What The Fact

What The Fact Son objectif est de lutter contre la désinformation et la haine en ligne

WHAT THE FACT est un Fact-checking desk mis en œuvre par l’ONG CID, dans le cadre du projet MANEHOA, initié par INTERNEWS et soutenu financièrement par l’Union européenne.

18/06/2026

⚠️ « Ils sont tous comme ça. »
⚠️ « Il faut les chasser. »
⚠️ « Ils ne méritent pas de vivre. »
Ces phrases ne sont pas de simples opinions. Elles peuvent être des signaux de discours de haine.
👀 Apprenez à repérer les formulations qui doivent vous alerter lorsque vous naviguez sur les réseaux sociaux.
💬 Critiquer une idée est un droit. Exclure ou déshumaniser des personnes à cause de leur identité ne l’est pas.

, un projet initié par Internews et financé par la Délégation de l'Union européenne à Madagascar et en Union des Comores

⚠️𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 ⚠️ Ranty hita ny 03 Jona lasa, nozaraina tamina vondrona facebook malaza maromaro. Feno teny mivoy her...
17/06/2026

⚠️𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 ⚠️

Ranty hita ny 03 Jona lasa, nozaraina tamina vondrona facebook malaza maromaro.
Feno teny mivoy herisetra atao amin'ny tomponandraikim-panjakana iray ilay ranty. Misy ireo nampiasa sary IA nanamafisana izany.

❌"̶F̶i̶t̶s̶a̶r̶a̶m̶b̶a̶h̶o̶a̶k̶a̶ ̶n̶o̶ ̶s̶a̶h̶a̶z̶a̶ ̶a̶z̶y̶"̶ ̶
̶❌"̶A̶T̶A̶O̶V̶Y̶ ̶M̶A̶H̶I̶T̶A̶ ̶M̶I̶N̶T̶S̶Y̶ ̶I̶O̶ ̶V̶A̶O̶ ̶T̶A̶D̶Y̶ ̶I̶T̶S̶O̶K̶A̶ ̶E̶O̶"̶

➡️Samihafa tanteraka ny ady hevitra politika sy ny fanarabirabiana olona.

➡️Raha mahita teny mivohy fiantsiana na herisetra isika dia entanina tsy hamaly na hizara izany mba hisorohana ny fielezany.

16/06/2026

🎥 𝐅𝐞𝐨 & 𝐅𝐚𝐜𝐭 - 𝟎9 part II

👉🏼 41%n’ireo fanehoan-kevitra mivoy fankahalana sy herisetra dia mahakasika ny fanavakavahana ara-poko na ara-piarahamonina, sy fihantsiana herisetra na fifandonana.

Araho ato amin’ny horonan-tsary ny andinindiny

☢️𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚"̶.̶.̶.̶.̶ ̶r̶o̶h̶a̶s̶i̶n̶a̶ ̶e̶t̶o̶ ̶d̶o̶l̶y̶ ̶F̶R̶A̶N̶T̶S̶A̶Y̶ ̶r̶e̶h̶e̶t̶r̶a̶ ̶a̶t̶r̶@̶ ̶e̶m̶b̶a̶s̶s...
16/06/2026

☢️𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚

"̶.̶.̶.̶.̶ ̶r̶o̶h̶a̶s̶i̶n̶a̶ ̶e̶t̶o̶ ̶d̶o̶l̶y̶ ̶F̶R̶A̶N̶T̶S̶A̶Y̶ ̶r̶e̶h̶e̶t̶r̶a̶ ̶a̶t̶r̶@̶ ̶e̶m̶b̶a̶s̶s̶a̶d̶e̶ ̶F̶r̶a̶n̶c̶e̶ ̶…̶.̶"̶
🪪Ranty iray nivoaka ny 01 Jona 2026 ,tao amin'ny groupe be mpanaraka maromaro no miantso ny hanaovana lasibatra ireo teratany Frantsay eto Madagasikara.
Miantso ihany koa ilay ranty amin' ny hampiasan-kery hamerenana ireo Nosy Malagasy.

🧑‍🧑‍🧒‍🧒Tafiditra anatin'ireo adi-hevitra mahakasika ny fitrandrahana an'ny Bemolanga sy Tsimiroro ity fizarana ity.

📲Tena ilaina ny fanehoan-kevitra saingy tsy amin'ny teny voasokajy ho miantso fankahalahana mifototra amin'ny fihaviana tahaka ity ranty ity❌.

✅Omeo sehatra ny ady hevitra miainga amin'ny zava- misy azo porofoina sy amin'ny fomba manaja ny hasin'ny rehetra.

12/06/2026

✈️ Pendant que votre feed parle voyage et food…
🍔🍹 plages, recettes, destinations de rêve et lifestyle
Le nôtre, c’est un autre menu : politique, faits divers insolites, débats enflammés, rumeurs virales et fake news à vérifier. 🔎😅
Et entre deux notifications, on jongle avec des dizaines d’onglets, des commentaires contradictoires et des contenus sortis de leur contexte.
🎬 Bienvenue dans la vraie vie d’un analyste / fact-checker : là où le chaos du web devient notre quotidien.

