01/05/2025
๐ด ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ โ ๏ธโ ๏ธ | Atolotra anao androany ireo karazan-tsakafo 10 mahasalama Fo.
1๏ธโฃ. CHOCOLAT NOIR | ๐ซ tsara kokoa ireo chocolat noir misy cacao mihoatry ny 70% (ilay somary mangidy iny). Ny chocolat dia mitondra ireo Flavonoรฏdes, izay mahasalama ny lalandrร .
2๏ธโฃ. DIVAY MENA | ๐ท misotroa divay mena 1 vera mba hahasalama ny fonao. Ny antony dia satria misy Resvรฉratrol izay mahasalama fo ny divay mena.
3๏ธโฃ. ZAVOKร | ๐ฅ mitondra menaka mahasalama ny lalandrร .
4๏ธโฃ. TRONDRO MATAVY | ๐ izay mitondra Omรฉga-3 miaro @ fahatsetsenan'ny lalandrร manerana ny vatana. Anisany izany ny SAUMON sy ny SARDINES.
5๏ธโฃ. LEGUMES MAITSO | ๐ฅฆ mitondra fibres sy vitamines ary antioxydants mahasalama ny fo. Toy ny : BROCOLI, LAISOA, EPINARD.
6๏ธโฃ. VOAMAINA | ๐ฅ mitondra potassium mampilamina ny tosidrร avo. Toy ny : TSARAMASO, TSIASISA, VOANEMBA.
7๏ธโฃ. NOIX | ๐ฐ mitondra ihany koa Omรฉga-3 izay tena mahasalama tokoa. Toy ny : VOANJO, NOIX DE CAJOU, AMANDE.
8๏ธโฃ. APONGABENDANITRA | ๐ mitondra antioxydants mampatanjaka ny hery fiarovana.
9๏ธโฃ. HUILE D'OLIVE | ๐บ io no menaka tsara handrahoana sakafo ara-pahasalamana.
๐. THร VERT | ๐ต mitondra Polyphรฉnol mahasalama fo. Tsy atao fisotro matetika anefa.
โ
๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐๐ผ๐๐ผ
___
Dr. Rakotonoel, Cardiologue โค๏ธ