04/01/2026
✨Vovonan’ny Ankizy Distrika Ankililoaka✨
👉Solontena vitsivitsy avy amin’ny renivohitry ny Distrika sy ny zanam-piangonana, tonga nanotrona ny fiarahabana ny Arseveka nahatratra ny taona vaovao 2026, tao amin’ny Paroasy Sanfily Toliara
Hafaliana re izany eee🤩📸