🚩 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 : 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘁𝗼𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗮 𝘃𝗲 ? Ny 15 mai lasa teo , ranty niparitaka tami...
12/06/2026

🚩 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 : 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘁𝗼𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗮 𝘃𝗲 ?

Ny 15 mai lasa teo , ranty niparitaka tamin'ny vondrona facebook maromaro mizara ny sarin'ny minisitry ny fitsarana nampiarahana tamin'ny fehezanteny milaza hoe "ℎ𝑎𝑛𝑎𝑘𝑎𝑡𝑜𝑛𝑎 𝑖𝑟𝑒𝑜 𝐹𝑖𝑎𝑛𝑔𝑜𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑆𝑒𝑘𝑡𝑎 𝑛𝑎𝑚𝑜𝑟𝑦 𝑜𝑙𝑜𝑛𝑎 𝑛𝑖𝑣𝑎𝑣𝑎𝑘𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑑𝑒𝑙𝑖𝑣𝑟𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑡𝑒𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝐾𝑖𝑎𝑛𝑗𝑎 13 𝑀𝑎𝑖 𝑠𝑦 𝑡𝑎𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑉𝐼𝑉𝐴 𝐴𝑅𝐸𝑁𝐴".

Nanao fanadihadiana ny ekipan'ny What The Fact :
- Ny fikarohana tamin'ny 𝑮𝒐𝒐𝒈𝒍𝒆 𝒍𝒆𝒏𝒔 dia nahitana fa sary tamin'ny 11 mai 2026, mahakasika raharaha adin-tany ilay sary nampiasana tamin'ny ity ranty ity.
- Nanao "video" fanambarana tao amin'ny pejiny ny Ministeran'ny fitsarana mandiso ireo ranty, ny "amphithéatre ARENA" no nakatona fa tsy ny Fiangonana Home Church.
- Ny pejin'ilay Fiangonana voalaza sy ny Mpitandrina mpitarika eo amin'ilay Fiangonana ihany koa dia samy namoaka ranty mandiso ilay ranty.

𝗩𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗱𝗶𝘀𝗼 𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗶𝘁𝘆 𝗿𝗮𝗻𝘁𝘆 𝗶𝘁𝘆.

▶️Mila mailo hatrany fa maro ireo vaovao diso miparitaka.

Ao amin'ny taria ny lahatsoratra fanadihadiana feno .

11/06/2026

🔍 Une fausse information n’est pas toujours partagée avec de mauvaises intentions.

📲Pourtant, en quelques clics, elle peut semer la confusion et induire des personnes en erreur. C’est ce qu’on appelle la 𝗺𝗲́𝘀𝗶𝗻𝗳𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 : une information erronée diffusée sans volonté de tromper, mais qui peut tout de même avoir des conséquences bien réelles.

C’est pourquoi il est important de toujours vérifier avant de partager. 🧐

, un projet initié par Internews et financé par la Délégation de l'Union européenne à Madagascar et en Union des Comores

🚩𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 ☢️📝 Mpisera Facebook iray no miantso ny handroahana Kaomorianina ,izay nosokajiany ho "comorien islamis...
11/06/2026

🚩𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 ☢️

📝 Mpisera Facebook iray no miantso ny handroahana Kaomorianina ,izay nosokajiany ho "comorien islamiste radical" tamin'ny ranty navoaka ny 24 mai tao amin'ny "groupe Facebook" bé mpanaraka iray.

Milaza ihany koa izy amin'ilay ranty fa manana tetikasa hamadihana ho silamo ireo faritra amoron-tsiraka rehetra ireo olona voalaza ireo ka miantso ny Malagasy ho tonga saina.

👉Sokajiana ho antso mivoy fankahanalana mifototra amin'ny finoana ny fizarana tahaka izao ary atahorana ny hanamafy ireo hevi-draikitra momba ireo teratany Kaomorianina sy mpino Silamo.

☑️ "Signaler" avy hatrany raha mahita ranty mivoy fankahalana indrindra ireo mety hitetaka disadisa mba hisorohana ny fielezany.

10/06/2026

🎥 𝐅𝐞𝐨 & 𝐅𝐚𝐜𝐭 - 𝟎9 part I

👉🏼 Fandalinana tranga iray teo anelanelan’ny 21 sy 30 Aprily no zaraina aminao ato amin’ity horonan-tsary ity, izay voarakitra ao amin’ny Feo 33.

05/06/2026

😌☕ Avant la deadline : « On a largement le temps. »
😵‍💫💻 Après la deadline : 47 onglets ouverts, 3 crises existentielles et une seule question :
« Pourquoi ça bug MAINTENANT ? » 😅 😭

Si vous avez déjà vécu ça, bienvenue au club. 🤝

Address

Lot IV X 30 Bis
Ankazomanga
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when What The Fact posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share