The Stream

Call Contact the organization

The Stream The STREAM family with Pastor Tino Anjaratandrify.

We are your royal online family,
Sons of Thunder Rising to Establish Apostolic Majesty ( STREAM ). — ThereIsFireHere 🔥

FAHAGAGANA maro no efa nitranga!!!Fiainana maro no efa NIOVA 🔥Anjaranao indray izao ❗️Eto Moramanga indray ny fotoanants...
23/10/2026

FAHAGAGANA maro no efa nitranga!!!
Fiainana maro no efa NIOVA 🔥

Anjaranao indray izao ❗️

Eto Moramanga indray ny fotoanantsika rahampitso.
Miaraka amin’ny mpanompon’Andriamanitra Pasteur Tino Anjaratandrify.

✨ Hotel Zoara Moramanga
✨ Rahampitso @ 9:30

Tongava ary.
Ento ny namana sy ny ankohonana rehetra.

Tianao hiposaka amin’izay ve ny masoandronao?TENA HIVAVAKA ISIKA NO SADY HANDRAY FANAMBARANA EO AMIN’NY FANATREHAN’ ANDR...
22/10/2026

Tianao hiposaka amin’izay ve ny masoandronao?

TENA HIVAVAKA ISIKA NO SADY HANDRAY FANAMBARANA EO AMIN’NY FANATREHAN’ ANDRIAMANITRA ❤️🔥

Mandritry ny ADINY TELO ✨

Ho resahintsika ao anatin’izany ny lohahevitra hoe:
👉 NY MISITERIN’NY FAHAZAVANA

Fotoam-bavaka en ligne azonao arahina na aiza na aiza misy anao.

👉 Zoma, 23 Oktobra 2026
⏰ 9 Ora alina — 12 Ora alina

Tianao ho tonga amin’izay ve ny marainanao ❓
Natao ho anao mihitsy ity fotoana ity.

Ndao ary iaraka hivavaka.
Ary hasao ny havana sy ny namana.

Ao amin’ny commentaire ny LIEN ho an’izay vaovao. Clickena fotsiny.

Ialako tsiny raha indraindray mbola tsy mifanaraka amin'ilay filazantsara toriako ny fiainako.Ialako tsiny raha Andriama...
20/10/2026

Ialako tsiny raha indraindray mbola tsy mifanaraka amin'ilay filazantsara toriako ny fiainako.

Ialako tsiny raha Andriamanitra tonga lafatra no toriako hoe noraisiko sy tiako mba ho raisinao nefa ny fiainako aza mbola tsy hitanao tonga lafatra.

Ialako tsiny raha mbola vao mitombo amin'ny fahalalana tsara an'Ilay Tompoko aho ary mbola vao mitombo amin'ny fahasoavany.

Ialako tsiny satria hitohy hitory ny fahatsarany foana aho na dia somary mandalo ady sarotra aza aho indraindray. Ary ialako tsiny fa hitory ny fahalehibeazany foana aho na dia mety mbola maro ny ady izay tsy tohitro.

Ialako tsiny satria tsy hiandry ny fiainako ho tonga lafatra eo imason'ny olona aho izay vao hanapan-kevitra hilaza ny fahatsaran'Ilay Mpanavotra ahy. Tsy hiandry fotoana hafa any aoriana any aho. Tsy hiandry izay fotoana heverin'ny olona ho mety aho. Izao aho no mbola velona ary izao aho no hitory.

🔥 mitoria ny teny, mazotoa, na amin’ny fotoana, na tsy amin’ny fotoana, ...2Timoty 4:2

The Stream

IZAY MIATRIKA FANAMBY REHETRA ❗️‘Ndao entina eo anatrehan’Andriamanitra…Na mafy toy ny ahoana ary ny adinao.Mbola tsy le...
20/10/2026

IZAY MIATRIKA FANAMBY REHETRA ❗️
‘Ndao entina eo anatrehan’Andriamanitra…

Na mafy toy ny ahoana ary ny adinao.
Mbola tsy lehibe noho ny Andriamanitrao io.

