30/12/2025
🇫🇷 Français :
À la fin de l’année, le boxeur ne compte pas seulement ses victoires.
Il respecte ses défaites, remercie sa discipline
et avance avec humilité et courage.
Nouvelle année, nouveau combat, même respect. 👊✨
🇲🇬 Malagasy :
Amin’ny faran’ny taona, tsy fandresena ihany no isain’ny mpanao boxe.
Hajainy ny faharesena, ankafiziny ny fifehezantena,
ary mandroso amin’ny fanetren-tena sy herim-po.
Taona vaovao, ady vaovao, fanajana tsy miova. 👊✨