20/06/2026
Ireo ny Solon_tenan’ny Tanora Vitsivitsy ato anatiny Vondrona Ambodibonara Mitambatra(VAM)! izay mahatsapa fa manana Andraikitra @ fanaovana asa Soa @ tany faviany! Araho tsy tapaka ny pejy 😊! k’aza adino manindry suivre👇sy réaction 🥰❤️👍!Top🫶