Raha mbola hivavaka ianao.
Dia tsy maintsy mbola hahita ny voninahiny iseho.

Anio atoandro ary.

👉 !!! Mardi, 20 Octobre — 13:00 ⏰
✨ Stream Prayer Meeting ⚡️⚡️⚡️

Azonao atrehana na aiza ianao na aiza.
Fotoam-bavaka en ligne.

Misy lien ao amin’ny commentaire.

15/10/2026

5D OF JOY AND BLESSINGS ❤️🔥🎉
FAMARANANA RAHAMPITSO!!!

Fotoam-bavaka en ligne izay handraisanao fahasoavana manokana.

Fotoana hidirana amin’ny vanim-potoana mahafinaritra eo amin’ny fiainanao izao.

Fotoana tena hitahian’Andriamanitra ny olony izao.
Ary ianao tsy ho diso anjara amin’izany.

Ataovy izay tsy maintsy hanatrehanao ity fotoana ity:

📆⏰✨ 12 - 17 Oktobra 2026 — isaky ny amin’ny 4 ora maraina …

💡 Audio Live eraky ny platforms an’ny The Stream

Omany dieny izao ny fotoananao.
Taomy ny havana sy ny namana.

Ao amin’ny commentaire ny lien raha mbola tsy tafiditra ianao.

15/10/2026

VAVAKA HO ANAO 🔥❤️

“Alors mon cœur se réjouit, je danse de joie, mon corps est totalement en sécurité.”La JOIE, ✨Le SÉCURITÉ. 👍Omeo ny tena...
14/10/2026

“Alors mon cœur se réjouit, je danse de joie, mon corps est totalement en sécurité.”

La JOIE, ✨
Le SÉCURITÉ. 👍

Omeo ny tenanao ilay ilainy.
Ary tena disponible ho anao izany.

Raiso rahampitso ao amin’ny Joy & Blessings ny STRATEGIES sy TSODRANO hiainanao ao anatin’izany 👉

⏰ 04H00 Maraina …
amboary dieny izao ny RÉVEIL

Fotoam-bavaka en ligne azonao atrehina maimaimpoana ❤️😊

Misy lien ao amin’ny commentaire raha vaovao ianao. Tongasoa.

‭‭Psaumes‬ ‭16‬:‭9‬ ‭PDV2017‬‬

14/10/2026

Tsy hisy ambinina ny fiadiana rehetra voaforona hamelezana anao ❗️🔥
VOATAHY SADY VOAARO IANAO 🙏

DOMY ANATY VAVAKA MAFIMAFY KOKOA AMIN’IZAY 🔥Dia ho hitanao ny fiovana hitranga avy eo.Tsy maintsy hahita ny voninahiny h...
13/10/2026

DOMY ANATY VAVAKA MAFIMAFY KOKOA AMIN’IZAY 🔥

Dia ho hitanao ny fiovana hitranga avy eo.
Tsy maintsy hahita ny voninahiny hiseho ianao.

✨ Anio atoandro, iaraka hivavaka isika.
Hitarika antsika anaty vavaka mandritry ny adiny iray indray ny Fanahy Masina.

📆⏰ Mardi, 13 Octobre — 13H00
✨✨ Stream Prayer Meeting

Tsy maintsy mahita fiovana ianao.
Rehefa mbola hisisika hivavaka.

There Is Fire Here 🔥

12/10/2026

Manana Andriamanitra mpihaino VAVAKA isika.
No sady Andriamanitra MPAMALY VAVAKA 🔥

Raha mbola HITOHY HIVAVAKA IANAO
Dia tsy maintsy hahita ny asany eo amin’ny fiainanao 👉

Aoka ho izao ilay fotoana hitrangan’ny VALIM-BAVAKAO ❤️🔥

✨✨ Stream Family 💡

Address

Ankorahotra
Ankorahotra
101

Telephone

+261341736011

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Stream posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to The Stream:

Shortcuts

Share