Antily FIV ###VI Anosibe

Antily FIV ###VI Anosibe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antily FIV # # Anosibe, Youth Organization, Ecar Street Jérôme Anosibe, Anosibe.

Misaotra ny FISA Mpamakilay faritra mahamasina tamin'ny fifampizarana nataony  teto amin'ny fivondronana nandritrany ali...
28/02/2026

Misaotra ny FISA Mpamakilay faritra mahamasina tamin'ny fifampizarana nataony teto amin'ny fivondronana nandritrany aliny 10 Janoary 2026 lasa teo, mankasitraka indrindra eee

22/02/2026
Fintina an_ tsary ny omaly 08 Febroary 2026 any fivondronana faha ###VI ANOSIBE tamin'ny  Lamesa lehibe any ANTILY farit...
09/02/2026

Fintina an_ tsary ny omaly 08 Febroary 2026 any fivondronana faha ###VI ANOSIBE tamin'ny Lamesa lehibe any ANTILY faritra Mahamasina sy fifampiarahabana fa nahatratra ny taona vaovao teto anivony faritra izay natao teny aminy Lycée st Chantal

"Izay tratrin' ny aina no atao"Ireto ny mpiandraikitra andia eto amin ' ny fivondronana faha ###VI Anosibe,Mirarisoa an ...
20/01/2026

"Izay tratrin' ny aina no atao"

Ireto ny mpiandraikitra andia eto amin ' ny fivondronana faha ###VI Anosibe,

Mirarisoa an ' ialahy isany havita be aminy fanabeazana izay ankinina amilisany,...

Ny omaly 18 Janoary 2026 marainaSortie voalohany niarahanay tamin' ireto Tonia anay ireto teny Mahamasina nanotrona ny f...
19/01/2026

Ny omaly 18 Janoary 2026 maraina

Sortie voalohany niarahanay tamin' ireto Tonia anay ireto teny Mahamasina nanotrona ny fametrahana sy tokim_panompoana hoany tonia sy mpiandraikitra tao amin'ny EKAR sy Kolejy St Joseph Mahamasina

𝟏𝟏 Janoary 𝟐𝟎𝟐𝟔 "Hanompo no iantsoana an'ialahy isany.." Isaorana Andriamanitra fa noho ny fahasoavany dia tontosa soa a...
12/01/2026

𝟏𝟏 Janoary 𝟐𝟎𝟐𝟔
"Hanompo no iantsoana an'ialahy isany.."
Isaorana Andriamanitra fa noho ny fahasoavany dia tontosa soa aman-tsara :

🔸 𝐧𝐲 𝐄𝐨𝐤𝐚𝐫𝐢𝐬𝐭𝐢𝐚 𝐌𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐓𝐨𝐧𝐢𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐌𝐩𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐤𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐨𝐦𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐢𝐥𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐗𝐗𝐗𝐕𝐈 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐢𝐛𝐞

Etoana dia tsy hainay tsy hankasitraka 🙏 :

🔹 Ny Pretra Curé eto amin'ny EKAR Paroasy MD Zeroma Anosibe, izay nanolotra ny Sorona Masina.

🔹 Ny Filohan-tsampana mpanampy Mpamakilay Diosezy izay nisolo tena ny Filohan'ny Antily Diosezin'Antananarivo

🔹 Ny Filohan'ny Antily Faritra Mahamasina sy ny fileovan'ny Faritra.

🔹 Ireo Toniam-pivondronana, Mpiandraikitra sy beazina avy eto amin'ny Antily Faritra Mahamasina tonga nifanotrona.

🔹 Ireo Mpiandraikitra sy beazina avy ao amin'ny Fanilon'i Madagasikara fivondronana XVIII Anosibe

🔹 Ireo vahiny nasaina

🔹 Ireo kristianina rehetra niara niombom-bavaka

Ilay Andriamanitra manakarem_ pahasovana anie hamaly ny fitiavana lehibe izay natolotrareo ho anay Antily fivondronana faha ###VI Anosibe

Ny tonia sy mpiandraikitra ary ny beazina rehetra eto aminy fivondronana ###VI

Address

Ecar Street Jérôme Anosibe
Anosibe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antily FIV ###VI Anosibe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share