NOKARAKARAINY ASSOCIATION MASAKI ANTSIRABE
31/12/2023

Fandraisana anjara tamin'ny FIFANINANANA NOKARAKARAINY ASSOCIATION MASAKI ANTSIRABE

MIRARY TAONA ZINA 2024
26/12/2023

MIRARY TAONA ZINA 2024

Mamarana ny taom-pilalaovana 2023 sy mamaly ny fanasan'ny Association MASAKY avy any Antsirabe
26/12/2023

Mamarana ny taom-pilalaovana 2023 sy mamaly ny fanasan'ny Association MASAKY avy any Antsirabe

22/09/2023
Faly miarahaba any Fabien Eritiana sy Tania, ny ANDRIAFO, amin'izao fahasoavana lehibe izao, ho tokatrano betsaka vahaol...
03/05/2023

Faly miarahaba any Fabien Eritiana sy Tania, ny ANDRIAFO, amin'izao fahasoavana lehibe izao, ho tokatrano betsaka vahaolana sy hirin'olona ny tokatranonareo
Fiainana ny baolina kitra

Mitsingerina ny andro nahaterahanaoArabaina ianao Ny tso-drano ny lanitra ho aminao
28/03/2023

Mitsingerina ny andro nahaterahanao
Arabaina ianao
Ny tso-drano ny lanitra ho aminao

Fialam-boly,  nifety niravoravoana no niarahan'ny ANDRIAFO ny alahady 19 mars teny aminy Espace FenomananaIzany no natao...
20/03/2023

Fialam-boly, nifety niravoravoana no niarahan'ny ANDRIAFO ny alahady 19 mars teny aminy Espace Fenomanana
Izany no natao hanamafisana ny firaisan-kina sy fifampiarabana nahatrarana ny taona vaovao 2023

Hiatrika sy hifantoka amin'ny fifaninana eo anivon'ny seksionina Ambohidratrimo amin'izay manomboka eto
TSY MAINTSY HO LEHIBE NO HIAFARANA

AS Andriafo mivoaka.Manatanteraka fivoahana any amin'ny faritr'Itasy mandrindra ny telo andro ny Andriafo Association Sp...
27/12/2022

AS Andriafo mivoaka.
Manatanteraka fivoahana any amin'ny faritr'Itasy mandrindra ny telo andro ny Andriafo Association Sportive.
Misy ny lalao ara-pirahalahina ho atao mandritra izany.
Ity fivoahana ity koa no hentina hamaranana ny taom-pilalaovana 2022.

Araky ny fangatahan'ny Joueuses dia hisy ihany koa ny Tournoi Féminin amin'ny fankalazana ny faha dimy taona ny Andriafo...
13/11/2022

Araky ny fangatahan'ny Joueuses dia hisy ihany koa ny Tournoi Féminin amin'ny fankalazana ny faha dimy taona ny Andriafo Association Sportive . Voafetra ho valo (8) ihany ny mpandray anjara. Aza adino ny manoratra anarana mialoha araka izany.

Address

Vers By-pass Akadidratombo
Antananarivo

Telephone

+261347250701

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andriafo Association Sportive posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Andriafo Association Sportive:

Share