21/08/2026
Mihamazava, Mihatsara, ary avy amin’ny voninahitra ho amin’ny voninahitra ny fiainantsika.
Hey, ho anao izay mipetraka eto Antsirabe 🔥
Tsy filà na voa tsy ary izany, fa voalazan’ny Soratra Masina mihitsy…
Tian’Andriamanitra ny hiainanao izany fivoarana, fiovana ho amin’ny tsara lavitra izany.
Ity ary ny fotoana hifanaovanay aminao:
👉 Samedi, 22 Août 2026 — 10H00
👉 Maison de Prière Mahazoarivo Antsirabe
Taomy ny namana sy ny havana rehetra.
Afaka mandefa hafatra miafina raha mila torolalana manoro ny toerana.
Tsy maintsy mahita fiovana ianao 🔥